Polisy 2 zao no nataon'ny capsat sorona

1. mion ( 21/04/2009 06:08)
ny iray novonoina t@ endrika feno habibiana tetsy ankadimbahoaka, ny iray notifirina tetsy anosy omaly.

Ozy i roindefo : 15 blessées parmis les forces de l'ordre et aucun parmi les manifestants.

OZy Organès: tsy nitifitra ny miaramila fa nanana basy ny manifestants

FAFY LAINGA, FAFY LAINGA MARIVO TOTOTRA.
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 08:36
2. xxx ( 21/04/2009 06:17)
vao jerena fotsiny ny tarehin'ilay organes tonga dia mampite hivalana zany arakara-tarehy voajavatra oa
3. HeryLo ( 21/04/2009 06:21)
lool
4. ravatorano ( 21/04/2009 06:28)
:-D :-D :-D =)) =)) =))
5. tsiafoi1 ( 21/04/2009 06:28)

Mandrovi-tsihy @'ny LAINGA ny DEVOLY TGV fa kely sisa androny.

HAT TSY MAINTSY MIRODANA

RETOUR EN ECLAT DE NOTRE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE RAVALOMANANA

AKAIKY NY FANDRESENA MAHEREZA DAOLO
6. ravalotgv ( 21/04/2009 07:28)
raikitra raikitra firy ndray no vonoina androany
snifff
tchrouffff

mandeha be ny clic sur internet
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
7. tsiafoi1 ( 21/04/2009 08:36)

Na hataon'i HAT sy ny CAPSAT handriaka ka hamoto ny tany aza ny ràn'ny maro an'isa, TSY IZANY NO HAMPANGINA NY VAHOAKA IZAY MITROATRA.

RAAAAAAAAAAAAAVA NY HAT - MIRODANA TGV
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0815