Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hasn, milahatra araka ny daty
hasn
(
26/11/2011 10:12)
laptop mamono tena matetika sady tampoka!!!
Salama daholo ny namana
Misaotra mialoha koa @ zay mety ho fanampiana
Mamono tena tampoka ny laptop ko: Acer aspire 5315 celeron ...
Mipekopeko (feo) sy mipendrapendrana (jiro) ny processeur! dia mih...
tohiny
novalian'i hery ny 17/01/2012 09:44
hasn
(
26/11/2011 10:11)
Salama daholo ny namana
Misaotra mialoha koa @ zay...
Salama daholo ny namana
Misaotra mialoha koa @ zay mety ho fanampiana
Mamono tena tampoka ny laptop ko: Acer aspire 5315 celeron ...
Mipekopeko (feo) sy mipendrapendrana (jiro) ny processeur! dia mih...
tohiny
hasn
(
25/10/2011 22:16)
BOIS DE RAOZY PHAT M A F I A
APARITAHO E!!!
M *A *F ù I A A N D R Y R* A* J* O* E* L* I* N *A FAT FAT FAT FAT MPANIMBA FIRENENA
APARITAO E!
IO VIDEO MAZAVA BE RY MALAGASY ÔOOOO!!!
http://videos.arte.tv/fr/videos/e...
tohiny
hasn
(
11/05/2006 12:21)
dépannage matlab
Ianareo mampiasa matlab: inona no mahatonga ny matlab tsy tafavoaka @ initialisation au démarrage? inona no hevitra hanalana an'io ry zareo? ohatry ny manao boucle infinie izany ily izy satria ny CPU...
tohiny
novalian'i dadabe ny 16/05/2006 07:15
hasn
(
25/03/2006 07:36)
marina ve?tsy ...aho;fa hampànana ny tsy manana"eto dago"
Salama jiaby e!
Hono ho a'ho ry namana mahafinaritra isany:Ahoana ny fomba hitondrana fiara avy aty ivelany?
Mianatra any ivelan'i dago dia nieritreritra ny mba hitondra fiara rehefa vita fianarana....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 03:25
hasn
(
21/11/2004 15:36)
clonage humain
Hono hwa ry zareo! araka ny hevitrareo inona moa no tsy hanekena ny clonage humain? Tena serieux io fanontaniana io! Valiny tena mba objectif no antenaiko @ izy io ka antenaiko fa handraisan\'ireo mp...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:27
