Serasera AIR MADAGASCAR misy olana!...

1. victime101
(
30/05/2006 11:52)
Nitsena olona anikeheo( maraina 31 mai 2006) .Ny télé sy ny gazety arrivée MD 051 avy any PARIS CDG 7h 00 nefa dia à 4h 51 dia efa tonga tao IVATO ilay avion ....maro ireo olona tsy nisy mpitsena.
Mahalàsa saina!
Mahalàsa saina!
novalian'i fijo ny 05/08/2006 03:11

2. Fiffi
(
30/05/2006 12:18)
inona no mahalasa saina @ zany ? heu.... misy retard ny fahatongavan'ny avion be menomenona , avance indray heu.... :roll::roll: koh tsy aleo aza ve mba tonga en avance be tahak'izao toy izay matin'ny tebiteby raha tara à peine 2h ?

3. mandrindra
(
30/05/2006 13:15)
misy tsy mazava, 31 mai 2006 no nitranga ny olana nefa 30 mai 2006 no alefa ny hafatra ???????

7. rurik
(
31/05/2006 08:00)
ie tena misy tsy mazava marina ny afatra t@ le 30 nefa ny olona notsenaina 31 ahoana koa zany.
7h00 maraina zany no tokony ho tonga? ianao zany ve efa tany t@io 4h51 maraina io ?8O8O8O8O8O:?:
7h00 maraina zany no tokony ho tonga? ianao zany ve efa tany t@io 4h51 maraina io ?8O8O8O8O8O:?:

8. methode
(
31/05/2006 09:51)
Ka le voasoratra koa zany tonga alohan'ny nandefasana azy ko! hihihihi!:lol:
Mety zavatra mitranga izany fa tsy misy tokony hahagaga satria mety efa vita ohatra ny impréssion vao tonga ny fanovana ny fahatongavan'ny fiaramanidina dia tsy iny no andeha hamerenana ny fanotana ny gazety rehetra. Izay no antony ihainoana ny radio sy ijerena télévision raha hitsena olona. Raha tsy matoky dia manontany any amin'ny Aéroport. HO anay eto Burkina moa dia efa mahazatra ny miantso ny police ao amin'ny aéroport vao mandeha mitsena ny olona. Na dia ny alefa any amin'ny téléphone portable ireny aza matetika tsy marina misy diso ny ora.

10. prime
(
02/06/2006 12:20)
Manontany foana an'ilay compagnie mihitsy na ny agence no haingana (air mad io)... fa ny heures omen'ny aéroport aza indraindray (ohatra adema) dia izay nomena ho afficher'ny ny veille ihany no lazainy...

11. Fiffi
(
04/06/2006 09:27)
fa na izany aza akia an! le nolazain'i victime101 mihintsy no efa tsy mitombona.

12. sipagasy
(
05/06/2006 16:59)
mmhh ka ny mpandeha anie efa nantsoindry zareo mialoha hoe tongava aloha @ fiaingana aty frantsa dia mazava ho azy fa tonga aloha any @ tanàna ihany koa e! hihih nahafantatra olona nandeha any aho matoa milaza e!!! mmhhhhh any diego izay izy maka sasatra mmhhhhh