Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i victime101, milahatra araka ny daty
victime101 ( 19/10/2006 17:17)
IZAO TONTOLO IZAO MARARY AVOKOA...
Izao tontolo izao marary avokoa saina vatana fanahy indrindra ny fo ô... avia JESOSY malàla faingana hanasitrana fa tsy ahitàna fanafody ity areti-mandringana.. Hiran 'i tompokovavy ADELINE ... tohiny
novalian'i bonazy ny 20/10/2006 13:05
victime101 ( 22/06/2006 19:26)
Manaiky be fahatàna na beni- oui oui toetra efa fahagola!
Raha sendra mbà namaky boky ny tena dia hay efa toetran'ny gasy efa ela mihintsy ity beni oui oui ity ka nitarika ny olona fataliste. Raha nasain'i GALLIENI sy ry LABORDE nanamboatra ny rova sy nia... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/06/2006 03:20
victime101 ( 22/06/2006 10:43)
Ho atao ohatra tsara eto AFRIKA ny fifidianana @ 03 désambra
Ho atao mangarahara sy ohatra tsara eto AFRIKA ny fifidianana hoy ny mpitondra ankehitriny! tsy nisy tsy nahatadidy io teniny io angamba. -Voalohany indrindra aloha ny datin'ny 03 desambra raha ny ... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:24
victime101 ( 16/06/2006 05:56)
Ny fivavahana fialokalofan'ny jiolahy pôlitika!
Isan'ny fahotàna mahafaty ataon'ireo mpanao pôlitika eto MADAGASIKARA nefa eken'ny vahoaka ny fiefenan'ireo jiolahy pôlitika ao anaty fivavahana ,firifiry ireo mpamono olona na t@ raharaha 1972 ,19... tohiny
novalian'i marozevo ny 20/06/2006 21:48
victime101 ( 13/06/2006 17:18)
Fihetsiky ny mpitondra ankehitriny mahalasa saina tokoa!!!
Mampanontany tena tokoa ny zava-misy ankehitriny izay MAHAMENATRA ihany .Tany démocratique ve i MADAGASIKARA sa république bananiére toy ny any afrika? Raràna ny fanehoana hevitra par téléphone... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 15:19
victime101 ( 08/06/2006 12:29)
honohono nefa mety marina...
Malàza eto @ tanàna fa miaraka izy 2 kely ireto.Eny e vie privée ny moa ilay izy , fa ny mampalahelo fotsiny dia ralehilahy efa manambady!!!! http://www.madanight.com/madagascar-photo-33035.htm... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 18:31
victime101 ( 02/06/2006 15:43)
Raha misy ny zavatra tsy mandeha tsy ny ankizy ny diso fa ..
Raha misy ny zavatra tsy mandeha tsy ankizy ny diso fa ianao lehibe,ka marina aaaaa... raha misy ny ankizy ny miteny ratsy dia ianao lehibe no nampianatra azy... raha misy ny ankizy no be mokon-do... tohiny
novalian'i ounjasou ny 28/07/2006 07:34
victime101 ( 30/05/2006 11:52)
Serasera AIR MADAGASCAR misy olana!...
Nitsena olona anikeheo( maraina 31 mai 2006) .Ny télé sy ny gazety arrivée MD 051 avy any PARIS CDG 7h 00 nefa dia à 4h 51 dia efa tonga tao IVATO ilay avion ....maro ireo olona tsy nisy mpitsena.... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2006 03:11
victime101 ( 28/05/2006 09:19)
Andao mbà hifidy ireo jouers foot bôgôsy indrindra e!
Ny ahy aloha dia ireto anglisy 2 lahy ireto ary egyptien 1 no mbola tena hitako tena bôgôsy indrindra. -Loha laharana i DAVID BEKHAM http://gblx.cache.el-mundo/imagenes/2005/05/12/1115851283_0.jpg... tohiny
victime101 ( 27/05/2006 07:22)
HILATSAKA INGAHY PIERROT RAJAONARIVELO!!!!
Hilatsaka ho fidiana filoha ingahy PIERROT RAJAONARIVELO @ 03 décembre vaovao hita ao @ tribune androany io.Maro noho izany ny fanontaniana mipetraka eny ambavan'ny maro ka voalohany @ izany ny hoe ... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 20:06
victime101 ( 26/05/2006 15:06)
TOLOKO.... TOMANY....
TOLOKO.. TOMANY sy ratra manenika eto an-tany ka be ireo rendrika rendrika mila vonjy ka miantsoantso hoe: TOMPO O AIZA IANAO? Aleo angamba io hiran'i HERY (ex NJILA) sy NIRY LANTO io no hirain... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 04:04
victime101 ( 23/05/2006 09:12)
Mahay vava ingahy SARKO erak\'i AFRIKA....
Manao fitsidihana firenena afrikanina maro ingahy NICOLAS SARKOZY ohatra: MALI, NIGER, BENIN.. Lany tao @ assemblée moa ny atao hoe immigration choisie zany hoe ireo élites ihany no tokony hiditra ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/05/2006 21:30
victime101 ( 16/05/2006 15:38)
Mr RAMBO! .....
Izy no RAMBO aminy ,mahafantatra azy daholo angamba ny ankabeazantsika vao manonona io anarana io. Mpanamory fiaramanidina nisotro ronono izy. Nahery fo tokoa ilay ranamana ity t@ raharaha 1991 ,ary... tohiny
victime101 ( 16/05/2006 10:25)
O !GORISAGORISA....
Ô! gorisagorisa ah! karantsakarantsakan'alan'akondro.. hiran'i TPLKL JEAN FREDDY io angamba no hira gasy fohy indrindra:-D:-D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 05:02
victime101 ( 15/05/2006 08:51)
Destination MADAGASCAR tena mbola azo atao hoe lafo!
Raha jeréna @ saina tsy miangatra na haute saison na basse saison dia azo atao hoe LAFO ny billet d'avion mankaty MADAGASCAR départ PARIS (atao référence io) -587 euros HT ny AIR MAD izao vers 73... tohiny
novalian'i vale ny 21/05/2006 18:45
victime101 ( 13/05/2006 17:14)
I deputé mpiady ? fantatrareo ve
Ity indray dia i député mpiady izay moa no niantsoan'i FRANCIS turbo azy.Mahavariana mihintsy ity ranamana ity t@ ireny tolona 91 ireny no tena nahalalàna azy voalohany. -Nitolona teny @ 13 mai ... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 10:08
victime101 ( 13/05/2006 16:48)
Hono ho aho Atoa 72......
One man shown'i GOTH izy ity momba ity ranamana 72ard ity! -Hono ho aho Atoa 72ard(tsy ho tononina )fa jereo ny sary ery ambany ,misy milàza hono fa ianao taranaka peau -rouge? -Bon , izahay nafàn... tohiny
victime101 ( 11/05/2006 20:57)
La lépre na ny habokàna mora andairany i MADAGASIKARA
Mampalahelo tokoa aloha ny mieritreritra fa dia anisan'ny tany mora hidiran'ny aretina ny nositsika:MAHANTRA! izay no tena antony voalohany.Ao ny habokàna,ny maladie de déngue,ny peste,choléra,pest... tohiny
novalian'i vale ny 18/05/2006 14:01
victime101 ( 11/05/2006 11:13)
POTIKA ny firenena mampalahelo ary mampitomany!
Taloha raha tantarain'ny ray aman-dreninay izahay dia hoy izy ny bourse ko teny ANKATSO fony aho mbola mpianatra nampiako kely dia nahazo automobile,ary marina tokoa izany. Izao ny SMIG eto MADAGASIK... tohiny
novalian'i soanja ny 13/05/2006 04:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092