INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

1. sareraka ( 11/05/2006 19:10)
INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

-Atoa MAHAFARITSY SAMUEL no filoha vaovao nisolo an'i LAHINIRIAKO ao @ A.N
-Atoa LAHINIRIAKO kosa hilatsaka ho filohan'ny MADAGASIKARA @ 2007
-Izay antoko miady an-trano rava ho azy hoy ingahy PETY

Aleo mbà avy any TOLIARY in1 no ho lany president @ 2007 e tsy mba handroso ihany ve i gasikara ny farany
ay ay ay

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY?
répondu par arson le 17/05/2006 11:28
2. xxx ( 11/05/2006 19:29)
Aza manantena ny handroso raha tsy any tamingana ireo petsambava ireo.
3. ravatorano ( 12/05/2006 04:19)
sareraka < fa aoana no atao hoe aleo mbà avy any toliara indray no ho lany prezidà ?
hihihih hafahafa ihany satria ny mpampiankina aleo izany dia midika fa tsy tena mahatoky izany ianao fa ho lany izy ka raha aleo ihany dia akoa aloha .
Za nefa maita fa tsy ho tafa izy io fa d ho hitatsika mianakavy eto moa ny fandehan izany satria
4. sareraka ( 12/05/2006 06:05)
Ka tsotra ny antony namana ravatorano izay filoha lany teo dia mbà nihetsiketsika hampandroso izay faritra nahalàna azy

TSIRANANA - MAHAJANGA
RATSIRAKA-TOAMASINA
ZAFY-ANTSIRANANA
RA8-ANTANANARIVO

ka raha mbà lany eo i LAHINIRIAKO-TOLIARY dia mbà hanao ezaka izy mbà hampandroso an'i TOLIARY e ,faritra izay tena mbola taraiky tokoa @ ireo 6 provinces

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY ?
5. Fiffi ( 13/05/2006 14:44)
hoy sareraka ao @ politika!

Mpandefa : sareraka [ Valio ] 13-05-2006 18:30:17
Lohateny : Re : toetra maha zendana
SILENCE TAISEZ VOUS
méditation!
6. mandrindra ( 17/05/2006 09:56)
raha izany no raisonnement dia nankaiza i fianar ??
noho izany tsy misy kandida mahazo milatsaka afa tsy izay kandida avy any toliary sy fianar ihany.
7. arson ( 17/05/2006 11:28)
Io ilay toe-tsaitsika Malagasy tsy mety mihintsy.Nga ny fiainana vitan'ny fifaninana hotr'izany e!raha tsy hoe any @ lavatranonareo izy ity ko.
ze tonga eo de hifalina na avaratra izy, na atsimo, na afovony, na andrefana, na antsinanana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1039