Tout ce qui brille n'est pas de l'or....MARINA IZANY!!!!
1. petsambava
(
10/05/2006 09:00)
TOUT CE QUI BRILLE N'EST PAS OR...banderole izay hita notazomin'olona tao MAHAJANGA izy io t@ ingahy J.CHIRAC nanao fitsidihana an'i MADAGASIKARA t@ jolay 2005.
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28951.htm
Raha adika teny gasy io dia: Tsy izay mamirapiratra akory dia volamena daholo!...teny atsipin'ireo olona tao MAHAJANGA noho ny zava-misy ataon'ny mpitondra ankehitrio ho an'ny mpitondra frantsay,ary nisy nahita tokoa moa fa namoaka article ny express.fr
http://www.lexpress.fr/info/monde/dossier/madagascar/dossier.asp
MAMPIERITRERITRA TOKOA!!!!

répondu par marozevo le 10/05/2006 18:13
2. Fiffi
(
10/05/2006 09:25)
sao dia ny dikan'io milaza hoe " mandray anao izahay ka hitanao fa madio tsara tahak'izao fa rahampitso zavatrahafa" ? satria raha mijery le voalazan'ny gazety zah de ny ady @ fahantrana no hitako .
5. marozevo
(
10/05/2006 18:13)
Petsambava > Iza ianao ?
Sa hiverina amin'ilay raikalahy taloha no tianao, nefa endrey izany fanentananao ny olona tamin'ny 2002.
Aleo ve mino izay lazain'i Express any France sa mahita ny zava-bita any Madagasikara. Iza no marina kokoa.
Mamy ilay tongolon'i Egypte. Vilany be feno hena fahiny...