Aiza no mivarotra ginseng zavamaniry sinoa

1. sheran555 ( 12/05/2006 11:28)
Faly miarahaba antsika rehetra,
Nahita t@ gazety aho fa mahasitrana aretina maro ilay zavamaniry sinoa atao hoe : ginseng (Impuissance sexuelle, rajeunissement sexuel,diabète, mampihena ny sira ao @ vatana...), ka aiza eto Antananarivo no mety misy mivarotra azy io.
novalian'i tsiahi ny 22/05/2006 11:26
2. Fiffi ( 12/05/2006 12:53)
nga tsy misy magazay sinoa any ?
3. fijo ( 13/05/2006 20:06)
any amin'ny sinoa ka
4. Fiffi ( 14/05/2006 12:10)
ka aiza le sinoa ?
5. tsiahi ( 22/05/2006 11:26)
aiza ianao , raha eto paris dia eny @ Tang no misy izaho efa nividy .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7182