Aphrodisiaque : Vomanga koa hono izy fa , jereo ange ato e
21. menalamba
(
21/08/2009 06:45)
Mba fanontaniana kely filam-panazavana, hoanina miaraka @ hodiny ve ilay vomanga sa voasana?Sao dia ao @ hodiny mantsy no tena misy ilay mampibitaka ka tsisy asany raha voasana?sady lafo kely ery ilay izy tany @ sinoà an,ary izay koa izany angamba no maha bobaka ny sinoà eto ambonin'ny tany fa tia vomanga.Manomboka eto raha mety io dia tsy vôsary intsony no hataoko déséra fa vomanga indray :^)
23. tywa68
(
21/08/2009 07:28)
Koa rhf lafo kely zany v mbola ho voasana, ary naninon no tsy nanontany an'ilay mpivarotra mpihinan'azy enao ? :lol: :wink:
24. menalamba
(
21/08/2009 07:37)
Mpivarotra ve ho voatery mpihinana? :lol: Sady eto no mifanome sopapa fa raha any aho no manontany dia mety torony vohana ,mety asainy andrahona @ vitsinn!!! :^)
25. mion
(
21/08/2009 09:12)
Tandremo fa misy oul manao intolérance @ vomanga ka vao mihinana de mivoaka mangididy an (urticaire), ze mirevy ity fika vomanga ity ka mangididy de aza kivy ;) ampitomboina tsikelikely ny quantité : ohatra raha mahandro vomanga 15cm ianao de ny 3 cm ihany alou no hanina, de refa tsy maninn de ampiana kely isan'andro mandram-paha tolerern'ny organisme -nao ilay 15 cm, de ampitomboina tsikelikely mandrampahalany 1 vilany kely (raha toa ka hanao marathon nareo). Mila manana faharetana.
Manta sa masaka sa maina tokoa re no tena efficace e? andramo daholo de zarao ny experience e , :lol: :lol: :lol:
Manta sa masaka sa maina tokoa re no tena efficace e? andramo daholo de zarao ny experience e , :lol: :lol: :lol:
26. tywa68
(
21/08/2009 10:04)
menalamba > io lazain'i mion io hoe ilay vomanga manome urticaire no atao hoe aphrodisiaque zany :-D :-D tsy ampiana vetsin fa beurkk indray ;-)
28. ari.malala
(
24/08/2009 13:01)
:-D :-D :-D :-D
Hs kely, fa i mion nga dokotera? naika anontaniako ilay resaka intolérance sy allergie mantsy
Hs kely, fa i mion nga dokotera? naika anontaniako ilay resaka intolérance sy allergie mantsy
29. menalamba
(
24/08/2009 17:28)
Hoooun! Aoka ry ari.malala @ ity vomanga marina,fa raha ilay zavatra anie no tratran'ny tandimerina ka sady mivindana be no ho sahirana bé ramosé @ fanalana hidihidy é!! :^) :-D
30. tywa68
(
24/08/2009 17:51)
Menalamba > d nohaninao niaraka t@hodiny tao lay vomanga a :lol: :-D (lafo loatra raha mbola voasana kosa koa :wink:)
31. menalamba
(
24/08/2009 17:56)
ötran'y mibotsin-drivotra,mampanehatra ilay izy... mbola andrasako ilay mibitaka fa tsy mbola tonga... :/ :-D
32. rakapy
(
24/08/2009 17:59)
Hitako ny olona any ambanivohitra maro anaka kay afrodisiaka ny vomanga ko! :-D :-D
34. rakapy
(
24/08/2009 18:25)
Rakapy > sady mihoatra foana
Izay izany ilay atao hoe plaisir allergetique? sa double allergie sady mangididy ny tena no mangididy koa ny ao ambany? :-D :-D :-D
36. menalamba
(
24/08/2009 18:45)
Iékany! Dé mody hoe ôtrôry kely ah ry rainy fa nivoaka tandimerina fa tsy leviko tsara ilay vomanga nohaniko teo iny an (zay ilay morisa hoe efa mibitaka tsara ka vonona) .... dia ny tsihy no rangotina rovidrovitra mody raotina ,kanefa mamahatra sao mibolisatra... :^)
37. Simpona
(
25/08/2009 09:38)
Koa tsy hanevika ve ra voky vomanga no nde hanovokovoka eo le, :lol: :lol:
met ho velon-tsioka hatram'vody miits le mianjakanjaka iny no efa voky vomanga sady mbola nisotro rano mantsiaka fa nampangetaheta le vomanga :lol: :lol:
met ho velon-tsioka hatram'vody miits le mianjakanjaka iny no efa voky vomanga sady mbola nisotro rano mantsiaka fa nampangetaheta le vomanga :lol: :lol: