Fara andro: 144 000/5milliards oe ny isan'nireo voavonjy?
21. tywa68
(
25/08/2009 09:27)
fa na d zany aza : ilay Andriamanitra inoatsika anie tia sy hanavotra antsika e :lol:
22. ni81
(
25/08/2009 09:29)
Rakapy > mpanjaka hitsara anie ny 144 000 d ny ambiny ho tsaraina e n'é pa peu, v1 avec nous:^)
23. rakapy
(
25/08/2009 09:32)
fa na d zany aza : ilay Andriamanitra inoatsika anie tia sy hanavotra antsika e
Ilay A/tra inoantsika anie ka iray ihany e! fa ilay jesosy no tsy hitovizany!
Mazava @ nao angamba?
24. ni81
(
25/08/2009 09:34)
Ilay A/tra inoantsika anie ka iray ihany e! fa ilay jesosy no tsy hitovizany!ka efa nanome ny zanany lahitokana ange izy raka e! Efa nomeny io tovolahy io ny fahefana rehetra!
Mazava @ nao angamba?
25. tywa68
(
25/08/2009 09:36)
ni81:
Rakapy > mpanjaka hitsara anie ny 144 000 d ny ambiny ho tsaraina e n'é pa peu, v1 avec nous:^)
Maninn njy ? :lol:
Rakapy > ho tsaraina dhl zany isika ary ho avotra koa :-D
26. rakapy
(
25/08/2009 09:49)
Rakapy > ho tsaraina dhl zany isika ary ho avotra koaIzay aloha dia hinoako fa marina e!
Raha nasainao nilalao tao an-jaridaina ve ny zanakao rehetra dia tsy avelanao hiiditra ny trano ny sasany satria nanimba zaridaina sy naditra nefa ny andro alina sy avy oram-be???
Karazana RAD inona no ahavita izany???
Toy izay no fahitako an'A/tra
27. ni81
(
25/08/2009 09:51)
Maninn njy ?Tsy maninona aho fa mitsiky vendrana angamba io emotikonina io sa? :D
Rakapy > ho tsaraina dhl zany isika ary ho avotra koa
29. rakapy
(
25/08/2009 11:44)
Hoy Ari.malala
fomba fanoharana io @ fahitako azy io ka.
tsy azoko lay fanontanian'rakapy lay farany io azafad
fomba fanoharana io @ fahitako azy io ka.
30. ni81
(
25/08/2009 11:47)
Raha nasainao nilalao tao an-jaridaina ve ny zanakao rehetra dia tsy avelanao hiiditra ny trano ny sasany satria nanimba zaridaina sy naditra nefa ny andro alina sy avy oram-be???ka efa nampitandrina ange izy e!
Karazana RAD inona no ahavita izany???
Toy izay no fahitako an'A/tra
31. rzakarivola
(
25/08/2009 11:48)
Sao dia mba tsy tsara ampifangaroina aloha ny hoe : "izao no ambaran'ny Baiboly", sy ny hoe "marina ve ilay ambara".
Ity lohahevitra ity izao ny fahalalako azy, dia tsy andinihina mihitsy hoe "marina sa tsy marina"? Fa hoe, inona no ambaran'ny Baiboly mikasika ny fitsaràn' Andriamanitra, ny paradisa, ny famonjena, ... Izay zavatra iray, ka rehefa baiboly no contexte, dia aoka ny baiboly ihany no hamaly ny fanontanian'ny mpitsikera sy ny liana te hahafantatra.

32. rakapy
(
25/08/2009 12:21)
Hoy Ni81
Atao hoe efa nampitandrina ary izy. Nampitandrina koa ilay RAD (olombelona) mba tsy hanimba zaridaina ireto ankizy. Simba ihany anefa ny zaridaina satria dia nafana tokoa ny lalaon'ireto ankizy.
Amin'ny maha ankizy azy dia matetika mi-comprendre ilay RAD. Mety hiisy fibedesana, nefa kosa angamba tsy hoe tsy avela hiiditra ny trano na dia 1 alina fotsiny aza ilay zaza.
Raha raisina ny @ A/tra dia mitovy @ izany no fahitako azy. Fantany isika fa malemy sy osa ary mety ho faly nohon'ny fiainana an-tany. Ary izy dia voalaza fa be fandeferana sy famindra-po ary fitiavana.
Ka asa na hanao toa ilay reny kely izy na hanao toa ny RAD niteraka.
hoy Rzakarivola
Tsy misy maharatsy ny hevitrao fa mety ho lasa ohatran'ny manao daomy indray ilay dinika raha ny voalaza ao anaty baiboly ihany no ampiadina masony eto!
ka efa nampitandrina ange izy e!

ka rehefa baiboly no contexte, dia aoka ny baiboly ihany no hamaly ny fanontanian'ny mpitsikera sy ny liana te hahafantatra.
Tsy misy maharatsy ny hevitrao fa mety ho lasa ohatran'ny manao daomy indray ilay dinika raha ny voalaza ao anaty baiboly ihany no ampiadina masony eto!
34. soanja
(
25/08/2009 13:50)
mion:
araka ny Baiboly dia 144 000 ihany no isan'ny oul voavonjy @ fara andro, ataoko fa tsy interprétation io na transformation artistika/poetika ny faminanian'i Jaona fa nombre exact.
Raha dinihina ireo angidina be sy valalabe tantarainy ao de azo lazaina ho ireo migy na helicoptere , fa araka ny fahalalana sy ny Q.I ny oul t@ zany dia normal raha lazainy fa angidina ireo engins ireo. nefa kosa ny oul t@ zany efa mba nahay nanisa, ka amiko tsy symbolique io nombre io.
de mametra panontaniana maromaro aho hoe:
- malalaka tokoa ve ny lanitra sa tery (na tsy mahazaka) no mahatonga io isa io.
- raha ny isan'ny oul tena mpino sy marina ve tsy mihoatra an'io raha atao hoe 5 milliards ny isan'ny zanak'olombelona.
- ankoatra ny finoana sy fahamarinana , inona koa ny critère hidirana any an-danitra: intelligence? génie?
- Misy zavatra fantatr'ireo Pretra ve fa tsy avoakany? Singaniko ny Pretra satria 12 taona ny fianarany (4 na 5 taona monja ny Pasitera, i mailhol aza moa tsy nianatra mintsy) ?
Izay no mahatonga ny olana eto an-tany ka. Te ho anatin'io isa io aby satria io no inoana. Inona moa izany fa ny finoanareo ihany no hitako eto no hahavery anareo. Ny Jiosy efa nolazainy fa ireo no olony aloha sy vahoaka nofidiany. Firifiry anefa ny isan'i Jiosy, ny Jiosy Xtianina ohatra raha handringana ny hafa izy. Hihihi
Minoa fotsiny ihany an!!!!!
Hoy aho hoe "Aza manahy fa isika rehetra dia hiaina ao an-danitra avokoa satria tiaNY."
35. Ratoa
(
25/08/2009 13:56)
Ny Baiboly ao amin'ny Apokalipsy na Révélation 14:1 dia manambara fa 144 000 no hanaraka an'i Kristy, ho mpanjaka sy mpitsara mpanampy Azy. Ny kristiana rehetra kosa ( tadidio fa niteny Izy: Izay mino Ahy na maty aza dia ho velona indray") dia hitsangana amin'ny maty ka hipetraka ety an-tany izay ho tonga ho paradisa. Ny mpanota voavela heloka koa dia ho velona mandrakizayamin'ilay tany tonga paradisa. Ny mpanota tsy mety mibebaka dia tsy ho voavela heloka. Ireo dia arian'Andriamanitra any an-davaka ho levona mandrakizay. Vakio tsara ny Baiboly. Fa mazava tsara ny teny ao. Tsy mila interprétation akory fa voasoratra tsara ao izany.
Tsy milaza ny Baiboly hoe 144 000 ihany no ho voavonjy fa 144 000 ho hanampy an'i Kristy ka entiny hiaraka aminy any an-danitra. Ka tsy io habakabaka io akory ny lanitra fa toerana iray voafidy misy ny fanjakan'Andriamanitra.

37. simplex
(
25/08/2009 16:18)
toa ho lasa otran'ny daina koa ity baiboly ity ra izao no mitohy kle :-w
40. simplex
(
25/08/2009 19:03)
zany hoe mahita zavatra tsy misy... sady tsy mahavita in in intsony raha vao tsy misy an'azy...