Hono ho aho Atoa 72......

1. victime101 ( 13/05/2006 16:48)
One man shown'i GOTH izy ity momba ity ranamana 72ard ity!
-Hono ho aho Atoa 72ard(tsy ho tononina )fa jereo ny sary ery ambany ,misy milàza hono fa ianao taranaka peau -rouge?
-Bon , izahay nafàna taloha ny resaka pôlitika t@ fata-pera tsotra izao efa mampiàsa ny fata-pera mitsitsy miaro ny environnement.Nirotsaka député Germain tsy lany Germain ,nirotsaka i dada Monja dada Monja tsy candidatm-panjakàna tsy lany.
Koa satria izahay mbola tanora mbola manana ambition politique ,ka tsy maintsy sur fa ho lany rehefa lasa république i Manandriana!:-D:-D

http://www.madanight.com/madagascar-photo-32572.htm
2. Fiffi ( 13/05/2006 16:59)
le sary kosa toa tsy misy miresaka koh! mangina be manao 1mn de silence angamba na mivavaka ?
3. vale ( 13/05/2006 17:58)
victime> f'angaha tsy betsileo izy io eh?:roll: tsy fantatro aloha na marina fa zany no fahenoko matetika!
fa raha taranaka peaurouge ko moa nefa de manin? oe sô de mahay mitifitra flèche be ve?:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 13/05/2006 19:01)
mahay mitifitra flèche be ? :-D:-D:-D:-D tahakan'ity ve ry vale ? [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/0105.gif[/IMG] :-D:-D:-D
5. Fiffi ( 13/05/2006 19:05)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/0219.gif[/IMG] vale: raha taranaka peau-rouge zany de mahay an'io ve ? :-D:-D:-D
6. vale ( 13/05/2006 19:37)
fiffi: hihihih, tena haindry mihintsy! dia izay ngamba no mampatahotra ny "ol"? :-D
7. fijo ( 14/05/2006 03:20)
ka sao dia peau rouge de mitady tany mena kosa???????
8. Fiffi ( 14/05/2006 04:50)
fijo: kay! kay! kay! sady dago tany mena an!
9. vale ( 14/05/2006 08:51)
fijo: tsy peau rouge zany io fa aza matahotra toi.
10. Fiffi ( 14/05/2006 12:44)
vale; fa peau inona ?
11. vale ( 14/05/2006 14:30)
fiffi: peau marron akia à!:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 14/05/2006 14:34)
:-D:-D:-D:-D
13. mandrindra ( 15/05/2006 12:14)
ireny ilay atao'ny frantsay hoe peau de vache
14. Fiffi ( 15/05/2006 12:16)
vache qui rit ve ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. vale ( 15/05/2006 16:16)
fiffi, io ary izy mivavaka fa tsy meme zany ko njy ko, hihi:wink:
16. Fiffi ( 15/05/2006 18:48)
vale: :oops:
17. vale ( 16/05/2006 11:25)
fiffi; manin ky njy? :-* reo ary zareo fa miondrika be mivavaka be reo koooo:-D:-D:-D:-D
18. Fiffi ( 16/05/2006 11:36)
vale: tsy maninona akia zah fa marina fa mihondrika ireo olona ireo mivavaka an! :-*:-*
19. mandrindra ( 16/05/2006 12:18)
ôtran'ny hoe ory be izany ny pôzin'i lery e
20. Fiffi ( 16/05/2006 12:28)
mandrindra: mba maotina kosa izy fa mivavaka eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6337