Les chiens aboient, le caravane passe
1. Lejim
(
12/05/2006 01:01)
"les chiens aboient, le caravane passe" Izay angamba no azo ilazana ny fomba fiasan'ny fitondrana amin'izao.
Eritrereto ary araho kely ange ny tantara fa betsaka ny sakana nanjo ity fitondrana ity fa toa manamafy azy izany.
Ho avy izao ny fifidianana, amin'ny 3 Decembre raha tsy diso zah, nefa ilay transition lazain'ny mpanohitra toa nandamokany tsaratsara any.
Hisy hono ny fanaraha-maso ataon'ny communaute international @ fifidianana, nefa mbola misy sahy milaza ihany hoe tsy hangarahara ny fifidianana fa transition no mety.
Zah aloha mahita hoe betsaka ny lesoka vitan'ny fitondrana, au moins au point de vues-n'ny mpanao gazety satria ny gazety ihany no andrenesanay aty ny vaovao, fa tena misy tokoa ny zava-bita mahasoa.
Ka izay no nahatonga aho nilo-bava hoe: "les chiens aboient, le caravane passe"
Hizotra @ lalana tsaratsara kokoa ihany manko no irariana ho @ ity Gasikara ity!

novalian'i marozevo ny 18/05/2006 21:18
2. soanja
(
12/05/2006 01:20)
Lejim, ekena tanteraka ny hevitrao. Ny zavatra tokony hojerena dia hoe inona no tanjona hotratrarina napetrak'ity fitondrana ity ary aiza ho aiza izy amin'izao fotoana izao amin'ireo tanjona ireo.
3. lemenakely
(
12/05/2006 06:27)
Na izany aza aza dia atao toy ny aliaka kosa ny olona tsy mitovy hevitra e!
Samy manana ny sainy ny olona tsy voatery marina foana anie ny lazainao e na ny lazaiko e fa izay no atao hoe fiaraha-monina na olona kambana izao aza samy manana ny sainy:idea:

4. arson
(
12/05/2006 06:59)
Eny e! mety marina daholo zay lazainareo rehetra, satria samy manana ny heviny daholo tokoa ny tsirairay.Fa zao ihany no lazaiko anareo tsy azo ato hoe firenena ny firenena raha tsy misy fangalarana kely madinidinika ao.Tsy hisy mihitsy izany fangaraharana be izany.FA IZAY TONGA EO AMIN'IO FITONDRANA io dia samy manao zay tiany.zay tokoa angamba ilay fitenenana hoe samy manana ny filôzofiany.
5. Lejim
(
12/05/2006 12:10)
lemenakely> Mba ohabolana ny ahy fa sanatrian'ny vava tsy ladin'ny lela hoe hampitaha olona amin'ny alika. Tsy toetrako izany, ary azafady raha izay no fieritreretanao an'io!
6. Fiffi
(
12/05/2006 18:00)
Noheveriko hoe "la caravane passe , les chiens aboient" film indray io hitako io an!
9. fijo
(
12/05/2006 21:14)
fiffi ,de nisy ravalo ve tao?????
marina aloha fa ity fitondrana iray ity,dia tsy mivily izany e.
marina koa fa misy fiantraikany amin'ny olona le izy izao,saingy raha toa ka ,ahitana soa hiombonana ihany klo,avelao hanao e.

11. marozevo
(
12/05/2006 22:14)
Ohabolana tokoa io ka ohabolana... Tsy mampitovy na iza na iza amin'ny alika mihitsy. Ary raha toa ka heverina ho mampitovy ny olona amin'ny alika àry io, ohatra, dia asa na fantatrareo fa niasa sy tena nalaza io teny io tamin'ny 1981 (nanagadrana an'i P Joseph Noel), sy tamin'ny 1982 (Fifidianana president voalohany taorian'ny 1975), sy tamin'ny 1989.
Iza ary no nampiasa azy tamin'izay ?
Tamin'ny 1991 sy tamin'ny 2002 lery tsy sahy niteny an'io intsony... satria tena nanaikitra ilay amboakely tiana.

12. Fiffi
(
13/05/2006 03:55)
fijo koooohhh tssssss ! zah nie mba niteny fotsiny hoe nisy film hoe "la caravane....." eh ! :-D
13. Achia
(
13/05/2006 05:39)
ny famerimbolako lty a Francis T no nilaza io a fa ny ol kosa lo tokony tsy azo hampioarina @ alika e
14. marozevo
(
14/05/2006 22:42)
Ny marina kokoa tsy afaka nandalo fotsiny intsony ilay caravane tamin'ny 2001/2002 satria simba, kay lanin'ny alika.
16. marozevo
(
18/05/2006 21:18)
Les chiens aboient, le (sa la ?) caravane passe !
tamin'ny 1982 no niasa voalohany io teny io teo amin'ny sehatra politika tany Madagasikara, ka :
- Ratsiraka + CSR sasantsasany + Ministra sasantsasany no CARAVANE.
- Monja Jaona sy ny manohana azy no chiens, araka ny hevitr'i Ratsiraka. Za tamin'io nifidy an'i Monja jaona.
1989 :
Ratsiraka : Caravane
MFM - VITM : Gros chiens araka ny nolazain-dRatsiraka.
AKFM/KDRSM : Petit chien, satria tsy sahy niteny Andriamanjato raha tsy taorian'ny fifidianana.
1991 :
Ratsiraka : caravane
Zafy - Manandafy - Andriamanjato - Constant - Ramaromisa - Ravony : Gros chiens, araka ny nolazain-dRatsiraka
Guy Willy : Petit chien, kay efa niomana hitondra tao lery.
1996 :
Zafy : caravane
Ravony : Chien araka ny hevitr'i Zafy, kay moa afaka fotoana fohy dia simba ilay caravane, ka voatery nidina koa i zafy.
2001 :
tsy nampiasain-dRatsiraka sy Zafy intsony ilay teny satria tsy mety mandroso intsony ilay caravane.
Iza no tena nan'alika olona teto ?