Ho tapak'aina daôly

1. Optik ( 12/03/2009 14:41)
Raha ny tsaho miely no heno de ôtr'reny hoe an-dry Tézévé reny ny tany sy ny firenena.
Indrisy anefa fa tsy fantatr'izy ireo ny contre attaque avo lenta miandry azy.
Mangitakitaka ery aho zany hijery ny faran'ireo mpambotry firenena reo.
Tsy ho ela tsony !
novalian'i TIMTIKO ny 13/03/2009 00:18
2. tovolahy007 ( 12/03/2009 14:55)
Tena ho hisy ve io contre attaque io?? Ny zandary sy rasil zany efa tsy mety manaraka ny baiko tsony.
3. zandikely ( 12/03/2009 15:10)
Raha mieritreritra mbola hampiasa hery RAVALOMANANA ka mbola hampiady ny miaramila indray dia izay ny azy no vita ary mety ny an'ny Madagascar manontolo fa tsy ho zavatra mora ny consequence n'izay. Enga anie tsy hisy izany ADALANA IZANY.

METY IZANY MAHATONGA ZAREO AMIN'NY AMBASSADE DES USA HIANTSO NY AMERICAINS REHETRA HANDAO AN'I MADAGASCAR
4. Andribe ( 12/03/2009 15:14)
sao dia mba tsy mety efa ambivotra be anie le blem amizao ry zareo eee.
Dia mbola hifamono ihany ve dia hatraiza vao hijanona. Mino ve ianareo fa raha maty ny iray @ izy roalahy ireo na misy miaramila na polisy na zandary latsakaina dia hifarana io. Dieny mbola azo ajanona aleo faranana fa manalabaraka re olona ooo
5. yuka ( 12/03/2009 15:28)
Tsy mankasitraka fifamonoana samy gasy ny tenako,tsy aleo ve mifandefitra
mampalahelo ny hoavin' i Madagasikara nohon'ny ambopo diso toerana :(
mifandefera reto a! :-*
6. andrywui ( 12/03/2009 15:31)
Tsia yuka a!! tsia !! tena tsia !!!
7. xxx ( 12/03/2009 15:33)
Ka tsy hijanona io raha tsy tonga amin'ny tanjony ny Frantsay sy ny Katolika

Fanomezana 100% ny fitrandrahana Uranium eto Dago ho an'i AREVA, 100% Bemolanga ho an'ny TOTAL

Izay mahavita an'ireo no lasa filoha atsy ho atsy
8. andrywui ( 12/03/2009 15:36)
Izao ve dony aho ranaotra ?? ka tsy tara ve oao eeééé!! maninnn ra tany alou tany def nanaiky mba nifanakalo hevitra fa tsy ratsy vava ,be taimbava be i ramosé be io ee!!! faly aho oao eeee!! tena faly aho ry reto aaa!! marina ee
9. danibe ( 12/03/2009 16:24)
raha tsy tonga @ tanjony ny frantsay sy ny katolika...
ilay voalohany aloha tsy hidirako fa ilay faharoa: ny katolika! midika ve izany fa tanjon'ny fjkm izao voaozongozona izao sa? angamba kosa tsy misy idiran'ny resaka katolika sy fjkm izy ity!
10. danibe ( 12/03/2009 16:24)
raha tsy tonga @ tanjony ny frantsay sy ny katolika...
ilay voalohany aloha tsy hidirako fa ilay faharoa: ny katolika! midika ve izany fa tanjon'ny fjkm izao voaozongozona izao sa? angamba kosa tsy misy idiran'ny resaka katolika sy fjkm izy ity!
11. zandikely ( 12/03/2009 16:36)

APETRAHO MORAMORA FA TSY NANINONA ANAREO NY KATOLIKA E



12. ibesorongola ( 12/03/2009 19:32)
"Ka tsy hijanona io raha tsy tonga amin'ny tanjony ny Frantsay sy ny Katolika

Fanomezana 100% ny fitrandrahana Uranium eto Dago ho an'i AREVA, 100% Bemolanga ho an'ny TOTAL

Izay mahavita an'ireo no lasa filoha atsy ho atsy"
Efa miverina matetika ity resaka ity ary mihamazava hatrany hatrany ilay conflit d'interet iainan'i Dago USA + RAVALO # France + RADIDY, PADESM ...
wait and see ...
Hatreto aloha dia mbola guerre structurelle sy ponctuelle no entina hanazavana ny fakana na ny fitazonana fanjakana. Ny Frantsay alohano nihazakazaka voalohany Joyandet ...etc... Izao dia miditra @ izay ny amerikanina .
13. fijo ( 12/03/2009 21:39)
aoka re tsy hisy ady e.azo atao ny mifampiresaka rah ambol amisy sain aihany koa
14. TIMTIKO ( 13/03/2009 00:18)
VONOY NY KATOLIKA FA MANALIKA
OUPS KAY MOA ZA KATOLIKA :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0883