Fara andro: 144 000/5milliards oe ny isan'nireo voavonjy?
1. mion
(
25/08/2009 06:10)
araka ny Baiboly dia 144 000 ihany no isan'ny oul voavonjy @ fara andro, ataoko fa tsy interprétation io na transformation artistika/poetika ny faminanian'i Jaona fa nombre exact.
Raha dinihina ireo angidina be sy valalabe tantarainy ao de azo lazaina ho ireo migy na helicoptere , fa araka ny fahalalana sy ny Q.I ny oul t@ zany dia normal raha lazainy fa angidina ireo engins ireo. nefa kosa ny oul t@ zany efa mba nahay nanisa, ka amiko tsy symbolique io nombre io.
de mametra panontaniana maromaro aho hoe:
- malalaka tokoa ve ny lanitra sa tery (na tsy mahazaka) no mahatonga io isa io.
- raha ny isan'ny oul tena mpino sy marina ve tsy mihoatra an'io raha atao hoe 5 milliards ny isan'ny zanak'olombelona.
- ankoatra ny finoana sy fahamarinana , inona koa ny critère hidirana any an-danitra: intelligence? génie?
- Misy zavatra fantatr'ireo Pretra ve fa tsy avoakany? Singaniko ny Pretra satria 12 taona ny fianarany (4 na 5 taona monja ny Pasitera, i mailhol aza moa tsy nianatra mintsy) ?

novalian'i ravonjison ny 31/08/2009 14:20
2. rakapy
(
25/08/2009 06:44)
Ny atao hoe faminaniana dia vinavina sy tombatombana ihany. Mety ho marina nefa mety tsy ho marina ihany koa.
Angamba ny fanotaniana tokony hipetraka voalohany dia ny hoe:
1/Nahoana no sur 5milliard? nefa ny isan'ny olona eto ambonin'ny tany dia efa nihoatra ny 6,78 milliard t@ taona 05
2/Mitombo eo ho eo @ 134million isan-taona ny olona eto ambonin'ny tany ka raha atao hoe @ 2040 no farandro dia efa ho 9,6 milliard no isan'ny olona eto ambonin'ny tany.
3/Tsy efa dilatra ve izany ilay farandro???

3. rzakarivola
(
25/08/2009 06:56)
Maninona ilay isa no tsy interprétena fa ilay angidina sy valala interprétena ?
4. rakapy
(
25/08/2009 07:01)
hoy Rzakarivola
Izany koa dia mbola fanotaniana tokiny hipetraka.
Maninona ilay isa no tsy interprétena fa ilay angidina sy valala interprétena ?
Izany koa dia mbola fanotaniana tokiny hipetraka.
5. tywa68
(
25/08/2009 07:22)
Mion sy Rakapy > Voasoratra koa ao @ Lioka 22
29 izaho kosa hanamboatra fanjakana ho anareo, tahaka ny nanamboaran'ny Raiko fanjakana ho ahy,
30 mba hihinananareo sy hisotroanareo eo amin'ny latabatro any amin'ny fanjakako, ary hipetrahanareo amin'ny seza fiandrianana hitsara ny foko roa amin'ny folo amin'Israely. [/blue]
Dia misy zany ho lasa mpajaka, hipetraka. Miomàna ary fa ho tsaraina zay tsy lasa "mpanjaka" :wink:

7. mion
(
25/08/2009 07:30)
Maninona ilay isa no tsy interprétena fa ilay angidina sy valala interprétena ?
Voalaza teo : efa nahay manisa ny oul t@ zany, fa mbola tsy nana internet, tsy mbola nahita rôplanina, mbola tsy nisy electricité t@ zany. normal be raha interpreter-ny arak'izay fahitany azy le valala. Un peu de lucidité.
rakapy:
1/Nahoana no sur 5milliard? nefa ny isan'ny olona eto ambonin'ny tany dia efa nihoatra ny 6,78 milliard t@ taona 05
vinavinako io 5 milliard io fa ny anao no mety marina
tywa68:
Voasoratra koa ao @ Lioka 22
inn no ifandrainsan'io @ sujet fa tsy azoko,
8. rakapy
(
25/08/2009 07:37)
hipetrahanareo amin'ny seza fiandrianana hitsara ny foko roa amin'ny folo amin'Israely.
aiiiiaiiiii tena hiisy lasa mpanjaka sy hitsara an-dry Shimon Peres sy Tzipi Livni izany eto marina :-D :-D :-D
10. ni81
(
25/08/2009 07:45)
hipetraka eo @ seza fiandrianana hitsara ...
Mion > mba nitsimpona tao anaty Baiboly aho etsara fa tohizo e! :)
11. hery
(
25/08/2009 07:59)
Raha ny isa rehetra ao anaty Baiboly no lasa atao hoe nombre exact dia ho sahirana ihany :-)
Mba raiso daholo hoe ny isa REHETRA ao amin'ny baiboly hatr@ voalohany ka hatramin'ny farany? Tsy maintsy ianao ihany no hiteny hoe ito nombre exact fa ito kosa toa tsy mety ho nombre exact mihitsy.

12. ni81
(
25/08/2009 08:38)
malalaka tokoa ve ny lanitra sa tery (na tsy mahazaka) no mahatonga io isa io.Tsy izao olona rehetra maneran-tany eto izao akory dia ho tonga any avokoa. Fa toy izao no voalaza: tsimpona
Matio 7:13 Midira amin'ny vavahady èty hianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny làlana izay mankany amin'ny fahaverezana, ka maro ny miditra any.
Raha araka io voalaza io izany dia maro no misafidy ny ho any @ fahaverezana, fa vitsy no ho ao @ ilay lanitra voaresaka eto.
15. ni81
(
25/08/2009 08:49)
Ni81 > sady ho very no may kila honoforehitra mihitsy knou :lol:
brrrrrrr zé peuln'aie pas peu! :)
16. nathie86
(
25/08/2009 09:14)
rakapy :lol: :lol: :lol:
ko io isa io mety isa t@ ol mbola tsy 6milliard
lol b ko ilay oe oe pts maihol mdrrr :-D :-D :-D :-D :-D

17. rakapy
(
25/08/2009 09:14)
De ahona ozy ilay A/tra raha ny 9milliard no indray mivadika ho xana daholo @ derniere minute??? ny seza anefa 144 000 fotsiny : =)) =)) =)) Mety tsy ho ampy ny anjely ka mety hanakarama an-dry velzeboba mihintsy angamba hiandry vavahady =)) =)) =)) =))
18. tywa68
(
25/08/2009 09:18)
Rakapy > mpanjaka hitsara anie ny 144 000 d ny ambiny ho tsaraina e :lol: n'é pa peu, v1 avec nous :wink: