laptop mamono tena matetika sady tampoka!!!

1. hasn ( 26/11/2011 10:12)
Salama daholo ny namana
Misaotra mialoha koa @ zay mety ho fanampiana

Mamono tena tampoka ny laptop ko: Acer aspire 5315 celeron ...
Mipekopeko (feo) sy mipendrapendrana (jiro) ny processeur! dia miha matetika dia maty tampoka;;; tsikaritro indrindra fa refa mi surf dia miseho matetika (na dia page 3,4 fotsiny aza!)
Antivirus: avast (free)
C:, D: mbola mmalala à 75% avy.

Mba ampio: aiza ny fototry ny olana, inona ny vahaolana?

répondu par hery le 17/01/2012 09:44
2. kooool4 ( 27/11/2011 02:09)
Raha ny fahafantarako dia processeur mi-chauffe no mahatonga an'izany fa tsisy idirany @espace disque na ny virus... olana mitranga amin'ny processeur AMD na Intel sasany efa taloha ireny io surchauffe io... ny vaha-olana: raha efa mihaotra ny 3taona ny laptop nao dia mieritrereta hividy hafa na tsy haiko raha afaka soloina na ampiana ventilo ny processeur-ny ordi portable...
3. razorback ( 03/12/2011 09:42)
Mety maloto ihany koa ny ventillo. Raha tsy ampi koa ny tours/minute minimum tadiaviny de matetika mitranga io zvt io na tsy mbola michauffe ny proc.
4. hasn ( 03/12/2011 12:02)
Mankasitraka ny Namana:

Voatery soloina ve sa diovina dia mety le ventilo?(Mety ho marina raha ny constat ko zao: miovaova régime zany izy io % @ lay feony!!) sa voatery mividy vao2?

Acer Aspire5315 Intel celeron proc 530.....

Asa aiza no mora ahitana an'zany!?Toulouse aho io.Mbola hijery @ net ihany fa asaa...?

Misaotra dia ...tsiky e!
5. hery ( 17/01/2012 09:44)
Raha afaka manokatra azy dia sokafy dia diodiovy aloha ny ventillo dia tandremo ihany ny toerana ampiasana azy fa sao be vovoka.

Sinon, afaka mijery an'ireny ventillo externe ireny Jereo ato amin'ny ebay http://goo.gl/baPIq fa misy maromaro eo amin'ny 30 euros eo ilay atao ao ambanin'ny laptop
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2396