Fara andro: 144 000/5milliards oe ny isan'nireo voavonjy?

101. rijadolly ( 29/08/2009 08:07)
Misaotra betsaka Veloo a!
zao fotsiny ny bokin'ny apokalipsa dia feno symboles sy hafa :
Marina mihitsy ny tenin'ise fa misy ary maro ny fanoharana ao anaty ny Boky Apokalypsy.Tena nilaiko ilay nomen'se ireo ary ni-imprimer-ko x6 aza ho an'izay mila ato am-piasana,misaotra na dia tsy mhavoa ny teny anglisy aza aho dia manotanitany eny moa koa misy versés maromaro mifanaraka azy ao dia mazavazava ihany ilay izy.

Ra eo amin'ilay hoe symboles indray anefa dia mahatsapa kosa aho fa ny ara-bakiteny no betsaka.Tsy voatanisa eto kosa angamba izy ireo noho ny hamaroany mihoatra ny fanoharana.Ary maro ny ao anaty Baiboly izay tsy mendrika Fanoharana nefa tanteraka no tsy azon'saina heritreretina akory hoe ho tanteraka izany fa mety ho fanoharana ihany angamba.Izany dia mbola tsy ho voatanisatsika eto ihany koa ary tsihay azavaina mihitsy.
102. ikaretsaka ( 29/08/2009 12:31)
Ka @ zay hoe misy symbole izay indrindra de tsy hoe nahita symbole farango ianao tao de tsy hiheritreritra afa tsy farango
103. ravonjison ( 29/08/2009 13:03)
Amiko ny lojika dia izao : tsy misy mahalala hoe rahoviana ny ahatongavan\' ny fara-andro, noho izany tsy misy koa ny mahalala ny ho isan\' ny olona @ fara-andro ( tsy voavinavina), noho izany tsy misy koa mahalala ny ho isan\' ny kristianina, ary avy @ izay dia tsy misy koa ny mahalala ny ho isan\' ny voavonjy ( tsy voavinavina mihitsy ).[/quote]Iraisako hevitra tanteraka fa tsy misy olona mahalala izany rehetra izany.Ny mariako kely anefa dia ity,Andriamanitra dia mahalala ny ao am-po ny ts11.Ka ra ilay isa 144mille dia marina tanteraka satria ireo no hitany hafa indrindra.Ra namaky tsara ilay kitsipona izay nalefako eo ambony eo ianao(63) dia hafa mihitsy ny fomba nifidianaNy ireo olona 144mille ireo.(Izay mariako eto ihany fa tsy ireo ihany ny voavonjy fa voaloham-bokatra ho AZY ireo)NasehoNy an\'Jaona izany isa izany fa tsy i Jaona no namorina hoe andeha ho tombanako ohatr\'izao.Tsy nilaina fahaizana niakatra sambon-danitra hijery an\'izany any an-danitra akory na hitondra machine calculer any,fa FAHITANA.

Mazava izany e, mpanompon'Andriamanitra ireo , ary avy amin' Atra ireo information ireo = Fahitana. Ireo olona ireo izany dia mahalala dieny mialoha ny zavatra sasany mety hitranga.
Ny information na fahalalána azo ( na avy @ iza na avy @ iza ) dia tokony hisy akony ao fiainana avy hatrany ( pratique), fa raha tsy izany dia mijanona sur papier fotsiny ary tsy azo inoana.

Ny olana izany dia izao : mba misy mpanompon' Atra ve @ izao fotoana izao mahalala ( @ alalan' ny fahitana) hoe firy ny isan' ny gasy ho voan' ny palludisme @ taona 2010 ?.
Mba tena ilaiko ilay isa satria avy @ izay no hividianana fanafody izay homena azy ireo. Ka raha fantatra mialoha ilay isa dia moramora ny manona vola hividianana ireo fanafody.
Toy izany koa ny SIDA, tuberculose.

104. fahamarinana ( 29/08/2009 13:21)
:arrow: :lol: :lol: (l)
105. ari.malala ( 31/08/2009 13:00)
Zà anie d'accord @ hoe fahitana sns e! fa tsarovy sy tadidio fa tsy apokalipsy irery ny boky ao anaty baiboly. Raha ity zavatra voasoratra sy voarakitra ao rehetra ity no ho raisina terre à terre ngamba tsy haiko intsony ny savoritaka ety an-tany! D ataonareo aiza aza ny tenin'i Jesoa hoe na Izy Zanaka aza ts mahalala hoe iza no hanin na iza no hanin... (ilay tantaran'ny zanak'i Zebede roalahy) ko manin no isika olombelona no hiseho hamaritra hoe zao na zao na zao ny hitranga? aza mandidy alohan'Andriamanitra! Eo amintsika mandrakariva Izy araka ny teniny, d ny akehitriny aloha iainana! ataoko ity hoe aza manahy ny ampitso fa ny ampitso hanahy ny azy? antoka hoantsika ny Tenin'i Jesoa hoe "izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako dia ho velona mandrakizay, ary izaho hanangana azy @ fara andro"

Tapitra eto ny fandraisako anjara @ ty dinika ity. Mazotoa izay mbola faly hifandrirotra tarehimarika sy hanahy ny andro hoavy hihihi
106. ravonjison ( 31/08/2009 14:20)
ari.malala:

Calme toi ry ari. a .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2354