Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
gasypantin ( 13/05/2006 11:36)
MALGACHE mila fandinihana !........
Tsy sanatria aloha ka manaratsy tena toy ny omby antitra ,fa refa mbà namadika dictionnaire dia hafahafa ny dikan'ity hoe gâcher ity :perte na fandaniam-poana .Ka ny mal moa dia efa ny ratsy rehetra... tohiny
novalian'i toovs ny 09/06/2006 14:25
ds ( 13/05/2006 08:14)
firefox finday
Jereo [url=http://portableapps.com/apps/internet/browsers/portable_firefox]eto[/url] ... tohiny
novalian'i lapino ny 15/05/2006 09:55
mamafara ( 13/05/2006 07:18)
ganagana
tafaraka teny amoron-drano ireto ganagana roa. hoy ilay ganagana iray : coin! coin! tezitra ilay anankiray : ialahy koa mahasosotra, zaho vao saika hanao nefa ny an'ialahy no tonga aloha ... tohiny
Fiffi ( 13/05/2006 05:15)
13 Mai :
Tsangam-baton’ny seza Feno 34 taona androany ny nahazoana niantso ho kianjan’ny 13 Mai ny etsy amin’ny araben’ny fahaleovan-tena Analakely noho ny tolona nataon’ny vahoaka teo niato... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2006 13:08
fijo ( 12/05/2006 21:42)
toetra maha zendana
nisy resaka tena mahazendana voatsikaritro io ambany io,efa novalian'i hery ihany le izy fa tiako tsindriana eto. mimenomenona ny sasany fa maloto ny tanana?????? maloto ny vahoaka??????? tsy ilain... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/05/2006 04:06
lamie ( 12/05/2006 21:08)
fifidianana filoha
za aloha tsy hifidy an'i , zay tsy nahavita zavatra mahasoa ny mada-ko e,... tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 09:37
azamanaiky ( 12/05/2006 18:46)
moustiquaire MAIMAMPONA
Eto Dago,ny tazo(paludisme) tsy miala ny dengue sy chiku koa manadala ..samy entin ny moka. Nahazo vola t@ Fonds Mondial ny Malagasy ,izay hividianana 3 millions moustiquares hiadivana @ tazo ka h... tohiny
4mimananelatra ( 12/05/2006 17:16)
Hay ve sahala @ izao ny an-drenivohitra
1-Vao tonga teo an-dravoahangy ny fiara dia fotaka maimbo tsy mahate hiàla raha tany aminay io natao tanimbary natao hitsinjovana ny andro mosary http://www.01madagascar.net/images/news/gf018-ro... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 14:35
cielbleu ( 12/05/2006 14:11)
le droit à l'erreur hono e!
je ne marche+droit,je fé n'importe koi jé devant moi1mur ki m'empêche d'avancer le réveil est brutal, les nuits baignées de larmes et je suis coupable à condamner:arrow: jé perdu la directi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/05/2006 12:33
cielbleu ( 12/05/2006 14:01)
tara fotoana 2 andro
Manaona daolo ianareo ao, tena tara fotoana roa andro aho dia bikina ve e! mba ampio aho re e!... tohiny
yonikafopl ( 12/05/2006 13:35)
Misy miombonkevitra amiko ve??
lasa ihany ny saiko we , ny olona fohifohy ohatranay ve raha mba te hividy an le akanjo asehon'ny fashion tv reny de tsy hisy antonona zany fa lava be doly tsinn. De raha ohatra ka hamorona lamaody, d... tohiny
novalian'i pitchou ny 14/05/2006 05:07
gasypantin ( 12/05/2006 12:47)
Hausse des prix du carburants tonga saina rafanjakàna enfin!
Izay vao nifoha t@ tori-maso ny fanjakàna fa tena lafo tokoa ny carburants..Tsara ilay reflexion fa somary tara. -aokaaloha izay ireto députés mandany vola mikarenjy isaky ny week -end @ 4*4 etsy ... tohiny
novalian'i vale ny 20/05/2006 10:18
petsambava ( 12/05/2006 12:20)
Latsaka an-kady....
1-Milatsaka ihany , milatsaka hatrany ary tsy hita fototra ny hiafaràny Izany no fiainana misy ankehitriny GASIKARA fanjakàn'ny vahiny raha vahiny hanavotra moa ka haninona vao maika hanao an... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2006 04:59
Ninisa ( 12/05/2006 12:01)
POOPY
mba mangataka tonokiran'i Poopy lé hoe TIAKO SATRIA iny izay mahay e!:oops: ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/05/2006 13:02
sheran555 ( 12/05/2006 11:28)
Aiza no mivarotra ginseng zavamaniry sinoa
Faly miarahaba antsika rehetra, Nahita t@ gazety aho fa mahasitrana aretina maro ilay zavamaniry sinoa atao hoe : ginseng (Impuissance sexuelle, rajeunissement sexuel,diabète, mampihena ny sira ao @... tohiny
novalian'i tsiahi ny 22/05/2006 11:26
sareraka ( 12/05/2006 10:00)
Efa niainana teto mbola hiainana eto...
Efa niainana teto mbola iainana eto .. Izay artista mitsikera ny mpitondra dia vao maraina dia tongavan'ny pôlisy tsy mahazo mihira io hira io. Efa niainana teto mbola iainana eto.. Izay fa... tohiny
novalian'i vale ny 18/05/2006 14:11
Poun ( 12/05/2006 09:53)
Ndao hivetso tonokalo'ireo poety malaza+fahatsiarovana
Marina f'efa misy ny toerana natokana ho an'ny tonokalo.Niniako napetraka ihany ity hevitra ity dia @ zay afaka manoratra na dia sombiny kely fotsiny mety ho nanohina anao na tadidinao aza no... tohiny
novalian'i pissoa ny 27/05/2006 17:01
sareraka ( 12/05/2006 08:58)
ity ary misy dinika atolotro ho anareo rehetra e
Misy hadisoana ve ny nataon'ny mpitondra rehetra hatrizay teto MADAGASIKARA , rehefa lany dia mameno paosy?... tohiny
novalian'i toovs ny 12/06/2006 16:26
hery ( 12/05/2006 08:04)
Rehefa dinika lalina dia manjavona Sareraka
Tsy tsapanareo ve fa rehefa manomboka lalindalina ny dinika dia manjavona ry Sareraka sy Petsambava sy ry ... sy ry xxx? :-) rehefa misy mangataka sosokevitra na misy mametraka sosokevitra hieritreret... tohiny
novalian'i toovs ny 09/06/2006 14:37
poupousa ( 12/05/2006 07:58)
MILALAO FANDEHANY
Bobaka ny kofa koboko refa matory na varina de zatra milalao fika(ny an'azy ihany fa tsy an ol hafa an!) de gaga za fa maninona ny mahatonga an zany PS:samihafa @ masturbation io an... tohiny
novalian'i teffy ny 21/11/2006 19:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6401