Hono ho aho Atoa 72......
1. victime101
(
13/05/2006 16:48)
One man shown'i GOTH izy ity momba ity ranamana 72ard ity!
-Hono ho aho Atoa 72ard(tsy ho tononina )fa jereo ny sary ery ambany ,misy milàza hono fa ianao taranaka peau -rouge?
-Bon , izahay nafàna taloha ny resaka pôlitika t@ fata-pera tsotra izao efa mampiàsa ny fata-pera mitsitsy miaro ny environnement.Nirotsaka député Germain tsy lany Germain ,nirotsaka i dada Monja dada Monja tsy candidatm-panjakàna tsy lany.
Koa satria izahay mbola tanora mbola manana ambition politique ,ka tsy maintsy sur fa ho lany rehefa lasa république i Manandriana!:-D:-D
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32572.htm

novalian'i mandrindra ny 19/05/2006 09:05
2. Fiffi
(
13/05/2006 16:59)
le sary kosa toa tsy misy miresaka koh! mangina be manao 1mn de silence angamba na mivavaka ?
3. vale
(
13/05/2006 17:58)
victime> f'angaha tsy betsileo izy io eh?:roll: tsy fantatro aloha na marina fa zany no fahenoko matetika!
fa raha taranaka peaurouge ko moa nefa de manin? oe sô de mahay mitifitra flèche be ve?:-D:-D:-D
fa raha taranaka peaurouge ko moa nefa de manin? oe sô de mahay mitifitra flèche be ve?:-D:-D:-D
4. Fiffi
(
13/05/2006 19:01)
mahay mitifitra flèche be ? :-D:-D:-D:-D tahakan'ity ve ry vale ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/0105.gif[/IMG] :-D:-D:-D
5. Fiffi
(
13/05/2006 19:05)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/0219.gif[/IMG] vale: raha taranaka peau-rouge zany de mahay an'io ve ? :-D:-D:-D
6. vale
(
13/05/2006 19:37)
fiffi: hihihih, tena haindry mihintsy! dia izay ngamba no mampatahotra ny "ol"? :-D
17. vale
(
16/05/2006 11:25)
fiffi; manin ky njy? :-* reo ary zareo fa miondrika be mivavaka be reo koooo:-D:-D:-D:-D
18. Fiffi
(
16/05/2006 11:36)
vale: tsy maninona akia zah fa marina fa mihondrika ireo olona ireo mivavaka an! :-*:-*