Radio MADA pillée. VIVE LA DICTATURE

1. mion ( 20/04/2009 06:48)
Nakatona ny radio Mada sy ny TV Mada satria lasa adala i Andry Rajoelina tato ato. Toa niantsoana Neuro psychiatre mintsy hono ary mihinana Haldol izao i zandrikely io.

Zany ilay demokrasia no ventesina teny @ 13 Mai, matahotra vava-mbahoaka eeee, mbola aiza e, efa kely sisa fa mahareta .
2. essera ( 20/04/2009 06:59)
Radio MADA pillée = Radio MADA perquisitionnée.
Confusion de vocabulaire.
Ny atao aminao ihany koa no averina aminao ry mion. Maharary ve ????
3. mion ( 20/04/2009 07:15)
le ny atao no miverina tsy olana fa le lainga be sy lalitra nampihinanina ny ol tetsy @ 13 Mai no zava-doza. demokrasia a demokrasia, fafy lainga sy tahotra no tena marina ka ireo foza orana no natao tohatra iakarana.

Amiko dia : Radio MADA pillée n'inn n'inn lazainao
Mapandainga , mpisoloky, mpamahan-dalitra , etc... ny ratsy rehetra e.
Marim-pototra iany kay ny hetsi-bahoaka raha efa saika niroaroa saina aho teo aloha teo

essera ndray de inavotrable e, tsy iadian-kevitra

4. xxx ( 20/04/2009 07:22)
mion:



essera ndray de inavotrable e, tsy iadian-kevitra





No comment ! Miombo-kevitra ! Izao mbola mi cautionner izao adala rehetra mampijaly vahoaka izao nefa eran-tany efa mahita fa mpanonga-mpanjakana ny TGV sy ry Capsat !!!
5. essera ( 20/04/2009 07:33)
mion:

Radio MADA : Mpadainga , mpisoloky, mpamahan-dalitra , etc... ny ratsy rehetra e.

No-corriger-ko kely fotsiny ilay lahatsoratry Mion mba hahatsaratsara zavatra.
Izany ho tsy nanao saisie mihitsy aho tamin'io fa touche suppr fotsin no nataoko.



:lol: :lol: :lol: :lol:
6. mion ( 20/04/2009 08:08)
i essera oa de tena inavotrable:
Hoy i essera :


essera : Mpadainga , mpisoloky, mpamahan-dalitra , etc... ny ratsy rehetra e.


No-corriger-ko kely fotsiny ilay lahatsoratry essera mba hahatsaratsara zavatra.
Izany ho tsy nanao saisie mihitsy aho tamin'io fa touche suppr fotsin no nataoko.
7. halloween ( 20/04/2009 08:13)
ny TIM oa de tena inavotrable:
Hoy imion:

Voalaza teo :


TIM=Mion : Mpandainga , mpisoloky, mpamahan-dalitra ,fanatika , tokandoha , miandry tsy misy ,mpiteny ratsy etc... ny ratsy rehetra e.



No-corriger-ko sy notovanako kely fotsiny ilay lahatsoratry Mion mba hahatsaratsara zavatra.
Izany ho tsy nanao saisie mihitsy aho tamin'io fa touche suppr fotsin no nataoko.
8. mion ( 20/04/2009 08:25)
i essera= halloween oa de tena inavotrable:
Hoy i halloween :

Voalaza teo :


i essera= halloween=fozaorana : voamboatavo atidoha , Mpandainga , mpisoloky, mpamahan-dalitra ,fanatika , tokandoha , miandry tsy misy ,mpiteny ratsy etc... ny ratsy rehetra e.



No-corriger-ko sy notovanako kely fotsiny ilay lahatsoratry Mion mba hahatsaratsara zavatra.
Izany ho tsy nanao saisie mihitsy aho tamin'io fa touche suppr fotsin no nataoko.
9. essera ( 20/04/2009 09:15)
Mion sy penguin klo d ho may eto e. Mivoaka setroka hatrany am sofinareo mihits nareo zao. May volo-tratra aza efa ela be.
Haingana hano haingana io fozaorana io. hi hi hiiiiiiii
10. Mirananirina ( 20/04/2009 12:00)
Hoy i mion:

Radio MADA : Mpadainga , mpisoloky, mpamahan-dalitra , etc... ny ratsy rehetra e.

gravy indray izany an;tsy manan droit hanao izany izy raha tsy izay mandoa honotra be dia be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1333