La lépre na ny habokàna mora andairany i MADAGASIKARA

1. victime101 ( 11/05/2006 20:57)
Mampalahelo tokoa aloha ny mieritreritra fa dia anisan'ny tany mora hidiran'ny aretina ny nositsika:MAHANTRA! izay no tena antony voalohany.Ao ny habokàna,ny maladie de déngue,ny peste,choléra,peste porcine africaine,palu...mandevilevy ireo mpiray tanindrazana daholo izany.Ny tena mahavariana raha io resaka habokàna io dia i Madagasikara no loha laharana.
ity misy sary karazana illustration,miala tsiny @ ireo izay tsy mety ahatanty
http://medecinetropicale.free.fr/lepre2.html

dia misy interview @ teny frantsay koa miresaka indrindra ny momba io habokàna io eto MADAGASIKARA

http://www.afrik.com/article9291.html
novalian'i vale ny 18/05/2006 14:01
2. fasaly ( 12/05/2006 03:16)
marina tokou zany fa maninona e! tsy ampy fiarovana veuh sa tsy haiko ka!8O:?
3. vale ( 16/05/2006 12:10)
victime101; ndryyyyyyyy mampalahelo tokoa izany!!!:(:( soa ihany aza fa aretina azo sitranina ko! zaho dia tsy mba nahalala hoe mety ho sitrana ny habokàna!:(
4. Fiffi ( 17/05/2006 05:40)
azo sitranina io kah! misy foana isan'taona hoe hady @ lèpre io . Ndry ve akia ry vale mbola tsy nahita an'io taty ?
5. vale ( 18/05/2006 14:01)
:)efa nahita aho fa noheveriko fa hoe tsy mety sitrana tanteraka ny habokàna, fa ny eritreritro dia hoe resaka vaksiny sns,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3799