Video scandal
1. Optik
(
18/02/2009 10:07)
Jereo eto@ ty video ty ny fahaizan'ireo mpanao Gazety vahiny mandainga.
Resaka Crise any Guadeloupe le izy kanefa manomboka eo @ faha 34 segondra dia sarin-dry TGV eny analagam no miseho !!!
http://video.msn.com/video.aspx?mkt=fr-FR&vid=466951c9-664d-46b4-9c70-0bb8a07081a7
i-télé no nanao an'io bricolage io!

novalian'i fijo ny 18/02/2009 20:57
2. Mirananirina
(
18/02/2009 10:12)
Misaotra anao nanome vaovao,tena hafakely indray iny an.Ahoana ary no ahafahan'ireo mandainga toa io.Sa fa diso ry zareo.Dia hita izao ilay saritany kely i Madagasikara.
3. xxx
(
18/02/2009 10:41)
Hitan'i Mirana tsara ve io sary am video io nefa iMirana aza io toa matory andro !!
4. Mirananirina
(
18/02/2009 10:43)
Hitan'i Mirana tsara ve io sary am video io nefa iMirana aza io toa matory andro !!
Mihiratra ny masoko rehefa mijery vaovao mahaliana
6. xxx
(
18/02/2009 10:57)
xxx:
hi hi hi Ny vorondolo no matory andro !! hi he hi he hi he
mivoha tao ialahy andrywui f'aza k
osa eo an
7. Noue
(
18/02/2009 10:58)
Optik:iny indray no tsy hotako klet'ieee !!! mahita atao mahintsiny io i-télé io aaa !!!
Jereo eto@ ty video ty ny fahaizan'ireo mpanao Gazety vahiny mandainga.
Resaka Crise any Guadeloupe le izy kanefa manomboka eo @ faha 34 segondra dia sarin-dry TGV eny analagam no miseho !!!
http://video.msn.com/video.aspx?mkt=fr-FR&vid=466951c9-664d-46b4-9c70-0bb8a07081a7
i-télé no nanao an'io bricolage io!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D sady io misy sarin'i M/car be io :-D :-D :-D :-D
8. Mirananirina
(
18/02/2009 10:59)
hi hi hi Ny vorondolo no matory andro !! hi he hi he hi he
Fa maninona raha miseho ry Andrywui an.Ny aty mahataty soka an.
tatsy ianao niseho ary niteny io.Tsy misy afatsy iana no miteny io.
9. andrywui
(
18/02/2009 11:01)
Tsy za tsony io anakiray io kosa Mirana fa de za foana ve no teneninao e!!!
11. mosabe
(
18/02/2009 11:41)
Optik:
Jereo eto@ ty video ty ny fahaizan'ireo mpanao Gazety vahiny mandainga.
Resaka Crise any Guadeloupe le izy kanefa manomboka eo @ faha 34 segondra dia sarin-dry TGV eny analagam no miseho !!!
http://video.msn.com/video.aspx?mkt=fr-FR&vid=466951c9-664d-46b4-9c70-0bb8a07081a7
i-télé no nanao an'io bricolage io!
Misaotra e , tena hafa kely tokoa ity kle
:wink: :lol: :lol:
12. ndenn
(
18/02/2009 11:59)
Mbola vitan-dry zareo ny mamadika iny ho évènements amerikana na sinoa ,fa tsy misy tokony mahataitra intsony izany @ izao fotoana izao ,tsy tadidinareo angaha ilay sary -na manifestants zairois nasehony t@ niseho tao mada ireny ?
13. fijo
(
18/02/2009 20:57)
vao nahit ale vaovao aho dia gaga tsy i tv ihany fa na i france 3 koa aza dia namoak aan'io