POOPY HIVERINA AO @ TARIKA NJILA

21. arson ( 05/07/2006 12:45)
tsy oe mankahala pooopy aho akory,fa raha ny fitiavako azy mba misy2 kely iany.raha atao ny porsantazy de eo @ 40%eo.Poopy @ zao fotona izao io an!fa tsy talo.
@ le oe fan Bodo indray de tsy mahita ambara za satria Poopy no asina resaka eto fa tsy Bodo nefa sarotra alo ny mandainga fa i Bodo de tiko 100/100 e!
@ le fahasarotampiaro ndray alo de tsy koboko ny @iny fa de raha2 tokatranony any zany fa ny olona ve te ahalala!ne ny olona zavatra hitany ihany no fantany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1317