Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
victime101 ( 11/05/2006 11:13)
POTIKA ny firenena mampalahelo ary mampitomany!
Taloha raha tantarain'ny ray aman-dreninay izahay dia hoy izy ny bourse ko teny ANKATSO fony aho mbola mpianatra nampiako kely dia nahazo automobile,ary marina tokoa izany. Izao ny SMIG eto MADAGASIK... tohiny
novalian'i soanja ny 13/05/2006 04:28
johany1234567 ( 11/05/2006 11:01)
fisaorana
tsy dia be teny hambara aho fa faly fotsiny tafiditra eto @serasera koa miarahaba anareo namana mpikambana ary indrindra irea mpandrindra ny fandaharana misaotra betsaka nanaiky nampiditra ahy ho mpik... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 05:39
dadabe ( 11/05/2006 10:59)
mahery ianao razokinibe a
rehefa nandinika aho dia hitako fa tena mikaroka mihitsy i hery (sefo), eo @ fanatsarana ity site ity . mahereza hatrany razoky e :)... tohiny
novalian'i dadabe ny 17/05/2006 02:36
colar ( 11/05/2006 08:46)
antso miseho masoandro be
fa le antson fo ve mety we ho matotra sa sangisangy,de le izy ve tsy maintsy we misy misompatra fona refa mitady ho raikitra,fa ty alo de antso lava mandra pahitako an lay tena izy e,de refa itako le... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 17:56
joda ( 11/05/2006 08:10)
X gasy efa manomboka mahazo vahana!
Efa manomboka mahazo vahana ny X GASY @ izao fotoana izao asa sarotra ve ny fianana dia manitatra fidiram-bola ny tanora .Betaka angamba ny efa nahita ilay black and white iny tao koa i TANTELY tao ko... tohiny
novalian'i mamolava ny 02/06/2006 12:56
xxx ( 11/05/2006 07:50)
Ny HASINA letsy fidiana a!
Manentana antsika tanora rehetra za hifidy an'i Ny HAsina fa io no tena azo antoka,izaho zany alou d mpanohana an-dRa8 teo alou fa saingy otran efa tsy hitako zay tena marina sy diso am lery e!Ny Hasi... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 10:13
4mimananelatra ( 11/05/2006 07:28)
Atoa JACQUES SYLLA? andao ho analyséna kely!
Jacques SYLLA dia olona tsy dia vaovao amintsika satria efa minisitry ny affaires étrangéres t@ ZAFY ALBERT .Fa ny zavatra tena mahagaga dia ity INFLATION na sondro-bidy izay tsy mitsahatra mihintsy... tohiny
novalian'i toovs ny 11/05/2006 10:19
jentilisa ( 11/05/2006 05:19)
fifidianana filohan'ny antenimiera anio!
Araka ny hita amin'ny gzety dia anio no ho fantatra izay ho filohan'ny Antenimiera vaovao. Raha ny televiziona MBS no jerena dia Atoa Mahafaritsy Samuel no tena mihetsiketsika na asehoseho hiteny hatr... tohiny
joda ( 10/05/2006 20:57)
Maro loatra ireo antoko pôlitika eto MADAGASIKARA!
1-Maro loatra ireo antoko politika eto MADAGASIKARA 170 eo ho eo ary tsy misy tara Samy manana ny heviny sy manan-kambàra Izay ratsy famindra aleo tsarain'ny tantara 2-Ka tsy mahagaga raha ho m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/05/2006 09:57
Fanja2006 ( 10/05/2006 15:05)
Mba mila fanampiana amintsika namana rehetra azafady.
Faly miarahaba antsika namana sy tapaka rehetra eto amin'ny serasera. Asa raha mba misy afaka ny hanampy ahy ianareo. Izaho mila fanampiana kely. Sao dia mba misy mahalala site internet ahazoana docum... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/05/2006 14:05
booboo ( 10/05/2006 13:35)
Nary Arthur
Mitady zay mety ho tonon-kiran-dreo zà azafady ô ( Tsiahy, Tsy kivy...). Sady misaotra mialoha ihany. ... tohiny
novalian'i nik ny 13/06/2006 12:41
ladzy ( 10/05/2006 13:20)
o mila naman aho e! fa namana fotsiny an!
:lol:misy hevitra mahasoa betsqaka ra mazoto miresaka @ ity serasera ity ianao... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 05:53
toubib ( 10/05/2006 12:30)
rongony hitsaboana cancer atsy ho atsy
Efa misy ny fanantenana momba azy io atsy ho atsy Institut national de la santé et de la recherche médicale INSERM Paris, le 20 avril 2006Information Presse La mort de certaines cellules... tohiny
novalian'i isrine ny 31/05/2006 12:25
totofy ( 10/05/2006 11:52)
hijanona sa ?
[b]hijanona eo anilanao sa .....handrato fahaizana????[/b] betsaka ny nandalo tamin' io toerana io ... ahoana ny hevitrareo????... tohiny
novalian'i cutie ny 22/05/2006 00:29
sareraka ( 10/05/2006 11:32)
13 mai ....mizàra 2 mazava tsara eto MADAGASIKARA!
Afaka 3 andro dia tonga ny 13 mai 2006 daty manan-tantara tsy azo odiana fanina eo @ tantaran\\\'i MADAGASIKARA,dia ny 13 mai 1972 izany .Ho an\\\'izay mbola tsy mahalàla dia nirodana tao aorian\\\'i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/05/2006 04:34
aimelisa ( 10/05/2006 11:16)
mba saika hitady dikanà-hira
Salut daholo ry reto a! Saika mba hanontany fotsiny zà hoe : sao dé misy manana dikan'ny hiran'i TATA RAHELY ianareo, na misy mahay dé mba andikao re zà fa mba misy ilàko azy maika a! Misaotra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 18:09
sareraka ( 10/05/2006 10:24)
Aiza ianareo rey olona ah!!!
Izao no zavatra marina lazaiko anareo ,resa-be izay hoe: Minoa fotsiny ihany! sy ny fahamarinana sy fahamasinana izay andriandrian'ny mpitondra ankehitriny .Firifiry ireo olona nilaza ny tena marina t... tohiny
novalian'i lamie ny 11/05/2006 17:27
petsambava ( 10/05/2006 09:00)
Tout ce qui brille n'est pas de l'or....MARINA IZANY!!!!
TOUT CE QUI BRILLE N'EST PAS OR...banderole izay hita notazomin'olona tao MAHAJANGA izy io t@ ingahy J.CHIRAC nanao fitsidihana an'i MADAGASIKARA t@ jolay 2005. http://www.madanight.com/madagascar-ph... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 18:13
ravatorano ( 10/05/2006 08:45)
akon ny fandalovan 'ny tarika makoma teto amitsika
nalaiko tao amin ny gazety express nivoaka anio 10/05/2006 izy ty ary dia tebny frantsay ranoray fa ialako tsiny indrindra : Justice -L'organisateur des concerts de Makoma reste introuvable Les pr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 09:50
hery ( 10/05/2006 08:39)
Petites-annonces serasera.org
Nivoaka ny takelaka misy ny antso, fampandrenesana, filazana samihafa, tolo-barotra, fitadiavana asa eto amin'ny serasera.org Azonao jerena avy hatrany ao amin'ny [url]http://bizna.serasera.org[/url]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 10:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.0139