Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
hery ( 12/05/2006 07:49)
Mitady fitiavana?
Raha mitady fitiavana ianao dia afaka mametraka ny antsom-pitiavanao amin'ny rohy eto ambany [url=http://bizna.serasera.org/index.php?option=com_classifieds&Itemid=1&task=addnew&catid=21]Tsindrio eto... suite
répondu par bigup le 22/07/2006 11:11
hery ( 12/05/2006 07:37)
Album Ambondrona avril ao amin'ny RVG
Ho antsika izay tia Ambondrona... Navoakan'ny Radiovazogasy.com ho azo henoina ireto hira dimy ireo izay nalaina tamin'ilay album vaovaon'ny tarika Ambondrona 1. Ambondrona - Tohizo ihany (5:22) 2... suite
répondu par fasaly le 13/05/2006 02:45
sareraka ( 12/05/2006 06:51)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
Inona no vaovao manerana ny tany? herinandron'izao tontolo izao: -Nihen-danja ny dollar manoloana ny euro sy ny yen. -Tonga saina ny mpitondra malagasy fa lafo tokoa ny vidin'ny solika! -Hison... suite
répondu par mandrindra le 17/05/2006 09:20
ravatorano ( 12/05/2006 04:28)
Mampanantena fifidianan malalaka sy ankahalalahana i Ra8
[b]Scrutin présidentiel-Ravalomanana promet une élection libre et démocratique[/b] Le pouvoir rassure. Le président Ravalomanana lance un appel du pied pour mettre en confiance l'opinion publique... suite
répondu par Fiffi le 19/05/2006 18:50
ravatorano ( 12/05/2006 04:24)
raha ity voalazan ny gazety ty d tena matanjaka i Lahaniriko
Politique Jean Lahiniriko à la présidentielle [b]15 hélicos et un 4x4 par district ?[/b] L’ex-homme fort de Tsimbazaza, Jean Lahiniriko n’a pas tardé à officialiser sa c... suite
répondu par mandrindra le 15/05/2006 13:19
ravatorano ( 12/05/2006 04:00)
Andriamatoa Mahafaritsy Samuel no filohan'ny AN vao2
ASSEMBLEE NATIONALE. Un Tuélarois succède à un autre Tuléarois. Mahafaritsy Samuel a pris le relais après l’éviction de Lahiniriko Jean. Un Tuélarois en succède à un autre Tuléaro... suite
répondu par mandrindra le 15/05/2006 13:23
Lejim ( 12/05/2006 01:01)
Les chiens aboient, le caravane passe
"les chiens aboient, le caravane passe" Izay angamba no azo ilazana ny fomba fiasan'ny fitondrana amin'izao. Eritrereto ary araho kely ange ny tantara fa betsaka ny sakana nanjo ity fitondrana ity fa... suite
répondu par marozevo le 18/05/2006 21:18
victime101 ( 11/05/2006 20:57)
La lépre na ny habokàna mora andairany i MADAGASIKARA
Mampalahelo tokoa aloha ny mieritreritra fa dia anisan'ny tany mora hidiran'ny aretina ny nositsika:MAHANTRA! izay no tena antony voalohany.Ao ny habokàna,ny maladie de déngue,ny peste,choléra,pest... suite
répondu par vale le 18/05/2006 14:01
maditra ( 11/05/2006 20:18)
Jacques Sylla, le premier ministre
[b]Jacques Sylla : l’homme inutile[/b] Les remous qui ont entouré la destitution de Jean Lahiniriko sont une aubaine pour le chef du gouvernement. En effet, cet événement a masqué les nom... suite
répondu par arson le 15/05/2006 12:20
sareraka ( 11/05/2006 19:10)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY? -Atoa MAHAFARITSY SAMUEL no filoha vaovao nisolo an'i LAHINIRIAKO ao @ A.N -Atoa LAHINIRIAKO kosa hilatsaka ho filohan'ny MADAGASIKARA @ 2007 -Izay antoko miady... suite
répondu par arson le 17/05/2006 11:28
xxx ( 11/05/2006 19:08)
Mitady namana malagasy.
Mipetraka [b]San Diego[/b] CA. Revy assuré. Midira eto dia hanoratako hafatra. Misaotra betsaka namaly. :-*... suite
répondu par bobby le 15/10/2006 07:24
xxx ( 11/05/2006 19:08)
ny foko
Antsoiko ianao ry *fo*.... suite
répondu par omf le 21/06/2006 09:50
OLPolonaleopolitika ( 11/05/2006 18:04)
Raha sanatria ka hisy grévy indray @ 2007 ary dia...
Raha sanatria ka hisy gréve in1 ary @ 2007 dia mbà mitonona anarana eto hoe izay -hanao ny fiambenana andra8 eny FARAVOHITRA. -hanao barrage etsy sy eroa -hilahatra eny @ 13 mai -... Izaho ... suite
répondu par marozevo le 18/05/2006 21:22
soanja ( 11/05/2006 14:50)
Mbola Ra8 ihany alo
Nareo ka de nifoha, Rehefa avy namangy an'i Mada fotoana fohy (2 semaines) nitety faritra efa ho 5 tao dia nahatsapa fa manao raha ity prezidan-tsika ity na dia be aza ny tsy mpitia azy. Ny antony di... suite
répondu par prime le 26/05/2006 09:51
petsambava ( 11/05/2006 14:10)
io MISOLELAKA io e .....
Inona moa no atao hoe MISOLELAKA ? Ny atao hoe misolelaka dia mitady 19 any @ lehibe e? Atao izy io mbà hiarovana seza na hijapiana train .Maro no mpanao azy io hatrizay ary izay koa angamba no nah... suite
répondu par ravakamalala le 22/05/2006 07:47
sareraka ( 11/05/2006 13:55)
AZA MISY MITENITENY HO AHO...
Amin\'ny fankalazàna ny faha 34 taona ny 13 mai afaka andro vitsivitsy izao dia mbà hanao tononkalo kely e,tsy ditrako angamba aloha e fa milàza izay zava-misy depuis 72 izay fotsiny ihany ny hevit... suite
répondu par Fiffi le 12/05/2006 09:09
booboo ( 11/05/2006 12:28)
blaogy
Azafady e ! nanoratra raha tao @ blaogiko zaho dia rehefa handefa @ zay dia nanjavona aby lé bla bla bla lava beeeee nosoratako fa tsy maintsy mampiditra ps sy mot de passe hono ! Inona raha tokony... suite
répondu par rurik le 09/06/2006 06:13
4mimananelatra ( 11/05/2006 12:25)
Mety ny ataon'ingahy DE HAULMES !....
Ho antsika izay mandalo ka mahita ny réserve privén'ingahy DE HAULMES ao Tuléar angamba dia mbà tonga saina ihany .Ingahy DE HAULMES moa dia voanjo ary niori-ponenana eto Madagasikara ary mbola ma... suite
répondu par prime le 18/07/2006 12:48
hasn ( 11/05/2006 12:21)
dépannage matlab
Ianareo mampiasa matlab: inona no mahatonga ny matlab tsy tafavoaka @ initialisation au démarrage? inona no hevitra hanalana an'io ry zareo? ohatry ny manao boucle infinie izany ily izy satria ny CPU... suite
répondu par dadabe le 16/05/2006 07:15
arson ( 11/05/2006 12:19)
tonon-kiran'iBODO, sy ART'RINDRA
Raha mba azo atao re dia mba mangataka ilay tononkiran'ny BODO HOE "ILAY FITIAVANAO" sy ilay an'i ART'RINDRA hoe"FITIAVANTSIKA" omeo raha misy e!azafady indrindra =D... suite
répondu par Rainimala le 21/06/2006 19:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8335