TGV : crise d'adolescence
22. Optik
(
31/01/2009 19:34)
badboy:
Tohizo ny tohiny ranamana, sa mila téléscope mahita ny any @ 3 millions d'année ianao vao afaka ny haminavina ilay ho avy????
Ny tohiny ve ozy elah? ...mora kely nefany:
-Miezaka mandany andro eo i Andry kely de refa tsy mahaofoka tsony de midongy (=>adolantsento): ouinnn zah hoa prezida !! ouinnn zah hoa prezidà!!!
-De aveo lany hery hoazy eo de ifiran'ireo nanosika azy hatreto. (ôtr'ireny zaza maditra rehetra ireny e: ilaozan'ny akamany refa tsisy maminy tsony)
-Handeha eny ny fotoana, ary any aoriana any dia hanjary ho lasa Dinosaure kely ôtrandr'i Ndremanjato Risar sy ry Lecacheur reny ny fiafarany......
..............."BADO BOY III" is a Bad Bad Story.....................
Hélas....
23. patrick2002
(
31/01/2009 19:40)
ovay kely ny optika ,fa tsy izy izany , i Andry io vao miana-mandeha ,dia afaka miazakazaka ohatry ny ravolera io atsy ho atsy ,fa ilay ravolera no nirifatra loatra ka efa potraka ty afarina intsony izao ,
Izay no hangatahana @ Andry mba tsy hiazakazaka fa maka tsy taitra .
Izay no hangatahana @ Andry mba tsy hiazakazaka fa maka tsy taitra .
24. badboy
(
31/01/2009 19:59)
Tena voa maika loza fa na ho téléscope mahita ay @ 15 milliard d'année lumière aza tsy ampy hahitanao ilay zavatra goavana be eo @ 1 metatra miala ny garan'analakely!!
Aleo tsy ho lazaiko ny farany fa manjary tsisy suspens intsony!! Tadidio fotsiny hoe tsy maintsy tafaperaka eo ilay tetezamita ary ny sôsy hanaovan'i Andry an'izany dia efa vita omana soamantsara!! Izany hoe misy rindrina manohana izy ary misy chargé de la comm matanjaka be no misy appuye tech miezinezina!! Io no tsy anandRavalo intsony ka dia nahavery azy, nefa ange izy mba chef d'entreprise ihany mahay izany atao hoe gestion prévisionnelle................................................ sa mety tsy ho hainy izany!!! Asa izaho tsy mahalala!!!
Ary indro misy horonatsary vao² hivoaka atsy ho atsy : "Un train est passé sur Ravalomanana"!! :-D :-D :-D

25. Optik
(
31/01/2009 20:00)
Patrick2002 :
TGV = tsy hiazakazaka fa maka tsy taitra
:?: :?: :^)
Hafa kely ndray zany lôjikanareo zany, sa ny akama poeta?? :°)
==> Bon, adidiko ny mampahalala anao fa mirifatra be ôtran'ny alika lanin'ny sakay zany TGV zany normalement!!!
ah la la!

27. rakaroka
(
31/01/2009 21:28)
Ny mahazendana ahy dia "afokaina sy Vendranina sns 'lay olona.
Ka maika vendrana daholo 'zany ireo olona nahatonga azy ho lany "maire", mainka moa ireo tsy manaiky izany anefa miaritra fotsiny satria voatsindriny! :roll: :^) :^) :^)
Ka maika vendrana daholo 'zany ireo olona nahatonga azy ho lany "maire", mainka moa ireo tsy manaiky izany anefa miaritra fotsiny satria voatsindriny! :roll: :^) :^) :^)
28. Optik
(
31/01/2009 21:36)
badboy:
Ary indro misy horonatsary vao² hivoaka atsy ho atsy : "Un train est passé sur Ravalomanana"!!
Sss, Efa hitako io horon-tsary io :
Ty ny Résumé:
"Ao @ appartement ao Neuilly Ratsiraka milalao Train kely, de tamy avy any Filoha RAVALO tia sangy de noriatany ny daka ny kilalaon-dRatsiraka de potika tsisy noraisina tery.
De nitomany ity farany saingy tomany tsy arahin-dranomaso ny azy satria maso tavoahangy ve mo hisy ranony.......
29. patrick2002
(
31/01/2009 22:06)
Optik:
Patrick2002 :
TGV = tsy hiazakazaka fa maka tsy taitra
:?: :?: :^)
Hafa kely ndray zany lôjikanareo zany, sa ny akama poeta?? :°)
==> Bon, adidiko ny mampahalala anao fa mirifatra be ôtran'ny alika lanin'ny sakay zany TGV zany normalement!!!
ah la la!
Fantatro tsara izany , ary adidiko ny mampahalala anao koa ,fa tsy maintsy miazakazaka izy raha tsy izay ataony ravolera tAOLANA sisa, question de vie ou de mort sisa ny azy sahala @ nataony Ratsiraka sy Ravalo ihany t@ izany fotoana izany.
30. sivisma
(
01/02/2009 00:12)
Mitovy ihany izy ravalo zany kay....... :lol: Boay kely samy taitaitra daholo
31. patrick2002
(
01/02/2009 16:48)
tena mitovy ,fa nikitikitika vodi-tsoavaly ra-8 tamin'ity ,nataony ho sahalamin'ireo olonA MARO NAMPIDIRINA TANY @ tsiafahy ,sy operAteur economique maro norarana tsy hitady dia nangina ,aleo i ANDRY mba hanome lesona kely an'i ra-8
32. fitia2006
(
02/02/2009 16:48)
eny eh tsy maninona mananatra an dRa8 izy fa hiverina hanao depart -0 in1 zany ka loha na famakiloha no hitarika ny tgv izay vao handeha miadana fa tsy hitsoriaka intsony ; ny fako aza tsy voaala intsony