Destination MADAGASCAR tena mbola azo atao hoe lafo!

1. victime101 ( 15/05/2006 08:51)
Raha jeréna @ saina tsy miangatra na haute saison na basse saison dia azo atao hoe LAFO ny billet d'avion mankaty MADAGASCAR départ PARIS (atao référence io)
-587 euros HT ny AIR MAD izao vers 730 euros ttc basse saison économique io
tafakatra 935 euros ht izany hoe 1130 euros ttc haute saison.
Ny business na 1ére classe efa ho 2.500 euros iny moa an'ny mpanam-bola !

-Ny AIR FRANCE pire .
-Ny CORSAIR na dia aza charter lafo koa manodidina eo @ 760 euros ttc koa basse saison izao .

Raha jerena anefa ny autres déstination oh: SEYCHELLES eo akaikitsika 690 euros TTC
La Réunion 520 euros TTC (izy aloha DOM)tsy dia mampaninona loatra
SYDNEY any AUSTRALIE raha QUANTAS eo @ 450 euros HT.
NEW-YORK sy CANADA eo @ 430 euros HT koa .

Koa omena tsiny ve ny ankabeazan'ny touristes raha maka déstinations hafa en payant moins chér ,dia ny tourisme malagasy koa mi-stagne! raha eto @ Océan Indien sur à 100% aho fa MADA no ambany indrindra ny taux nà touriste annuel,nefa raha jerena manana ny potentialités isika par rapport @ ireo nosy eto @ OCEAN INDIEN.
à bon entendeur salut!


novalian'i vale ny 21/05/2006 18:45
2. Fiffi ( 15/05/2006 09:46)
marina aloha fa tena mbola lafo de lafo tokoa ny billet mankany an! nefa inona moa no azo hatao ? concurence daholo ireny fa raha tena hoe te-hitsidika ny tanindrazana malala , inona moa no tsy ho vita ?
Ny taxe no tena nampihakatra be an'io vidin'ny billet io satria hoe nahavaozina daholo ny système nohon'ny fiharovana ny attentat ireny. Fa na izany aza aloha tena lafo an! Indraindray misy promotion koh an! t@ herintaona zao no nahitako hoe "1 billet acheté=1 gratuit" ary mety efa ho avy indray io promotion io satria t@ volana Mai no nisy an'io de jusqu'à fin Juin.
3. kally ( 15/05/2006 12:02)
Ka tsy mbola azo lazaina ho betsaka ny manketo amintsika anie e! io ny an'ny compagnie aérienne ny tombony ihany no tadiavina : marge x volume io ka na kely ny volume dia abontsina ny marge na betsaka ny volume dia ahena ny marge e! sady raha be mpizaha tany loatra indray, hanimba zavatra fotsiny.Isika tsinona tsy mbola mahay mampihatra lalàna hentitra loatra indrindra amin'ny vahiny.
4. Zina ( 15/05/2006 14:38)
Tena lafo be
5. diamondra27 ( 15/05/2006 17:03)
ndao ho any dago @ herintaona fa tsy maintsy midina ny frais satria misy jeux olympiques
6. sipagasy ( 15/05/2006 17:49)
izany ihany ny itetezako izao tontolo izao aloha hihih efa tany aho ary mbola ho any ihany koa @ fialan'ny fara fofon'aiko(any M/car io ann) aleoko aloha hitety sy hijery ny tany hafa manodidina ahy e!
7. mendrika ( 15/05/2006 18:44)
tena marina izany, za ko tena niharan io, milaza ry zareo fa promo nefa toa lafo be
ra zao no mitohy dia in1/5an za vao makany dago mamangy fianakaviana
8. patrick2002 ( 16/05/2006 01:40)
Lafo ny billet mankany dago,marina izany ka inona no maha lafo azy ,rehefa tafaresaka @ mpiasan'i air mad ireny izaho dia tsotra ny valiny lafo ny kerosene ao madagascar, dia manintany tena izaho hoe kerosene ve no sakana ,asa aloha fa ny tenako tsy consultant amin'izany ka izay mahay mamaly.
9. Fiffi ( 16/05/2006 06:38)
ao aloha ny vidin'ny kerosène ! tsy lavina io fa ny tena maha-lafo azy de ny taxe ! Mba diniho kely ange ity eh! naka renseignement fotsiny zah hoe tokony ohatrinona ny billet an! de zao no hitako:

Quantité Tarif HT Taxes par personne Total
Adulte 259 € 152 € 411 € 411 €

Zany hoe faly be ery zah raha nahita hoe "kay sy de lafo loatra mankany @ io toerana mba nojereko io satria raha vao mijery ny vidin'ilay billet de ny 259€ no hita avy hatrany !! kanjo inona no nihafarany ? 411€ !! jereo fotsiny aza ny TAXE !!
10. LazaRandri ( 16/05/2006 07:10)
mba atoroy anah zany sydney zany fa toa mora be???
11. LazaRandri ( 16/05/2006 07:17)
Aza mampiesona fa $2500 HT ve Sydney raha Qantas dia lazainareo fa 450 € !!!!

Aleoko ihany makany Penang, hahaha!
12. LazaRandri ( 16/05/2006 07:17)
Aza mampiesona fa $2500 HT ve Sydney raha Qantas dia lazainareo fa 450 € !!!!

Aleoko ihany makany Penang, hahaha!
13. LazaRandri ( 16/05/2006 07:17)
http://book.qantas.com.au/pl/QFinternational/en/FlexPricerAvailabilityServlet?SITE=QFI&PRICING_TYPE=I&DATE_RANGE_QUALIFIER_1=C&DATE_RANGE_VALUE_1=3&DATE_RANGE_QUALIFIER_2=C&DATE_RANGE_VALUE_2=3&DISPLAY_TYPE=1&LANGUAGE=GB&ARRANGE_BY=E&CUSTOMER_TYPE=P&TRIP_TYPE=R&B_LOCATION_1=SYD&E_LOCATION_1=FRA&B_LOCATION_2=FRA&E_LOCATION_2=SYD&B_DATE_1=200605300000&B_DATE_2=200606150000&TRAVELLER_TYPE_1=ADT&PAGE_FROM=/regions/do/dyn/QuickSearch&COMMERCIAL_FARE_FAMILY_1=AUINTECO
14. mandrindra ( 16/05/2006 12:46)
izao no ataoko hoe fampitahana tsy feno. raha hiresaka tourisma dia ataovy kôty eo daholo ny fandaniana rehetra toy ny hôtely, ny sakafo, ny fiara...dia ho hita fa mora noho ireo rehetra voatanisa ireo ny fivahiniana any dago.

misy fotoanany daholo ny zavadrehetra. ny tiako ho lazaina amion'izany dia na atao morabe aza ny billet mankany madagasikara dia tsy ho betsaka ny mpitsangatsangana ho any satria mbola tsy ampy ny entimandray (capacité d'accueil) ao amintsika.
15. kally ( 16/05/2006 13:56)
Marina izany Mandrindra a!
Jereo ohatra ao @ Nouvelles frontières fa manomboka 995euros HT ny destination Madagascar , misy ny 2950 euros maharitra 23 andro, isan'ny tafiditra ao anatin'io ny hotely sy ny sakafo sasany sy ny saofera ets.Izany hoe raha ho an'ny eropeanina salantsalany aloha tsy mahatakatra an'izany e! hoy izy hoe aleonay manketsy Maroc na Tunisie nefa sasa-nangy samy manana ny azy ireo tsy azo ampitahaina akory.
16. vale ( 20/05/2006 10:30)
Fiffi:

ao aloha ny vidin'ny kerosène ! tsy lavina io fa ny tena maha-lafo azy de ny taxe ! Mba diniho kely ange ity eh! naka renseignement fotsiny zah hoe tokony ohatrinona ny billet an! de zao no hitako:

Quantité Tarif HT Taxes par personne Total
Adulte 259 € 152 € 411 € 411 €

Zany hoe faly be ery zah raha nahita hoe "kay sy de lafo loatra mankany @ io toerana mba nojereko io satria raha vao mijery ny vidin'ilay billet de ny 259€ no hita avy hatrany !! kanjo inona no nihafarany ? 411€ !! jereo fotsiny aza ny TAXE !!

ie marina io, zà efa tratra, jerana ny frais (destination italy io) 145euros dia mba faly zany satria efa le company mora ireny io nofidina handehanana io,,,,fa in kay??? tafiakatra 220 euros miaraka @ taxe!8O


17. vale ( 20/05/2006 20:43)
...tsy ny mankany dago rery no lafo re à!:wink:
18. Fiffi ( 21/05/2006 13:03)
vale: hummmm ! ho any tsy ho ela zah fa andraso kely aloha hahazo loto eh ! :-D:-D:-D
19. vale ( 21/05/2006 18:45)
fiffi>:-D:-D:-D
,,,, le "loto" ry ve?:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7905