vehivavy mitantara ny sipany talou, maha ambany moral mintsy

1. mion ( 20/08/2009 08:14)
Fa inn no tena mba itiavan'ny vhv mitantara ny prouesse-n'ny sipany talou e? mandeha daholo oe sady taviny no volony le sipany farany, sady be entana no matanjaka, espèce rare, saiky tsy hisaraka fa tsy maintsy nisaraka. tsy mba ny tena no resahina fa oul efa tsita maso zany intsony. Marina mafy tsy aleo mihemotra .
Sa misy zavatra tokony ho compreniavan'ny lehilahy @ zany dokadoka ny teo alou izany?
2. tess ( 20/08/2009 10:50)
ianao kou be menomeno foana, maninona raha izy en personne no anotaniana dia asina resaka kely
3. ari.malala ( 20/08/2009 11:20)
:lol: :lol: :lol: tratra tany ndray nga mion?
4. booboo ( 20/08/2009 11:58)
Tess > :-D :-D
5. sapele ( 20/08/2009 13:27)
matetika ny vhv no mitantara ny zava-nisy teo aloha,,ka io araka izay teneniny eo no dikany ra mitantara ny zavatra tiany t@n'io olona io izy de mazava oazy fa tsy hitany any aminao le izy ,,ra mitantara ny zavatra tsy tiany izy de tsy tiany ho hita eo aminao intsony io zavatra io,ny lehilahy koa manao izany ka!izy mahay mahandro sakafo,ty sports,,,,etc.fa raha ny tena marina tsy misy otran'ny hoe nareo mifampiresaka ny zavatra tiana sy tsy tiana satri efa tsy izany intsony no fiainanareo fa efa ny anio indray.(Practising the power of now)
6. Papoose ( 20/08/2009 13:37)
Practising the power of now
an? dia aokony zany ny shepitso?
7. Ratoa ( 20/08/2009 14:41)
slt,
samy manao izany na lahy na vavy ka
Ny tiany ho lazaina raha mitantara ny milay tany izy dia izao: izany aho, izany no fohin'nyolona ho ahy ka inona no mba ho vitanao? Dia izay iray alehany; na ianao tsy mivaky loha amin'izay laza rezatra any; na ianao vao dona dia mihezaka ny hanao tsara noho iny.
Ao indray ny mitantara ny ratsy nanjo azy, ny fijaliany tany, dia ity indray no tiany ho lazaina: nampijaly ahy iny, olona ratsy iny ka nialako. Ka raha ratsy koa ianao dia ialako
Dia izay iray indray alehany, na ianao mihezaka ny ho tsara dia tsara, izay ihany ny tanjony, na ianao tsy mivaky loha fa ny maha ianao anao (votre propre identité et personalité) ihany no hiainanao.
Ka na inona na inona tantarainyt eo dia ianareo roa fa tsy izy irery no manapaka ny filamatra iarahana sy tanterahana ; sa tsy izay ry mion?
8. simplex ( 20/08/2009 15:11)

ra indraindray fotsiny izy no mitantara tsy koi. Manampy anareo hoe miha-proche kokoa izany. Mba hoe intimite izany ee... haingana kokoa dia ho tonga any @ sahan'i Edena toi ra vao be resaka otr'zany izy ;-)

fa raha hoe lasa atao litania isak'ze mifankahita izao no tsy milay kle :)
ny fika fotsiny, tsy tapahana izy fa mitondra ecouteur, le kely ampidirina ao anaty sofina ireny, dia apetaho tsimoramora... dia izy be resaka moa i toi mankafy lamozika 8):@;-)
dia ra vao tezitra izy dia anangano ady koa... isan'andro zao kosa ve tsisy afatsy ex no resahina... ca va pas latety :twisted:

:)

9. sitlo ( 20/08/2009 15:27)
Dokafy izy rehefa izay no hitany fa afaka idokafanao azy.

Ny tena marina dia mbola mpanavao izy dia mbola be tantara ny traikefa kely ananany. Rehefa tena tsy zakanao dia teneno hoe: "izaho koa izany mba mila manana zistoara kely ohatra izany". Raha tsy tapaka amin'izay ny feeling-ny dia efa misy fahavoazana.
10. ravakamalala ( 20/08/2009 17:28)
kou tsy tokony ho zaranao aza ve! ianao anie zany mbola milay noho ireo efa milay be lazainy ireo satria iano no miaraka aminy izao e! tokony vao maika ianao mi zesta!!!!


11. xxx ( 21/08/2009 06:39)
Ny lehilahy koa misy tia mitantara an hoe "vehivavy 21 no efa niaraka tamiko dia misy vazaha sinoa fa ilay gasy iray izay no tena dadany be mihintsiny ... "
12. mion ( 21/08/2009 09:33)
Tess>>
ianao kou be menomeno foana, maninona raha izy en personne no anotaniana dia asina resaka kely


Ka inn moa ozy toi no havaliny an zany, tsy ahafa-po mintsy fa vao mainka mi-remuer le couteau dans la plaie.
Zany alou tsy mila resaka , tsy mety amiko ny hiresaka aminy anzany, fa oe inn zany zao no tokony atao mba hanadinoana ilay resaka nataony, satria isaky ny mahita azy aho de mila hanana complexe mintsy. asa nareo ze manana citroen, fa le complexe @ fiarahana tena mi-bloquer mintsy :
midongy ny conjoncteur de tsy mety mampakatra ny suspension, ny spheres anefa tsy mbola maty fa de tsy miakatra tsotra izao fontsiny . za aefa tena mbola te hanao effort fa tsy te hanova passager , (hihihi)
13. tess ( 21/08/2009 11:31)
asa nareo ze manana citroen,
:roll: :roll: :roll: inona no idiran'ny citroen amzany :?: :-D :-D
14. tess ( 21/08/2009 11:33)
Ka inn moa ozy toi no havaliny an zany, tsy ahafa-po mintsy fa vao mainka mi-remuer le couteau dans la plaie.

mion: fangah mou izany de mila resaka be dia be! tsory fotsiny hoe ny ahy ny ex dia ex tsy mila resahiny intsony, fa raha tinao ny hiaraka amiko de aza miresaka ny ex ex izany tsony, zà zao no miaraka aminao.
15. ari.malala ( 24/08/2009 06:31)
:-D :-D :-D :-D finana v le citroen? :-D :-D :-D :-D :-D :-D

16. Mirananirina ( 24/08/2009 11:49)
Matetika anie ianareo lehilahy no tena manontany foana io e.Nanao ahoana ny sipanao taloha sns....Anontaniana aminy atsipirihany mihitsy aza.Nefa avy eo marary fo ery.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1625