mitady logiciel HACKINTOSH ho apetraka @ PC

1. mion ( 31/08/2010 08:40)
salut daholo

Pc ny matos ao de nefa noho ny asa de tsy maintsy mi-dev ho an'ny Mac koa hono. za tsy manana mac fa raha mba misy manana le logiciel hackintosh iny nareo (Snow Leopard v 10.5.6 angamba ny farany) de mba omeo rey oul na ho vidiana aza a .

Raha misy manana DragonFire SDK koa nareo dia interessé aho. Misaotra mialoha

Phone : 0344011544
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.325