Fara andro: 144 000/5milliards oe ny isan'nireo voavonjy?
81. rijadolly
(
27/08/2009 16:26)
ika:ok! ika a! za kosa efa niteny hoe "Izay mandray Azy" sy hoe "izay mampihatrano Azy" tsy efa izy ve zay ika sa ahoana hoy ise?
RD> efa hoe tsy ra latsaka fotsiny fa iny manavotra..ekena..fa ny misotro ny rany sy mihinana ny nofony hono no hanana ny fiainana mandrakizay ary hatsangany @ fara andro an...
Ny teny tonga nofo...ny nofo tonga mofo
82. rijadolly
(
27/08/2009 17:16)
Voalohany aloha dia misaotra an\' Rzakarivola aho fa na dia tsy voazavako tsara aza ny hevitro dia nisy voarainao ihany ary dia nampianao fanazavana aza.
rakapy:ohatra ny marina ny tenin\'ise ra eo amin\'maha olona indrindra tsika Gasy \"ny adalan\'tena tafian-damba...\". Tsy mba ohatr\'izany anefa ny Fanjakan\'Andriamanitra.Tahaka ny Anjely izay rehetra tafiditra ao.Misy ireo fanadiovana sy ny fanekena ny Zanak\'ondry.Ra mbola tsy manaiky dia mbola any ivelan\'valan\'Andriamanitra.Ny Famamoanao tsy afaka hiditra any (oh)Ny fanananao Vady roa tsy afaka entinao ao,...Ny fotoana no nomeny antsika,izay manmpetra sy misy farany mba tsy hovery ny Fanahy izay nomeny antsika ts11 avy satria tena sarobidy aminy tokoa,ka izany no mbola tsy hiverenaNy(Jesoa) hatramin\'izao mba hanazava ny Marina rehetra ho antsika ts11.Ny Ray amndReny tsika no azo fitahina ny hafetsetsika fa tsy ny Fanjakan\'Andriamanitra.
Raha nasainao nilalao tao an-jaridaina ve ny zanakao rehetra dia tsy avelanao hiiditra ny trano ny sasany satria nanimba zaridaina sy naditra nefa ny andro alina sy avy oram-be???
Karazana RAD inona no ahavita izany???
Toy izay no fahitako an\'A/tra
83. ikaretsaka
(
27/08/2009 18:00)
rijadolly:
RD> efa hoe tsy ra latsaka fotsiny fa iny manavotra..ekena..fa ny misotro ny rany sy mihinana ny nofony hono no hanana ny fiainana mandrakizay ary hatsangany @ fara andro an...ok! ika a! za kosa efa niteny hoe "Izay mandray Azy" sy hoe "izay mampihatrano Azy" tsy efa izy ve zay ika sa ahoana hoy ise?
Ny teny tonga nofo...ny nofo tonga mofo
Hafatra kely: Za hoa r'ianona aza ataon ity "ise" izany aloha a...misaotra betsaka... raha tsy izany atsoiko hoe ianona koa ity manomboka izao.
De....Aza interprena sy ovaina araka izay tiana sy metimety aminao hoa ny voasoratra (manjary tsy ilay tompon'ny soratra intsony no inoanao fa ny tenanao)...MIHINANA sy MISOTRO no voasoratra ary TENA fihinana sy fisotro izy (jereo ao @ joany toko faha 6 manomboka eo @ andininy 48 eo).... ary hoe HANO sy SOTROY
84. rijadolly
(
27/08/2009 18:29)
ô ry isekely a! se ve dia mbola tsnanao se ahy,efa nisy an!Tadidiko tampoka,sa tamin'ireny i se kely mba niheritreritra ahy ho vehivavy,tsy any anefa le izy r'ika fa tsaroako oh akaiky kokoa ise rehefa miteny ahy hoe se.araka ilay tenin'se io hoe ataoko elahy na iza na iza,na Jesoa aza satria akaiky ny fon'se.Dia mialatsiny koa za fa dia se ny ataoko fa tsy hoe tsy hananja olona aho ka ataoko ialahy.Samy manaja ny heiny hafa io r'ika a! =)) =)) =))
Tsy mazava ahy tsara anie ry ika ilay Kitsiponao io hoe aiza tsara ilay izy? ao amin'Joany 6 : 48 ?
Tsy mazava ahy tsara anie ry ika ilay Kitsiponao io hoe aiza tsara ilay izy? ao amin'Joany 6 : 48 ?
85. ikaretsaka
(
27/08/2009 18:37)
itony koa ohatran"ny tsy mahay hoe atomboy eo @ joany 48 de vakio hatrany....fa aza tsimponina..
azon'itony zany? :-D
azon'itony zany? :-D
86. Zina
(
27/08/2009 19:22)
tsy voaloto t@ vehivavy, vehivavy = fiangonana/doctrine, tsy voaloto (virjina) tsy nanaraka fampianaran-diso etc....
144000 dia symbolika milaza groupe mi-representer ny Israel spirituel.
Ny boky apokalipsa sy daniel dia manana relation betsaka mihitsy ary mila mianatra tsara an'io fa lasa manjary lasa mihaino fampianaran-diso... tandremo ihany re ry zalahy o...
efa lazain'i velo eto fa
ny vehivavy dia fiangonana
tsy voaloto (virjina) dikany tsy nanaraka fampianan-diso.
nareo anefa miady momban'ny vehivavy (olona)
tsy ara-bakiteny io Apokalipsa 14: 1-5 io
87. ikaretsaka
(
27/08/2009 19:35)
aza interpreterna fahatany fahatany hoa le izy
inona no fampianarandiso .... inona no antony hoe vehivavy=fiangonana
inona no fampianarandiso .... inona no antony hoe vehivavy=fiangonana
88. LanyLainga
(
27/08/2009 20:57)
Momba ny isa 144000 dia izao no voalaza marina ao @ Baiboly (jereo Apokalipsy 7:4-9): Ireo dia olom-boafidy 12000 avy isam-pirenena miisa 12 izay voasoratra ao hoe firenena iza avy.(12000x12=144000).Ireo dia hiara-hanjaka amin'i Kristy Jesosy any an-danitra. Ny olona rehetra ambiny kosa, rehefa tonga ny andro hiavian'ny Tompo hitsara ny velona sy ny maty, dia hiaina sy handova ity tany ity ireo marina ( Salamo 37:29), fa ny ratsy kosa dia "...hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara" Apokalipsy 21:8.
Ity tany ity ihany ary no amboarin'i Jehovah ho lasa vaovao indray ( "lanitra vaovao sy tany vaovao" Apokalipsy 21:1), antsoina hoe tanàna masina, "tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy alahelo,na fitarainana, ny fanaintainana.."Apokalipsy 21:4.
" Miandrasa an'i Jehovah ka tandremo ny lalàny
Dia hanandratra anao handova ny tany Izy". Apokalipsy 37:34.

89. Ratoa
(
28/08/2009 00:47)
Tena marina mihitsy ny voalazanao. Io mihitsy no voalazako etsy ambony saingy kamo ka tsy nilaza ny porofo manambara io.
Fa nahoana aloha no hoe LanyLainaga é? Ianao angaha mpandainga Hihihihihi!
Fa nahoana aloha no hoe LanyLainaga é? Ianao angaha mpandainga Hihihihihi!
91. Mandefitra
(
28/08/2009 04:43)
Ty misy fanazavana koa :
J'entendis le nombre de ceux qui avaient été marqués du sceau :
Jean ne dit pas: «Je vis le nombre», mais: «J'entendis le nombre de ceux qui avaient été marqués du sceau». Le détail est intéressant. Il semble indiquer à lui seul que ce qui compte, ce n'est pas la quantité arithmétique définie par ce nombre, mais ce qu'il symbolise. Les hommes marqués du sceau divin sont au nombre de 144.000, soit 12 x 12 x 1000. Le nombre 12 est celui du peuple de Dieu, constitué jadis des 12 tribus d'Israël issues des 12 patriarches, et recruté maintenant par les 12 apôtres et leurs successeurs parmi toutes les nations du monde. Quant à 1000, c'est le chiffre de la plénitude divine (cf. les 10 plaies d'Egypte et les 10 Commandements) multiplié deux fois par lui-méme (10 x 10 x 10), évocation possible de la Trinité. 144.000 : c'est le peuple de Dieu de l'ancienne alliance multiplié par celui de l'alliance nouvelle, et multiplié encore une fois par mille, car le Seigneur le rassemble parmi les tribus, les nations et les peuples du monde.
http://www.egliselutherienne.org/bibliotheque/bible/apocalypse/Apoc_4.htm#7

92. ari.malala
(
28/08/2009 05:51)
:roll: :roll: :roll: tena variana mintsy ah @ lay fahaizan'ny sasany milalao teny an! d tena raisina terre à terre b otranzany v lay teny ao anaty baiboly? d raha io isanareo mifikitra trop @ io aza no raisina, d aiza hoaiza ndray no ametrahanareo ilay tenin'i Jesoa hoe izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana ny fiainana mandrakizay ary izaho hanangana azy @ fara andro? zay koa no antony nampime anà t@ le resaka manambady e, voaloton'ny vevavy e... hay v mandoto ny fanambadiana e =)) =)) =)) =)) =)) =)) hafa kely =)) =)) =)) =)) ndàna dool ze lelà manambady ato alo midio fa maloto nareo =)) =)) =)) =)) =)) d raha io resaka firenena sns io koa no raisina d efa ts anisany nge zany ny gasy e :-P ko nga ao misy resaka hoe Madagasikara mintsy? :-D :-D :-D :-D nefa ny Gasy koa betsaka no 'mihinana sy misotro ny Ràn'ny Zanak'ondry' d ahoana zany? hihihi
93. xxx
(
28/08/2009 06:42)
Mba niandry ihany aho hoe oavy eti i Mailhol fa e e e, mbola variana manomana ny presidentiel @ 2013 ngamba leri
95. ravonjison
(
28/08/2009 13:38)
Mahaliana ihany itý ady hevitra itý.
Tsy misy mihitsy olona mahalala hoe : @ izao ny fara andro, ary ireto ny ho isan\' ny voavonjy. Resaka symbolique ny ao anaty baiboly, ary symbolique mikasika ny finoana kristianina fotsiny ihany.
Satria:
- na ireo mpikaroka izay afaka mandeha eran\' izao tontolo izao manisa olona aza tsy mahalala hoe firy ny isan\' ny olona @ fara-andro, ary firy @ izany ny kristianina, ary firy @ kriastianina no ho voavonjy ?
Ka izay olona nanoratra ny baiboly, izay olona niaina t@ toerana iray fa tsy nandehandeha ve no hafantatra izany ? Tsy possible.
- manarak\' izany io resaka kristianina daholo. Dia ahoana ireo finoana hafa izay hafa mihitsy ny fandraisany ny fara-andro sy ny fiainana aorian\' izany ? Tsy misy resaka famonjena na tsy famonjena izany.
Amiko ny lojika dia izao : tsy misy mahalala hoe rahoviana ny ahatongavan\' ny fara-andro, noho izany tsy misy koa ny mahalala ny ho isan\' ny olona @ fara-andro ( tsy voavinavina), noho izany tsy misy koa mahalala ny ho isan\' ny kristianina, ary avy @ izay dia tsy misy koa ny mahalala ny ho isan\' ny voavonjy ( tsy voavinavina mihitsy ).
Ny voalaza ao anaty baiboly dia matetika symbolique na fanoharana hilána interpretation, ka tsy tokony raisina ara-bakiteny.
Possible anefa fa izay tokoa no noeritreretin\'ilay mpanoratra ( t@ izay fotoana izay). Raha izay tokoa , dia mazava fa diso tokoa ilay eritreriny.

96. rijadolly
(
28/08/2009 17:21)
Zina:Amiko manokana dia Misy tokoa ny fanoharana.Azo tsara kosa anefa hoe ty fanoharana ty ara-bakiteny.Eto dia mazava tsara fa FAHITANA ny nahazoana an\'ireo.Tsy misy izany ny fanoharana mba hanazavana azy,fa izay hitany ihany no nasaina nosoratany.Ra tsy aka afatsy Jesoa Kristy za dia mazava fa tsy voaloto ny vehivavy mihitsy Izy.Porofo iray ho an\'izay mbola misalasala ny antony tsy handoton-tena amin\' vehivavy raha hikasika ara-panahy dia..... Firy andro tsy nikasika vehivavy Davida vao afaka nihinana mofo tao an-Tempoly?Noho izany tsy sariteny hoe Fiangonana eto ny vehivavy,
tsy ara-bakiteny io Apokalipsa 14: 1-5 io
ari.malala:Efa mba nihezaka nanazava daholo kosa angamba ny sasany taminay ry Ari hoe :tsy ireo 144mille ireo ihany anie ny hovoavonjy e!Arao tsara ny teny lazain\'sasany hafa fa tsy izay miteny ihany hoe \"ireo 144mille ireo ihany ny voavonjy\"(ilay lohahevitra mihitsy) dia iny foana no toherina fa tsy mba jerena,na averina,na hanontaniana ra tsy azo ny hevitra hafa noho izany.
tena variana mintsy ah @ lay fahaizan\'ny sasany milalao teny an! d tena raisina terre à terre b otranzany v lay teny ao anaty baiboly? d raha io isanareo mifikitra trop @ io aza no raisina, d aiza hoaiza ndray no ametrahanareo ilay tenin\'i Jesoa hoe izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana ny fiainana mandrakizay ary izaho hanangana azy @ fara andro?
zay koa no antony nampime anà t@ le resaka manambady e, voaloton\'ny vevavy e... hay v mandoto ny fanambadiana e hafa kely ndàna dool ze lelà manambady ato alo midio fa maloto nareoTsy dia ilaina fanazavana angamba io tenin\'paoly io ô! satria sarotra ny raharaha an\'Andriamanitra,izany akory tsy hoe tsy mahazo manambady an!Zoanao ny manambady fa tsy hary hitovy amin\'tsy manambady mihitsy ianao eo amin\'fanantanterahana ny asan\'Andriamanitra ra iray ny tanjona.Eo amin\'ilay loto dia efa voazava etsy ambony ny antony.
ari.malala:Iraisako hevitra koa iny hevitr\'se iny,fa saingy fanampiny kely fotsiny dia izao,Na mandray aza ianao ka ra tsy tafampaka any anatinao ny Fitiavana Azy,ao am-po dia tsinotsinona izany fa nataonao fanalana azy fotsiny ilay fandraisana.Ahoana hoy Andriamanitra izay nampitondrain\'mpanompony ho antsika: http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=1&andininy=11-13&dika= Tsy dia ilay fofona,tsy dia ilay sabata,tsy dia ilay voaloham-bolana,tsy dia ilay fivoriana masina ho azy ny tsy tiany fa ilay hevitra,ilay filana hanala ny ratsy androany iahany,ilay fivoriana mifangaro zavatra hafa... Izay no tsy tiaNy.Ny tiako lazaina izany dia tsy tokony atao ohatr\'izany koa ny Fandraisana ka ahatofoka an\'Andriamanita.
Ny fi-demontre-na na marika aloha dia tsy aiko d raha io resaka firenena sns io koa no raisina d efa ts anisany nge zany ny gasy e ko nga ao misy resaka hoe Madagasikara mintsy? nefa ny Gasy koa betsaka no \'mihinana sy misotro ny Ràn\'ny Zanak\'ondry\' d ahoana zany? hihihi
97. rijadolly
(
28/08/2009 18:09)
azafadi ari fa tsy ise no niteny ilay hoe \" Ny fi-demontre-na na marika aloha dia tsy aiko \" fa ny manarakan\' io, mialatsiny e!
Ny fi-demontre-na na marika aloha dia tsy aiko loatra io no tsy manamarin\'azy aho no tsy mandiso azy satria hitako samy manana ny fisehony avy ny tsirairay eo amin\'fanamarinany ny heviny, ary dia samy mitovy daholo ny valiny farany.Fa ny zavatra fantatro fotsiny dia Fahitana ny nahazoana io ary mino aho fa marina tsy misy anasorana no tsy hanampiana io tarehimarika 144mille io.
Ty koa ilay tenin\'Paoly fa hadinoko koa kay ny nanome azy na dia efa misy nahatakatra sahady aza hoe ty ilay izy. I KORITIANINA 7: 32 Fa tiako tsy ho maro ahina hianareo. Izay tsy manam-bady dia miahy ny an\'ny Tompo mba hahafaly ny Tompo.33 Fa izay manam-bady kosa miahy ny an\'izao fiainana izao mba hahafaly ny vavy.34 Ary tsy mitovy koa ny vehivavy manam-bady sy ny virijina. Ny vehivavy tsy manam-bady mitandrina ny an\'ny Tompo, mba ho samy masina avokoa ny tenany sy ny fanahiny; fa izay manam-bady kosa dia mitandrina ny an\'izao fiainana izao mba hahafaly ny lahy.

98. rijadolly
(
28/08/2009 18:41)
ravonjison:Ady hevitra be mihitsy raha tsy manam-pinoana ianao fa marina ny Fahitana na Faminanian\'\'ireo Mpanompon\'Andriamanitra satria Izy Andriamanitra mihitsy no mampiteny ny irakaNy.Tsy ilaina fahaizana be nandritra ny 10taona ny Finoana fa ho an\'ny zaza.
- na ireo mpikaroka izay afaka mandeha eran\' izao tontolo izao manisa olona aza tsy mahalala hoe firy ny isan\' ny olona @ fara-andro, ary firy @ izany ny kristianina, ary firy @ kriastianina no ho voavonjy ?
Ka izay olona nanoratra ny baiboly, izay olona niaina t@ toerana iray fa tsy nandehandeha ve no hafantatra izany ? Tsy possible.
ravonjison:Afaka manokatra lohahevitra afa indray izy dia ao no miady hevitra mikasika ny azy,fa eto aloha amin\'ity lohahevitra ity dia Kristianina.
- manarak\' izany io resaka kristianina daholo. Dia ahoana ireo finoana hafa izay hafa mihitsy ny fandraisany ny fara-andro sy ny fiainana aorian\' izany ? Tsy misy resaka famonjena na tsy famonjena izany.
ravonjison:Iraisako hevitra tanteraka fa tsy misy olona mahalala izany rehetra izany.Ny mariako kely anefa dia ity,Andriamanitra dia mahalala ny ao am-po ny ts11.Ka ra ilay isa 144mille dia marina tanteraka satria ireo no hitany hafa indrindra.Ra namaky tsara ilay kitsipona izay nalefako eo ambony eo ianao(63) dia hafa mihitsy ny fomba nifidianaNy ireo olona 144mille ireo.(Izay mariako eto ihany fa tsy ireo ihany ny voavonjy fa voaloham-bokatra ho AZY ireo)NasehoNy an\'Jaona izany isa izany fa tsy i Jaona no namorina hoe andeha ho tombanako ohatr\'izao.Tsy nilaina fahaizana niakatra sambon-danitra hijery an\'izany any an-danitra akory na hitondra machine calculer any,fa FAHITANA.
Amiko ny lojika dia izao : tsy misy mahalala hoe rahoviana ny ahatongavan\' ny fara-andro, noho izany tsy misy koa ny mahalala ny ho isan\' ny olona @ fara-andro ( tsy voavinavina), noho izany tsy misy koa mahalala ny ho isan\' ny kristianina, ary avy @ izay dia tsy misy koa ny mahalala ny ho isan\' ny voavonjy ( tsy voavinavina mihitsy ).
ravonjison:Izany hoe mety tsy ho izay koa zany fa marina ny zavatra voarainy tamin\'FAHITANY izay nasain\'Tompo ho soratany izay hitany.
Ny voalaza ao anaty baiboly dia matetika symbolique na fanoharana hilána interpretation, ka tsy tokony raisina ara-bakiteny.
Possible anefa fa izay tokoa no noeritreretin\'ilay mpanoratra ( t@ izay fotoana izay). Raha izay tokoa , dia mazava fa diso tokoa ilay eritreriny.
100. Veloo
(
29/08/2009 03:57)
zao fotsiny ny bokin'ny apokalipsa dia feno symboles sy hafa :
izay lina afaka mijery eto
http://www.bibleuniverse.com/articles/keys-to-bible-symbols.aspx
sy eto
http://www.bibleuniverse.com/articles/keys-to-bible-numbers.aspx
mazoto daholo
izay lina afaka mijery eto
http://www.bibleuniverse.com/articles/keys-to-bible-symbols.aspx
sy eto
http://www.bibleuniverse.com/articles/keys-to-bible-numbers.aspx
mazoto daholo