POOPY HIVERINA AO @ TARIKA NJILA
1. arson
(
13/06/2006 11:56)
Tena ahoana ny hevitrareo @ io fa rha izaho aloa no eo @ toeran'i poopy de menatra satria ny zavatra nataony t@ NJILA taty m/car ireny anie ka henjana e!tsy haiko iny t@ taona vao haingakaingana ihany.aiza reto koa ny fifanarahana t@ njila hoe hiara ihira kay inona hoy ianareo fa zara raha nihira afa tsy 3 teo izy.hitako tena nangaina mihitsy i Njila t@ izay.fa sady menatrolona no tsy hitany izay atao fa i poopy tena niseho role mihitsy.tsy oe mitsikera be ani poopy za fa nipoka mantsy izy t@ fampisehoana izay nataony teto M/car.ka izay angamba no nahatonga azy hiverina @ njila a!asa angamba re olona fa vinavina fotsiny izany.
zay le mba oe asio fieritreretana ihany ze atao fa bori2 anie ity tany ity e!
zay le mba oe asio fieritreretana ihany ze atao fa bori2 anie ity tany ity e!
novalian'i arson ny 05/07/2006 12:45
2. Fiffi
(
13/06/2006 12:07)
arson: elaela indray enao tsy hita :)
Tsy nahafantatra an'le tantara aloha zah ka tsy de hitako loatra izay lazaina an!
Tsy nahafantatra an'le tantara aloha zah ka tsy de hitako loatra izay lazaina an!
3. Samoana
(
13/06/2006 12:25)
arson/ Tsy misy mahamenatra raha mahay mifanaraka indray e ! Tsy misy tsara noho izany hoe mahay mifamela izany eto an-tany:wink:
4. agoago
(
13/06/2006 12:29)
Tsy haiko na tsy mahazo teny gasy tsara aho fa ny fandraisako ilay tenin'i Arson hoe "Poopy hiverina ao @ tarika Njila " dia tsy hihira irery intsony izany Poopy fa hiditra ao @ tarika njila indray? nefa ny reko dia hiara hihira @ njila izy @ fankalazana jubilé, tsy haiko na fahafiry taona Njila moa,hafa ny filazana izay.Ny fifandraisana tsara eo @izy sy ry Njila azy na nisy aza izay nataony, Njila aza efa nanadino izany raha izany no dinihina anie Arson.
5. Rainikarabo
(
13/06/2006 12:59)
tsy hoe hiverina ao amin'ny tarika Njila izy fa hiaraka hihira amin'ny tarika Njila mandritra ny fankalazana ny jubilé ataon'ny tarika Njila. Tsy hitako aloha ze maha-menatra amin'izany.Sady bizna ange io no feeling e.Refa mety ny fiarahana de atao, refa tsy mety, tsy tokony haharatsy fihavanana.
6. Herimiafina
(
13/06/2006 13:17)
Hiaraka hihira fotsiny iznay fa tsy hoe hanafoana ny tarika poopy dia hamelombolo indray ny tarika Njila.
Ary i Hery ahoana?
Ary i Hery ahoana?
7. Samoana
(
13/06/2006 13:47)
Rainikarabo/ efa fantatra ve izany daty jaobily izany fa mba mahaliana ahy ô!
11. arson
(
14/06/2006 06:57)
za no diso fanoratra re olona o!fa fampisehona miaraka @ njila fotsiny.marina ny anao ry samoana oe tsisy mahamenatra nefa na de izany aza hitampoko hitampirenena ny faharatsintoetra.raha io indray mo no ataony @ity indray mitoraka ity de mba ahona!tsy de loza.
manaona fiffi,votsikaritrenao mitsy za an!misotra na de izay ihany aza e!
manaona fiffi,votsikaritrenao mitsy za an!misotra na de izay ihany aza e!
13. arson
(
19/06/2006 11:35)
tsy oe njila taitra ane na tsia tsy mampaninona e!fa apetraho eo @ toeranao tsy mba menatra ve enao?nefa vevavy lehibe nanao fifanekena izao.
henjana alo raha amiko e!aleoko tsy misy toy izay polisy hoy ny fitenenana izay.
hahaha:-D:-D:-D:-D
henjana alo raha amiko e!aleoko tsy misy toy izay polisy hoy ny fitenenana izay.
hahaha:-D:-D:-D:-D
14. Zina
(
19/06/2006 18:35)
arson a, za aloha tsy mahalala ny aferan-ndry zareo e.. ka raha ohatra nanaiky i Njila dia satria mbola misy izay tavela t@ fiharahin-ndry zareo...
17. arson
(
21/06/2006 05:56)
zina:ho namana tsy hisy fiatsarambelatsihy an!fa fantatrao ihany matetika isika olombelona mantsy fa injay2 zay:matetika mainty;matetika fotsy.
19. Zina
(
21/06/2006 14:23)
zina:ho namana tsy hisy fiatsarambelatsihy an!fa fantatrao ihany matetika isika olombelona mantsy fa injay2 zay:matetika mainty;matetika fotsy.
arson a iza no mahita mety niova be izy ...
eny marina ny anao
20. soasoafy
(
03/07/2006 07:05)
arson a enao tena mankahala poopy mintsy a,tonga de hita oe fan an'i bodo enao. Ka t@ le fampisehoana nataon'i njila anasana an'i pooopy iny ange de zao e: i poopy efa vonona ihany fa i naivo no tsy nety de voatery i poopy nanaraka ny hevitry ny vadiny,@ zao ndray mety efa nihena ny degré-n'ny hasarotapiaron'i naivo de malalaka tsara i poopy.