Aphrodisiaque : Vomanga koa hono izy fa , jereo ange ato e

1. mion ( 19/08/2009 14:03)
patates douces :

Certaines plantes contiennent des hormones proches de nos hormones sexuelles... tel est le cas des patates douces L'ipomea violacea et turbina corybosa mieux connue sous le nom de patate douce ( plante classée comme hallucinogène) se révèle étre un stimulateur de sens. Elle est surtout utilisée pour stimuler la sexualité des femmes en Amérique du Sud.

De nombreux aphrodisiaques n'ont pas livré tout leur secret. Il semblerait qu'ils stimulent les sens voire les organes génitaux et réveillent le désir chez l'individu qui en consomme.
-------------------------------------------------------------------

Misaotra an'andriamanitra fa tsy ny manambola ihany no afaka mirevy fa na ny mpamboly sy ny tambanivohitra koa ary zao de afaka mampiasa aphrodisiaque
2. tess ( 19/08/2009 14:17)
:-D
3. tess ( 19/08/2009 14:20)
otran'ny hoe viagra ihany ve izany e???? :^)
4. Papoose ( 19/08/2009 15:08)
zay ange ty mion rehefa tsy mitady zvt compliké e! :D
5. menalamba ( 19/08/2009 15:21)
Ahan!!! Ary zay zany no maha maro anaka ny any ambanivohitra raha azoko tsara ,mihinana vomanga dé avy eo mibitabitaka tsara... ndé mba hinana aho ,hividy ary @ sinoà ary raha izany :^)
6. Papoose ( 19/08/2009 15:37)
ny african koa manana vomanga milay :^) :D
7. tess ( 19/08/2009 16:40)
menalamba:

Ahan!!! Ary zay zany no maha maro anaka ny any ambanivohitra raha azoko tsara ,mihinana vomanga dé avy eo mibitabitaka tsara... ndé mba hinana aho ,hividy ary @ sinoà ary raha izany :^)



:-D :{ :-D :-D :-D :-D MAZAVA WAZZZ!
8. ikaretsaka ( 19/08/2009 21:18)
hmmmmmmm
9. vivi ( 19/08/2009 21:31)
milay koa zany!
10. ari.malala ( 20/08/2009 07:02)
menalamba:

Ahan!!! Ary zay zany no maha maro anaka ny any ambanivohitra raha azoko tsara ,mihinana vomanga dé avy eo mibitabitaka tsara... ndé mba hinana aho ,hividy ary @ sinoà ary raha izany :^)



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. mion ( 20/08/2009 07:12)
misy facteurs mahamaro anaka ny any ambanivohitra hono ka :
1- Eo alou ny vomanga
2- matory alou be zareo any ambanivohitra any (@ 4 de midy ny trano), @ 6 farafahatarany de matory daholo ny kilonga, betsaka kokoa zany ny fotoana aza hibitabitahana
misy diavolana foana andefasana ireo ankizy eny antokontany hilalao refa @ alina: mody oe izaytsy milalao sain-kanina, @ iny zareo no tena miletra vomanga

12. ari.malala ( 20/08/2009 07:22)
mody oe izaytsy milalao sain-kanina, @ iny zareo no tena miletra vomanga
:-D :-D :-D :-D :-D :-D hay zareo zany kay no tena sain-kanina ko :-D :-D :-D :-D :-D
13. mion ( 20/08/2009 07:30)
ari.malala >
Ny Ntaolo ange tena vetaveta mintsy e, nga tsy fantatrao : voatavo tsy mifandraka e..., tratra ambody omby e ... (au sens propre hono io hoy ny prof de Malagasinay talou : perversion), mbola b d b ny oha pitenenana any fa diniho ange e
14. ni81 ( 20/08/2009 14:33)
ari.malala >
Ny Ntaolo ange tena vetaveta mintsy e, nga tsy fantatrao : voatavo tsy mifandraka e..., tratra ambody omby e ... (au sens propre hono io hoy ny prof de Malagasinay talou : perversion), mbola b d b ny oha pitenenana any fa diniho ange e

Dia ahoana indray izany ilay fomba fiteny hoe: lehilahy loham-bomanga? :D
15. sitlo ( 20/08/2009 15:29)
Hmmmmmmm! tsara ho fantatra.
16. Papoose ( 20/08/2009 15:36)
Ny Ntaolo ange tena vetaveta mintsy e,
nga moa ny ntaolo tsy tokony ho vetaveta? olombelona anie izy eeee!!! hellloo!
17. tywa68 ( 20/08/2009 15:59)
ni81:

ari.malala >
Ny Ntaolo ange tena vetaveta mintsy e, nga tsy fantatrao : voatavo tsy mifandraka e..., tratra ambody omby e ... (au sens propre hono io hoy ny prof de Malagasinay talou : perversion), mbola b d b ny oha pitenenana any fa diniho ange e

Dia ahoana indray izany ilay fomba fiteny hoe: lehilahy loham-bomanga? :D


Iza indray moa no nataonjy an'zany tao ? :-D :-D tsy maintsy miara-mihinana anie zany e =)) =))
18. fahamarinana ( 20/08/2009 16:03)
:arrow: reto oah !Tapa-tsiny daholo ilay namako le ! :-P (l)
19. ni81 ( 20/08/2009 16:17)
reto oah !Tapa-tsiny daholo ilay namako le !
:lol:
20. vale ( 20/08/2009 21:24)
menalamba & mion> :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0976