TGV : crise d'adolescence

1. Optik ( 31/01/2009 16:36)
Ny vanim-potoanan'ny fialan-tsakana dia samihafa be ny fitrangany eo @ tsirairay. Misy ankizy eo @ faha-17 taonany dia efa tonga fahamatorana; misy sasany mety mbola ho adolantsento hatrany @ faha-35 taonany !!!!!

Gaga angamba ianareo hoe marina ve izany filazan'i Dr. Optik izany?

Eny tompoko, zava-mitranga izany eny fa na dia vitsy fiseho aza.
Malaza ao Antananarivo ao @ zao fa tovolahy iray eo ho eo @ 35 taona eo no ao anaty "crise d'adolescence" tanteraka @ zao.De irony ankizy mihomehy tany vaky irony mihitsy e! Toy ny zaza mialasakana rehetra moa dia ny fiarahana @ karazan-jiolahim-boto maditra sy mpamotika ary mpandroba no fandaniany ny fotoanany.

Eny e, hitovizan'ny "ado" rehetra am'zao moa io toetra "rebelle" io fa ny indrokely @ ity tvlahy ity dia tsy fantatra hoe iza ary no Ray aman-dReniny? Mampalahelo satria zaza tsisy mpananatra de ho simba ny ho aviny !!!
novalian'i fitia2006 ny 02/02/2009 16:48
2. Noue ( 31/01/2009 16:37)
fa rehefa vita kosa io crise io aaa ! dia mahaiza mijinja ny nafafany !!!
3. badboy ( 31/01/2009 16:44)
Zaza bodo koa izany Ravalo rehefa nampilahatra ny vahoaka Malagasy t@ 2002!! I Zafy koa izany adolantseto rehefa nitarika ny filaharana teny @ 13 may t@ 1991!!

Diso diplaoma angamba ilay Dr optik satria ny masony, sa ny fitadidiany, no tsy ao!!! Ironie du sort!!! :-D :-D :-D
4. Herimiafina ( 31/01/2009 16:46)
:-D :-D :-D :-D
5. akamatiana ( 31/01/2009 16:47)
aza afangaro wa ny saka sy ny kary , samy hafa reo :-D
6. Noue ( 31/01/2009 16:49)
Zaza bodo koa izany Ravalo rehefa nampilahatra ny vahoaka Malagasy t@ 2002!! I Zafy koa izany adolantseto rehefa nitarika ny filaharana teny @ 13 may t@ 1991!!
35 TAONA NGA RY ZAREO T@ ZANY eeee ????
7. badboy ( 31/01/2009 16:55)
Hay ve ilay taonany no tena olany eh!! Ianao angamba Noue mahalala ny momban'i Jean Sarkozy izay membre ny Présidence-n'ny Conseil départemental nefa efa .........21 ans!!!

Tsy ny taona no olana fa ny fomba fitondra satria raha ny taona no jerena tokony tsy ho tafala teo i Ratsiraka, na i Zafy!! :idea: :idea:
8. Optik ( 31/01/2009 17:11)
Bado boy > Aza afangaro @ zaza bodo kosa nama ny filoha teo aloha Zafy sy ny filoha Ravalo a. Ry zareo anie ka efa feno taona t@ zany e. Porofon'izany ny famelan'ny lalam-panorenana azy ireo hilatsaka hofidiana filoha.
Sady ny safidimbahoaka t@ FIFIDIANANA no nezahin-dry zareo nitolomana avy eo fa tsy mba io resaka MP3,sy PS2 simba rehetra io (oay azafady !VIVA manko e)!!.
Sady ry zareo an, tsy mba nangalatra tany @ jumbo sy courts niaraka t@ jolahimboto zany, tsy mba nandoro RNM sy TVM zany .
9. patrick2002 ( 31/01/2009 17:12)
ka ny an'i Dr optik ity mba inona crise entre les deux age veh ?
sao dia mba docteur honoris causa koa ianareo raha optik ,ka tsy manana objection
10. badboy ( 31/01/2009 17:20)
Hoy Johnny Halliday izay mikikiaka hoe "Optic 2000" !! Mbola mila mandeha maka lesona any @ johnny ilay dokoterantsika ato satria ilay filazana fa ny fanidiana ilaty TV no tena olana, dia mampalahelo!! Dia mmino ve ianao fa izay no tena nahatonga ireo olona analiny nilatsaka nilahatra teny @ 13 mai?? Sa ctionnairen'i Viva daholo ireny ka rehefa nikatona Viva dia lasa tsisy sosy intsony???

Mila loupe enao ranamana fa tsy ampy intsony ho an'ny masonao ny solomaso, dia araraoty ny manova io @ maha dr optik ny tenanao!!! :-* :-* :-*
11. xxx ( 31/01/2009 17:21)
aza afangaro wa ny saka sy ny kary , samy hafa reo

Tsy mitovy tokoa ry akamatiana very zo an!
12. Noue ( 31/01/2009 17:27)
"bad":
Ianao angamba Noue mahalala ny momban'i Jean Sarkozy izay membre ny Présidence-n'ny Conseil départemental nefa efa .........21 ans!!!
ka raha 21 taona aza izy, nga izy mitovy @ tgv eee ???? raha manao crise ve i bad dia hanao crise ko ny bandy rehetra mitovy @ bad eee ??? tsssss
13. Optik ( 31/01/2009 17:37)
Badboy:
Mila loupe enao ranamana fa tsy ampy intsony ho an'ny masonao ny solomaso


Efa nandramako daholo leity na loupe na microscope fa tô tena RIDICULE lôtra ngamba le TGV sy ny jiolahim-botony de tsy mety ho tazako ah.

Mba lazao ahy hoe ze tazan'lah.........., avy eo ho raiketiko antsoratra de ataontsika film ; ny titren-y hoe "BADO BOY III " ........=)) =))

14. booboo ( 31/01/2009 17:39)
:-D
15. Noue ( 31/01/2009 17:46)
=)) =)) =)) =))
16. badboy ( 31/01/2009 17:48)
:-D :-D :-D :-D Tena marina ny tenin'i patrick2000 hoe entre deux ages ranamana optik ty!! :-D :-D :-D

Bado boy ve no mba hitanao ranamana dia mampivanitika tahak'izao!!! :-D :-D :-D

Dr optik marina :!! Ao dago ihany ny misy diplôma tahak'izany, sa honoris causa marina tokoa???!! Dia izay koa no tena mapivanitika ny namana booboo élève infirmière!! Samy ao @ ilay domaine!!! :-D :-D :-D :-D :-D
17. Optik ( 31/01/2009 17:55)
badboy:
Bado boy ve no mba hitanao ranamana dia mampivanitika tahak'izao!!!


Ssssh, Tôlana letsy ny nify ah o^o ! Elah ko mba tsss....
Tsy sanatria hoe manarabiraby an'io sarin'lah karandoha mivanitika b io aho an, sô de tezitreo ndray!!!
18. Noue ( 31/01/2009 18:06)
badboy:
Tsy ny taona no olana fa ny fomba fitondra satria raha ny taona no jerena tokony tsy ho tafala teo i Ratsiraka, na i Zafy!! :idea: :idea:
nanao crise d'ado daholo nga ry zareo reo ee ???


19. mala ( 31/01/2009 18:06)
Sady ny safidimbahoaka t@ FIFIDIANANA no nezahin-dry zareo nitolomana avy eo fa tsy mba io resaka MP3,sy PS2 simba rehetra io (oay azafady !VIVA manko e)!!.


Sao de ianao no tena manao crise...crise isan-karazny mintsy ny anao ao zany...
Misy ny antsoina hoe mpitsabo ary izy dia afaka manavotra anao @ ty manjo anao ty...
20. badboy ( 31/01/2009 18:14)
Raha resaka bado boy izany dia tsy mahatezitra ahy fa voamaika aza mampivanitika be ahy satria tahak'izao no fomba firesaky ny cousin keliko 11ans!! :-D :-D :-D :-D

Ary ilay film bado boy III dia efa nosoratan'i TGV ny ny scénario miaraka @ ireo lazainao ranamana fa jiolahimboto!! Ary i Dollin no mitana ny second rôleao @ ilay jiolahimboto!! Bien evidahoazy sy mazavament fa ny rôle dia i Andry ary ny deba dia i Ravalomanana!! Tsy hay hoe iza no hitsipaka @ farany fa dia ny tantara no hilaza izany!!! Tohizo ny tohiny ranamana, sa mila téléscope mahita ny any @ 3 millions d'année ianao vao afaka ny haminavina ilay ho avy???? :°) :°) :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0616