Fara andro: 144 000/5milliards oe ny isan'nireo voavonjy?
61. Ratoa
(
26/08/2009 15:24)
Fandrahonana miaro fandikana vilana sy tsy fahazoan-dresaka ity:
Fara andro: 144 000/5milliards oe ny isan'nireo voavonjy?Ary misy koa olona jamban'ny isa na chiffre. Raha tsy mandre chiffre izy tsy azony sary an-tsaina izay resahana. Tsy fahadisoany izany. Aoka isika ho indulgent ka dia ny votoatin'ny teny novakian-tsika no ifantohan-tsika! sa ahoana?
62. soanja
(
26/08/2009 15:32)
[quote=majesty]
hoy soanja:
Izay no mila mbola handalinanao ny finoako vao afaka maka tsoa-kevitra toy izany ianao.
Io Fitiavana avy amin'Andriamanitra io dia tsy vitan'ny hoe manana aho dia izay fa sady iainana. Ny fomba ahafahanao miaina azy dia hatramin'ny mbola any ankibon-dreny dia efa tokony hotiavina ianao. Ny nanamboarana anao dia ao anao Fitiavana. Fitiavana ny momba anao rehetra. Rehefa miaina izany ianao dia hahalala ny tsara sy ny ratsy eo imasonao izay mifandraika amin'ny soatoavinao. Io no fe-piaina arahina. Amiko matoa misy ny famonoana sns.. dia satria tsy nety ny fomba nentina nanabe ireo olona ireo sy ny fitiavana tsy ampy nomena azy. Vokatry ny tsy fahampian'ny fanabeazana ireo ary ny fifandraisan'ny samy olombelona tsy mifandanja. Fa raha feno io lazaikoio dia hilamina ity planeta tany ity. Tsy hilamina anefa isika satria efa nandringa hatrany amboalohany ny zava-drehetra. Nomena fampianarana diso ny olona ka tsy hitany izay alehany ary efa miparitaka be ny momba izany ka tsy misy afa tsy ny tenanao no tsara imasoana aloha dia raha mahavita manampy ny hafa na vitsy aza amin'izany dia tsara koa.
Eto aho no hanazava ny momban'ireo Varavaran'ny fiainana.
Misy karazany roa ny Varavarana: Ny teo amin'ny fahaterahana ary Ny eo am-pahafatesana.
Io varavarana roa ireo no mandamina ny fifandraisana amin'Andriamanitra izay namorona anao. Satria hiditra amin'ny fiainana iray ianao ary hivoaka aminy ka hiditra amin'ny fianana faharoa.
Eo amin'ny Varavarana voalohany dia ho feno ilay fitiavan'Andriamanitra ianao. Raha teraka isika dia ampoka ny Fitiavana ao anatin'ny zazakely iray. Manantena ny hafa izy hanome izany fitiavana izany avy amin'ny hafa fa ny azy dia feno ho anao.
Ny Varavarana faharoa kosa na ny Fahafatesana dia hitselina manoloana ny masonao ao eo amin'ny 3 na lavalava noho izay miankina amin'ny fialan'ny aina ny Fahatsapanao hoe hatraiza ny nampiasainao ny ilay Fitiavan'Andriamanitra nomeny anao. Eo no misy ny FITSARANA avy ao anatinao ihany sy ilay Andriamanitra miaraka aminao. Eo no misy ny fanenenana sy ny fahafantarana hoe inona no asan'ny Fanahy manaraka noho ny fidirana teto an-tany teo. Hiditra ny tontolon'ny Fanahy ianao. Hisy Fanahy hilamina ary hisy fanahy hivenjivenjy mila miverina mamita ny tsy vita raha mbola tany koa ny tany. Hisy fanahy hitoetra sy hiahy. Io dia tsy misy tena mahalala ny fiodina fa ny fahafatesana dia naman'ny Fahafahana no tokony ho izy nefa indraindray tsy manampy izay tsy milamina ao am-po izany satria hiditra ny toeran'ny Fanahy Fitiavana izy nefa tsy izay no niainany. Tsy misy mahalala izay any an-koatra fa ny zavadehibe dia ny fahafahanao niaina teto an-tany dia noho ny Fitiavan'Andriamanitra tanteraka. Fisaorana azy no tokony eo ampialana aina nefa indraindray tsy izay no mitranga.
Koa raha mbola tsy ampy ny fanomezana izany zavatra resahiko izany dia hisy lalandava ny ratsy eo imasontsika hitranga eto an-tany. Satria tsy ampy ny Fitiavana naely sy tokony ahenika ny rehetra, tafiditra ao anatin'io ny tany mandray antsika sy ny zavaboary eo aminy.
Tsy natao hifanaovan-dratsy eto an-tany saingy betsaka kokoa izany noho ny fanaovan-tsoa misy satria nahoana ny fototra nahalehibe no nisy fahasimbana. Ny fototra mahazaza antsika no olana. Ny Fanabeazana ny zaza na dia mbola bitika aza izy tsy mahalala izay ambony sy ambany amin'ity fiainana ity. Fa raha ezahinao fenoana ny io Fitiavana/ fanabeazana io ao anatin'ilay taona 0-12 dia ahita olombanona ianao, olom-pahendrena ary olom-panahy satria ny fototra nitondra azy dia miezaka mameno izay ambiny.
Tsy mora anefa io fa misy fomba isan-karazany arahina toy ny anakandriamaso. Vitsy ny mbola manana azy. Eo no hisy ny fisarahana amin'ny religion sy ny spiritualite satria hitambatra ny Education sy spiritualite. Ilay zaza hanao ny diany no misy fa tsy ilay zaza manaraka ny dian'ny hafa.
hoy soanja:
Hoy aho hoe "Aza manahy fa isika rehetra dia hiaina ao an-danitra avokoa satria tiaNY."
Koa tsy andao ataon-tsika daholo izay azo atao rehetra, ny mpamono olona aleo hamono olona hatrany,ny mpanolana aleo hitohy hanolana izay hitany,ny mpangalatra aleo handroba izay azony robaina; dia aleo tsy mivavaka ntsony fa lany andro fotsiny ,dia tsy manao asa soa ntsony koa ...sns aleo hanao izay danin'ny kibony ny tsirairay avy satria samy ho any an-danitra avokoa ntsika rehetra.
"maivana loatra ary tsy misy vidiny ilay lanitra raha toa izany "
Izay no mila mbola handalinanao ny finoako vao afaka maka tsoa-kevitra toy izany ianao.
Io Fitiavana avy amin'Andriamanitra io dia tsy vitan'ny hoe manana aho dia izay fa sady iainana. Ny fomba ahafahanao miaina azy dia hatramin'ny mbola any ankibon-dreny dia efa tokony hotiavina ianao. Ny nanamboarana anao dia ao anao Fitiavana. Fitiavana ny momba anao rehetra. Rehefa miaina izany ianao dia hahalala ny tsara sy ny ratsy eo imasonao izay mifandraika amin'ny soatoavinao. Io no fe-piaina arahina. Amiko matoa misy ny famonoana sns.. dia satria tsy nety ny fomba nentina nanabe ireo olona ireo sy ny fitiavana tsy ampy nomena azy. Vokatry ny tsy fahampian'ny fanabeazana ireo ary ny fifandraisan'ny samy olombelona tsy mifandanja. Fa raha feno io lazaikoio dia hilamina ity planeta tany ity. Tsy hilamina anefa isika satria efa nandringa hatrany amboalohany ny zava-drehetra. Nomena fampianarana diso ny olona ka tsy hitany izay alehany ary efa miparitaka be ny momba izany ka tsy misy afa tsy ny tenanao no tsara imasoana aloha dia raha mahavita manampy ny hafa na vitsy aza amin'izany dia tsara koa.
Eto aho no hanazava ny momban'ireo Varavaran'ny fiainana.
Misy karazany roa ny Varavarana: Ny teo amin'ny fahaterahana ary Ny eo am-pahafatesana.
Io varavarana roa ireo no mandamina ny fifandraisana amin'Andriamanitra izay namorona anao. Satria hiditra amin'ny fiainana iray ianao ary hivoaka aminy ka hiditra amin'ny fianana faharoa.
Eo amin'ny Varavarana voalohany dia ho feno ilay fitiavan'Andriamanitra ianao. Raha teraka isika dia ampoka ny Fitiavana ao anatin'ny zazakely iray. Manantena ny hafa izy hanome izany fitiavana izany avy amin'ny hafa fa ny azy dia feno ho anao.
Ny Varavarana faharoa kosa na ny Fahafatesana dia hitselina manoloana ny masonao ao eo amin'ny 3 na lavalava noho izay miankina amin'ny fialan'ny aina ny Fahatsapanao hoe hatraiza ny nampiasainao ny ilay Fitiavan'Andriamanitra nomeny anao. Eo no misy ny FITSARANA avy ao anatinao ihany sy ilay Andriamanitra miaraka aminao. Eo no misy ny fanenenana sy ny fahafantarana hoe inona no asan'ny Fanahy manaraka noho ny fidirana teto an-tany teo. Hiditra ny tontolon'ny Fanahy ianao. Hisy Fanahy hilamina ary hisy fanahy hivenjivenjy mila miverina mamita ny tsy vita raha mbola tany koa ny tany. Hisy fanahy hitoetra sy hiahy. Io dia tsy misy tena mahalala ny fiodina fa ny fahafatesana dia naman'ny Fahafahana no tokony ho izy nefa indraindray tsy manampy izay tsy milamina ao am-po izany satria hiditra ny toeran'ny Fanahy Fitiavana izy nefa tsy izay no niainany. Tsy misy mahalala izay any an-koatra fa ny zavadehibe dia ny fahafahanao niaina teto an-tany dia noho ny Fitiavan'Andriamanitra tanteraka. Fisaorana azy no tokony eo ampialana aina nefa indraindray tsy izay no mitranga.
Koa raha mbola tsy ampy ny fanomezana izany zavatra resahiko izany dia hisy lalandava ny ratsy eo imasontsika hitranga eto an-tany. Satria tsy ampy ny Fitiavana naely sy tokony ahenika ny rehetra, tafiditra ao anatin'io ny tany mandray antsika sy ny zavaboary eo aminy.
Tsy natao hifanaovan-dratsy eto an-tany saingy betsaka kokoa izany noho ny fanaovan-tsoa misy satria nahoana ny fototra nahalehibe no nisy fahasimbana. Ny fototra mahazaza antsika no olana. Ny Fanabeazana ny zaza na dia mbola bitika aza izy tsy mahalala izay ambony sy ambany amin'ity fiainana ity. Fa raha ezahinao fenoana ny io Fitiavana/ fanabeazana io ao anatin'ilay taona 0-12 dia ahita olombanona ianao, olom-pahendrena ary olom-panahy satria ny fototra nitondra azy dia miezaka mameno izay ambiny.
Tsy mora anefa io fa misy fomba isan-karazany arahina toy ny anakandriamaso. Vitsy ny mbola manana azy. Eo no hisy ny fisarahana amin'ny religion sy ny spiritualite satria hitambatra ny Education sy spiritualite. Ilay zaza hanao ny diany no misy fa tsy ilay zaza manaraka ny dian'ny hafa.
63. simplex
(
26/08/2009 17:08)
Fa ity kozy ity aloha dia miankina bedabe @ le hoe "voavonjy" ee. Tsika zao mierireritreritra hoe voavonjy tsy ho any @ afobe. Kanefa i A/tra tsy nipreciser. Sao dia mba hoe voavonjy mankany @ paradisa?
Zany hoe sao dia mba isan'ny tsy ho any andanitra aza no 144000 kle? :)
satria,
A/tra tao @ Isaia 55:8:zany hoe raha ho any an-danitra ny eritreretintsika dia tsy ho any andanitra ny eritreretiny... :)
Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako.
fa aza mieritreritra an'zay koa fa manjary lasa mieritreritra tsy mitovy @ izay koa izy. Dia ra mieritreritra an'zay koa anefa dia efa lasa hafa ny eritreririny...
aleo atao 27 boka ihany ranga a :P
;-)
64. rijadolly
(
26/08/2009 17:29)
APOKALYPSY 14: 1 Ary hitako fa, indro, ny Zanak'ondry nitsangana teo an-tendrombohitra Ziona, ary nisy efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy nomba Azy, samy manana ny anarany sy ny anaran'ny Rainy voasoratra eo amin'ny handriny.2 Ary nahare feo avy tany an-danitra aho, tahaka ny firohondrohon'ny rano be sy tahaka ny fikotroky ny kotrokorana mafy; ary ny feo izay reko dia tahaka ny an'ny mpitendry lokanga mitendry ny lokangany.3 Ary mihira toa tonon-kira vaovao eo anoloan'ny seza fiandrianana sy eo anatrehan'ny zava-manan-aina efatra sy ny loholona izy; ary tsy nisy nahay nianatra izany fihirana izany, afa-tsy ny efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy izay navotana niala tamin'ny tany.4 Ireo no tsy voaloto tamin'ny vehivavy, fa virijina izy; Ireo no manaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza no alehany. Ireo no navotana avy tamin'ny olona no voaloham-bokatra ho an'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry.5 Ary tsy nisy lainga hita teo am-bavany, sady tsy manan-tsiny izy.
65. rijadolly
(
26/08/2009 18:34)
1) Ra ireo ihany ny isa atao hoe voavonjy,iza intsony ny hiazakazaka nefa efa feno ny toerana? satria ireo efa hitan\'Jaona Tamin\'faminaniany fa efa any.Porofo iray fa tsy ireo ihany dia :
- Mbola misy loholona(loko manga)izay toe anolohan\'144mil rehefa mihira ireo.
- Voaloham-bokatra(mena)Mbola misy izany ny vokatra manaraka...
2)Ny olon\'Andriamanitra izay nofidiaNy dia nisy ny nanambady oh:Mosesy,Davida,Isaka,Israely.....Dia tsy nisy voavonjy daholo ihany koa izany ireny satria nanambady
,voaloto ny vehivavy(mena)?
3)Mandrak\'ity ny androany dia mbola miasa ny fanadiovan\'Ràn\'ny Zanakondry ho an\'izay mampihatrano azy.

66. soanja
(
27/08/2009 02:10)
rijadolly:

Ny tantara nosoratan'i Md Toma no mitantara ireo izay efa lasana talohan'i safodrano, hoe iza no novonjen'ny Jesoa sns... toy ilay jiolahy nofantsihana teo akaikiny. Iny tsy nisy fiandrasana fa tonga dia lasa any an-danitra.
67. ari.malala
(
27/08/2009 06:06)
:-D :-D :-D :-D ze manambady zany ts mahazo miditra sa akory ndraika fa ts azoko tsotry e :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aleoko meme sisa fa ts azoko tsotry le fandehan le dinika kle :-D :-D :-D :-D :-D
68. tywa68
(
27/08/2009 06:57)
Ari.malala > 27 d boka hoy i Simplex :-D :-D
Rijadolly > :-w ny manambady efa voaloto... :lol:
Dia inn marina no tena izy ? lazain'i Ika tsy manakatao eto fa :-D :-D :wink:
Rijadolly > :-w ny manambady efa voaloto... :lol:
Dia inn marina no tena izy ? lazain'i Ika tsy manakatao eto fa :-D :-D :wink:
69. ni81
(
27/08/2009 11:09)
Dia inn marina no tena izy ? lazain'i Ika tsy manakatao eto fa:D maro ange ny tsy manan-katao mandalo eto e! Fa ireo manoratra ihany no tratra farany! :^)
70. rzakarivola
(
27/08/2009 12:40)
rakapy:
Atao hoe efa nampitandrina ary izy. Nampitandrina koa ilay RAD (olombelona) mba tsy hanimba zaridaina ireto ankizy. Simba ihany anefa ny zaridaina satria dia nafana tokoa ny lalaon'ireto ankizy.
Amin'ny maha ankizy azy dia matetika mi-comprendre ilay RAD. Mety hiisy fibedesana, nefa kosa angamba tsy hoe tsy avela hiiditra ny trano na dia 1 alina fotsiny aza ilay zaza.
Raha raisina ny @ A/tra dia mitovy @ izany no fahitako azy.
==>
1- Izao fanoharana ataonao izao no maneho ny filazana mikasika ny fisian'ny afobe sy ny famindrampon' Andriamanitra mandrakizay.
2- @ RAD niteraka ara-nofo inona avy no mety ho endrik'ilay fibedesana? Ary raha ilay avy amin' Andriamanitra, inona ilay sazy?
3- Izay mihitsy no ambaran'ny Baiboly hoe avela hiditra (ao @ apokalypsa ihany dia ahitana hoe "ary tsy hidy ny varavarany satria tsy hisy alina intsony"), fa izao cas mitranga, ianao ve tsy mbola nahita ankizy tsy sahy nody tao an-trano satria natahotra ny ho voakapoka ? Dia tahaka izany eto! Izany no nahatongavan'i Jesosy, mba tsy ho tonga aminao ilay tsifahasahiana hiditra ao rehefa ho hitanao miariary ireo zavatra nosimbanao.
rakapy:
Tsy misy maharatsy ny hevitrao fa mety ho lasa ohatran'ny manao daomy indray ilay dinika raha ny voalaza ao anaty baiboly ihany no ampiadina masony eto!
==> Ny antony nilazako izany dia mba hahitana tsara hoe, inn marina no tena ambaran'ilay Baiboly aloha, be ihany mantsy no tsy mahay intsony ny marina ambaran'ny Baiboly satria ampitahainy @ fampianarana sy filozofia hafa maro, dia manjary ny an'ny tenany no ambarany fa tsy izay ampitain'ny Baiboly. Ohatra iray eto izao ity 144 000 ity, na dia ilay tenin'ny Baiboly naverin'i Rijadolly nosoratana eto dia mampiseho fa tsy ireo fotsiny no ambaran'ny BAiboly hoe voavonjy, fa "voaloham-bokatra" ireo. I niryna dia manampy fa ny Baiboly aza milaza fa "ho maro be tahaka ny fasika" no isan'ny voavonjy. Mbola ny baiboly ihany koa no ahitana fa hisy izay tena tsy ho voavonjy mihitsy (ao @ Ezekiela), izay no antony ilazako hoe raha vao ny hevitry ny Baiboly no resahina, mialoha ny iadiana hevitra hoe marina sa tsy marina, tokony fantarina tsara aloha ilay lazainy fa raha tsy izany dia mandiso ny marina ary manamarina ny diso, dia izay mpanao izany ihany no voa amin'izany.
Raha diso ny fandiniko dia tsy maninona iny aleo ho any. Fa misy iray izay tsy ho diso mihitsy : ny Tenin' Andriamanitra, ary Jesosy no tenin' Andriamanitra velona. Izay te hahafantatra dia mahazo manatona an'i Jesosy, fa Izy efa niteny hoe "izay manatona ahy tsy mba ho laviko mihitsy"
71. rzakarivola
(
27/08/2009 12:58)
simplex:
za zao raha ohatra ka 144000/7milliards ny probabilite hahazoako asa dia tonga dia tsy mi-postuler aho... asa raha manahoana ny fidirana any andanitra any angaha...
dia aleo mankafy ny ety ambonin'ny tany e :P
;-)
==> Hmmm ... Zah tadidiko nisy fotoana nanao concours na pilote. nisy 400 mahery izahay no nanao izany nefa 10 no toerana noraisina, fa tena tiako le pilote ka tsy noeritreretiko akory ilay isan'ny mpifaninana. Rehefa nivoaka ny résultat ny première épreuve dia 7è sur xxx no laharako. Tiako lazaina dia hoe :
1- Rehefa convaincu ny @ zavatra iray ianao dia tsy ahoanao ny isan'ny mpifaninana
2- Na betsaka aza ny mpifaninana, possible no hahatafiditra anao anatin'ny ilaina.
Mazava ho azy, tsy t@ fankafizana ny vacances akory no dia nahatratra izany laharana izany aho. Fa nianatra aho, niezaka aho, niomana t@ ireo matières hanaovana ny épreuve.
Dia toy izany koa, tsy ny fankafizana ny ety an-tany no hahatafiditra anao any an-danitra. Tsy ny lalàna ety an-tany no hahatonga anao any @ izay ilaina, fa tsy maintsy mamantatra ny taranja anaovana ny épreuve ianao, ary ireo no iezahanao.
72. rzakarivola
(
27/08/2009 13:06)
ikaretsaka:
misy fitenin"olomasina iray izay manao hoe ny olona tsy manan-katao @ ity fiainana ity no mamisavisa sahady ny @ fiainan-ko avy..
misy ny fiainan ko avy fa aza visavisaina hoe iza no any na menamena ve ny lanitra any na.... :^)
==> "En effet, si l'un de vous veut bâtir une tour, est-ce qu'il ne prend pas d'abord le temps de s'asseoir pour calculer ce qu'elle lui coûtera et de vérifier s'il a les moyens de mener son entreprise à bonne fin ?
29 Sans quoi, s'il n'arrive pas à terminer sa construction après avoir posé les fondations, il risque d'étre la risée de tous les témoins de son échec."
73. simplex
(
27/08/2009 13:42)
razaka,
tsy manda ny voalazan'i toi ah fa ny tiako hahasongadina fotsiny angamba dia ny hoe ~ 1/100000 ny chance hidirana any an-danitra :)
sao dia tsy mahaleo ny sarany ny vidiny? :-P
76. simplex
(
27/08/2009 14:39)
:)
ao @ le hoe
jesoa ao @ Joany, 8:12 :
Ary niteny tamin'ny olona indray Jeso, ka nanao hoe: Izaho no fahazavan'izao tontolo izao: izay manaraka ahy tsy mandeha amin'ny maizina, fa hanana ny fahazavan'ny fiainana.
:arrow: zany hoe ra 7milliards no manaraka, dia 7milliards no makany @ le tena fahazavana :P
:*
78. rijadolly
(
27/08/2009 15:54)
za hoe:Voalohany aloha dia tsy manaiky ny hoe 144 mille ihany ny olona voavonjy fa ireo olona ireo dia olona voatokana anisany momba AZY (Zanakondry),Manaraka AZY na aiza naiza alehaNy,Voaloham-bokatra ho an\'Andriamanitra sy ny Zanak\'Ondry,
1) Ra ireo ihany ny isa atao hoe voavonjy,iza intsony ny hiazakazaka nefa efa feno ny toerana? satria ireo efa hitan\'Jaona tamin\'faminaniany fa efa any.Porofo iray fa tsy ireo ihany dia :
- Mbola misy loholona izay toe anolohan\'144mil rehefa mihira ireo.
- Voaloham-bokatra.Mbola misy izany ny vokatra manaraka...
ari.malala:Azonao ilay izy fa somary nataoko fanontaniana ilay fanazavako dia ohatra ny misokatra be dia mivoka miditra raha tsy azavainna tsara.Izaho mihitsy no tsy dia nahatafavoaka ny tiako ambara ka indro azavako kely.
:-D :-D :-D :-D ze manambady zany ts mahazo miditra sa akory ndraika fa ts azoko tsotry e :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D aleoko meme sisa fa ts azoko tsotry le fandehan le dinika kle :-D :-D :-D :-D :-D
Fomba nifidianana ireo 144 mille ny tsy voaloto ny vehivavy.Izany hoe lehilahy daholo izany izireo.izay ny antony nitenenako izay nataoko endrika fanontaniana ka
za:Ireo nanam-bady ireo dia tsy anisan\'ireo 144mille satria efa voaloton\'vehivavy,fa kosa mety ho voavonjy satria ireo 144mille ireo dia voaloham-bokatra ihany fa mbola misy ny vokatra manaraka ka mety ao anatin\'izay vokatra manaraka izay ireo manmbady ireo, ianao,zaho,ny havatsika,ny iray firenena amintsika,sy izay rehetra mahafeno ny fepetra eo anoloan\'Fitsarana farany.
2)Ny olon\'Andriamanitra izay nofidiaNy dia nisy ny nanambady oh:Mosesy,Davida,Isaka,Israely.....Dia tsy nisy voavonjy daholo ihany koa izany ireny satria nanambady
,voaloto ny vehivavy?
tywa68:efa io ambony io tywa68 fa za mihitsy no tsy nanazava tsara fa nataoko endrika fanontaniana ilay izy.Misaotra anareo tsy nisorona satria ilay izy misokatra be loatra,fa taty an-tsaiko fotsiny no nazava,dia everiko hoe tafita ilay hevitro.
Rijadolly > ny manambady efa voaloto... Dia inn marina no tena izy ? lazain\'i Ika tsy manakatao eto fa
soanja:Voaray soanja fa misaotra,hitako fatena nanampy ity hevitro farany ty ilay teninao satria
Ny tantara nosoratan\'i Md Toma no mitantara ireo izay efa lasana talohan\'i safodrano, hoe iza no novonjen\'ny Jesoa sns... toy ilay jiolahy nofantsihana teo akaikiny. Iny tsy nisy fiandrasana fa tonga dia lasa any an-danitra.
za:Mbola misy fanantenana ho an\'izay mandray an\'Jesoa Kristy ho Tompo sy Mpamonjy azy
3)Mandrak\'ity ny androany dia mbola miasa ny fanadiovan\'Ràn\'ny Zanak\'Ondry ho an\'izay mampihatrano azy.
79. ikaretsaka
(
27/08/2009 16:00)
RD> efa hoe tsy ra latsaka fotsiny fa iny manavotra..ekena..fa ny misotro ny rany sy mihinana ny nofony hono no hanana ny fiainana mandrakizay ary hatsangany @ fara andro an...
Ny teny tonga nofo...ny nofo tonga mofo
Ny teny tonga nofo...ny nofo tonga mofo
80. rijadolly
(
27/08/2009 16:10)
tywa68:
Dia inn marina no tena izy ? lazain'i Ika tsy manakatao eto fa
ni81:Mety misy fahamarinana ihany ny ahiahintsika fa kosa ra araka ny Finoako dia tsy misy satria olona haka hevitra sy fampaherezana ny olona eto,na ireo Mpamaky na izay efa manana kaonty ato,indrindra ato amin'loha hevitra Fivavahana sy Finoana ra tsy hoe tsy mpino anga izy de...(ho an' ika efa fantatro mpino koa ny tsy mino(AT) amin'ise an! :D )
maro ange ny tsy manan-katao mandalo eto e! Fa ireo manoratra ihany no tratra farany!