Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i arson, milahatra araka ny daty
arson ( 01/08/2008 13:04)
karaoke
salut doly nareo o! za reto mba omeo site misy karaoke Malagasy fa tena tsy mahita mihitsy an! azo téléchargena/ gratuit zany an! efa mitady ihany za fa tena ts poince mihitsy e! zavatra hafa foana ... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/08/2008 06:33
arson ( 22/01/2008 12:08)
MARARY REIN
mba mila fanampina avy aminareo reto fa misy namako MARARY VOA de mila fitsabona haingana nefa tsy hita izay hatao.Hospitalisé izy amizao fotoana izao,efa vola maro no lany.Ny voany anakiroa to efa m... tohiny
novalian'i dynar ny 16/05/2015 06:25
arson ( 01/08/2007 08:25)
ianao no heriko
ze mba manana io hiran'i Rija rasolandraibe io reto a fa reviko be io vazo io."IANAO NO HERIKO"no lohateny... tohiny
arson ( 13/06/2006 11:56)
POOPY HIVERINA AO @ TARIKA NJILA
Tena ahoana ny hevitrareo @ io fa rha izaho aloa no eo @ toeran'i poopy de menatra satria ny zavatra nataony t@ NJILA taty m/car ireny anie ka henjana e!tsy haiko iny t@ taona vao haingakaingana ihany... tohiny
novalian'i arson ny 05/07/2006 12:45
arson ( 18/05/2006 11:10)
taxi be
Mba mahagaga ahy mihintsy re olona ny taxi-be indrindra mo ireo 119 izay zotra mankany Ankatso. Indray ny frais 200 indray 300.tsy fantatrao intsony ze marina e! sady @izay oa zao ko ny seza ao anat... tohiny
novalian'i dailynews ny 20/09/2006 17:52
arson ( 11/05/2006 12:19)
tonon-kiran'iBODO, sy ART'RINDRA
Raha mba azo atao re dia mba mangataka ilay tononkiran'ny BODO HOE "ILAY FITIAVANAO" sy ilay an'i ART'RINDRA hoe"FITIAVANTSIKA" omeo raha misy e!azafady indrindra =D... tohiny
novalian'i Rainimala ny 21/06/2006 19:10
arson ( 08/05/2006 07:26)
TAFIDITRA ATO AMIN'NY SERASERA IHANY
Ny voalohan-tsoratrako angamba dia ny fiarahabanantsika rehetra eto @ serasera na vao2 izany na efa tranainy e!efa ela ihany izaho no saika hiditra tato fa zao vao tafiditra tsy izany mantsy fa izao... tohiny
novalian'i arson ny 01/08/2006 12:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0251