Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
eisy ( 16/05/2006 11:37)
Julf Promotion 94-95-96
Sô mba misy ato e! Raha misy de milay Tadidinareo ve ny revy tamin'izany e fa mbola tao i BOUBOULETTE A! ... tohiny
novalian'i eisy ny 26/05/2006 04:04
lemenakely ( 16/05/2006 11:03)
Vaky fasana , halatra taola-paty atao inona?
Mbola mitohy ity raharaha manga ity @ iny faritra atsinanan'ny nosy sy faritra vitsivitsy ampovoan-tany .Tamin'ny faramparan'ny repoblika faha 2 dia nanomboka ny repoblika faha 3 (ZAFY ALBERT) no tena... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 06:40
victime101 ( 16/05/2006 10:25)
O !GORISAGORISA....
Ô! gorisagorisa ah! karantsakarantsakan'alan'akondro.. hiran'i TPLKL JEAN FREDDY io angamba no hira gasy fohy indrindra:-D:-D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 05:02
gasypantin ( 16/05/2006 08:22)
Zava-niseho hafahafa tao AMBOHIMANARINA !!!!
Maro tamintsika angamba no nahita ilay article tao @ wanadoo.mg momba ireo lahy sy vavy niray teny ankalamanjàna tao AMBOHIMANARINA ka tsy nety nisaraka ...Fady ve ilay toerana sa nisy inona http://... tohiny
hery ( 16/05/2006 08:09)
Diosezin'i Moramanga
Nofaritan'i Papa Benoà 16 ho diosezy i Moramanga. Moramanga moa dia tao anatin'ny Diosezin'Ambatondrazaka teo aloha. Mgr. Gaetano Di Pierro no eveka voatendry hitantana izany diosezy vaovao izany. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2006 20:23
sareraka ( 16/05/2006 07:48)
NO COMMENT!!!!
no comment! http://www.madanight.com/madagascar-photo-32705.htm KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZAO? SILENCE TAISEZ VOUS MEDITATION ! ... tohiny
LazaRandri ( 16/05/2006 07:46)
kandida favori
Jesoa Kristy... tohiny
novalian'i cutie ny 22/06/2006 15:25
totofy ( 16/05/2006 07:20)
resak 'adala be.....
tamin' ny toeram-pitsaboana marary saina iray no niseho ny tantara : nisy adala iray azo lazaina hoe efa sitrana ihany satria nalain'ny mpitsabo izy hanampy azy eo amin' ny irakiraka isan-karazany..... tohiny
novalian'i mamafara ny 18/05/2006 11:44
dadabe ( 16/05/2006 07:09)
FANDEFASANA FICHIER
hono hoa ry zareo atao ahoan ny fandefasana texte pdf ?? misy 172 pages ilay izy, saika alefako mail de nefa refuser-ny yahoo sy ny msn fa hoe mavesatra lotra dia tsy hako hoe atao ahoana ny fanaovana... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/05/2006 08:48
romilino ( 16/05/2006 07:01)
ny code minier
aiza no hahitana ireo lalàna mikasika ny fananana ambanin'ny tany na ny code minier, ato amin'ny serasera ve misy hahitana ireny? raha tsia , aiza no hahitana azy. > Misaotra tompoko. ... tohiny
novalian'i romilino ny 03/06/2006 07:14
totofy ( 16/05/2006 06:58)
Brésil sy ny fiadiana ny tompo-daka eran-tany
tamin' ny 29 jiona 1958 , no nahazo ny amboara voalohany ny ekipa bréziliana , afaka jerenareo ve hoe tamin' ireo phase finale (6) enina nataony iza ny ekipa nihaona taminy ary taiza no natao : [b]1... tohiny
novalian'i onjah ny 24/05/2006 12:22
xxx ( 16/05/2006 05:09)
zaza mandeha tevidoha, inona ny fanafodiny?
Manaoana daolo nareo eee, raha mba misy afaka mitondra fanazavana momba ny tevi-dohan'ny zaza kely sy ny fanafodiny dia isaorana mialoha, fa misy ankizy kely izay, 7taona, isaky ny alina mandeha tevid... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:23
nikopol ( 16/05/2006 05:00)
Hafatra na tononkalo compact ?
Maninn kay ny hafatra sy ny tononkalo ato aminy takelaka no lasa tambambe daholo? tsy misy fanasarahana intsony dia lasa sarotra vakiana ? :lol:... tohiny
novalian'i vale ny 16/05/2006 12:21
sareraka ( 15/05/2006 15:39)
Angoridao mena kely no andihizana androany a!
Avant 2002: angoridao mena kely no andihizana androany ah inty re ny volanao enin-jato(3.000fmg) -ividiano fripperie ny ar 100 -ividiano slip koa ny ar 100 -ataovy frais ny ar 100 -ividiano var... tohiny
totofy ( 15/05/2006 12:24)
ho an'' idadabe
pilansy(dadabe) dadabe mou namakô dadabe mou akamakô mba ampékaro ny niveau fa tena trop! ary ajanony io resaka io ô fa mahamenatr'olona ô *************** inona ny [b]manala[/b] ary... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 10:16
miantra ( 15/05/2006 10:55)
Thé mampahia
Hono ho aho ry ireto mba tena efficace ve ireny thé minceur ireny. Misy effet sécondaire ve?. Misaotra mialoha e!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 07:17
lapino ( 15/05/2006 10:02)
Fandrosoana, Fifidianana, iza no aloha ?
Nisy resak'i jafaf401 izay nahasintona kely ahy. [quote=jafaf401]Eo antsika mahita azy fa maro an'isa hitsara aloha zay vao fandrosoana après,[/quote] Iza marina moa no izy, ary iza no tokony ho iz... tohiny
dadabe ( 15/05/2006 09:55)
MIKISAKA MAKAIZA ARY IZY IZANY LE
jereo anie :D nikontr eseky zah sy diams dia nanombohan'ny lalao t@ 15 mai 2006 dia nihetsika farany t@ 31 decembre 1969 kii tsy mbola teraka ve zah dia efa nianao eseky :°) de mihisaka mankaiz... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/05/2006 01:37
ainaheri ( 15/05/2006 08:54)
Ny Artista gasy
Za ry reto mba mamadika tele iany fa tsy mety maita mpihira gasy mihitsy fa d manin lotra re nefa d mba misy manana ny lazany iany anie ao ee!! Aiza ka reny afrikanina tsy d tsara hira ireny aza mand... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 17:18
victime101 ( 15/05/2006 08:51)
Destination MADAGASCAR tena mbola azo atao hoe lafo!
Raha jeréna @ saina tsy miangatra na haute saison na basse saison dia azo atao hoe LAFO ny billet d'avion mankaty MADAGASCAR départ PARIS (atao référence io) -587 euros HT ny AIR MAD izao vers 73... tohiny
novalian'i vale ny 21/05/2006 18:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8895