antso miseho masoandro be

1. colar ( 11/05/2006 08:46)
fa le antson fo ve mety we ho matotra sa sangisangy,de le izy ve tsy maintsy we misy misompatra fona refa mitady ho raikitra,fa ty alo de antso lava mandra pahitako an lay tena izy e,de refa itako le izy de iny zay no tsita ntsony,:-D:-D:-
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 17:56
2. ari.malala ( 11/05/2006 09:02)
oujiiiii! fa nisy nisompatra ahoana ry colar?
3. mamzelkely ( 11/05/2006 09:10)
de refa bdb njay nge tsisy mino tsony ee:-D:-D
4. colar ( 11/05/2006 09:21)
ka tsy tokony atao bobaka ve zany le antso:-D:-D,sa atao xxx njay:-D:-D,tssss,misy manjaraka sira fa tsy we misompatra e,fa zany we tsy rarahako,mino za fa mbola any ho any lay anjarako:-D:-D:-D:-D,ato am serasera,sa any am site hafa8O8O8O8O
5. Fiffi ( 11/05/2006 09:44)
Mba ataovy matotra kosa ilay antson'ny fony eh!
6. cutie ( 11/05/2006 13:17)
Mpandefa : colar [ Valio ] 11-05-2006 13:46:13
Lohateny : antso miseho masoandro be
fa le antson fo ve mety we ho matotra sa sangisangy,de le izy ve tsy maintsy we misy misompatra fona refa mitady ho raikitra,fa ty alo de antso lava mandra pahitako an lay tena izy e,de refa itako le izy de iny zay no tsita ntsony,

nga efa nisy saika raikitra teo :lol:
7. Fiffi ( 11/05/2006 13:27)
cutie: aza curieuse kosa ndry eh! :wink:
8. cutie ( 11/05/2006 13:28)
fiffi:-*:-*:-*:-*:-*
9. Fiffi ( 11/05/2006 14:00)
:) :-*:-*:-*
10. cutie ( 11/05/2006 14:07)
aiz ary colar :-D:-D:-D:-D
11. diamondra27 ( 11/05/2006 14:32)
coilar: 'za kosa malahelo anao fa ahoana no manaiky soparan'ny olona fotsiny 'zany.
Efa oe: ataovy matotra oa de araho reny efa nolazaiko reny

enao kosa mitady oe: mbola hiserasera eto enao refa mahazo nefa izy tsy avelanao intsony , de tsy mety zany, conseil fa tsy sompatra io an!

miaraka midirtra eto nareo roa maninona fa tsy mety zany hoe: ny iray ihany no miditra

de bon courage njay re colar a! aza kivy e!












12. Fiffi ( 11/05/2006 15:35)
colar: mba henoy kosa hono izay natoro anao eh!:)
13. fasaly ( 12/05/2006 02:53)
colar: inona lay antso kalou e! de aza avela hisy hisompatra zany fa danz beuh zany:-D
14. Fiffi ( 12/05/2006 03:58)
fasaly: le fo le antso koh ! :-D
15. ari.malala ( 12/05/2006 05:37)
fa in klo le antso nataon'i colar nisy nisompatra e
16. fasaly ( 12/05/2006 06:16)
ari/ eo njinja trika zao sam miandry valiny avy am colar:°):-w:-w:-w
17. sasa ( 12/05/2006 06:41)
Colar mahereza mitady lesy :P:P:P
18. ari.malala ( 12/05/2006 06:57)
sasa, efa nahita ndray ndry annnnnnnn;) hummmmmmmm;):P
19. Fiffi ( 13/05/2006 14:08)
colar: de nisy matotra ve ary zay ?:-D
20. diamondra27 ( 14/05/2006 09:45)
colar nitady olontiana, de nitady ihany koa namana tsotra hanao vacances fa nisy tranon'ny namany malalaka azo handraisambahiny. Tsy mélangés fa sérieux hono le antso kanefa de de nisy nisompatra...
Nahoana ianao no manaiky somparana izany?
Ataovy ampamoaka eto izany sao de mba mifanena @izany 'zahay kouuuu.

Ny ratsy tsy tery lalana ; fa reseo @ soa ny ratsy.

bon couraga hatrany fa aza kivy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1278