ny code minier

1. romilino ( 16/05/2006 07:01)
aiza no hahitana ireo lalàna mikasika ny fananana ambanin'ny tany na ny code minier, ato amin'ny serasera ve misy hahitana ireny? raha tsia , aiza no hahitana azy.
> Misaotra tompoko.
répondu par romilino le 03/06/2006 07:14
2. Fiffi ( 16/05/2006 07:57)
any dago ve zany ? fa nga tsy azo jerena eny @ ministeran'ny environnement ?
3. Magiq ( 16/05/2006 09:14)
Slt,
Zà manana ny code minier, version électronique, azo alefa any aminao raha ohatra ka ny code minier n'ny dago no ilainao, miasa ao @ ilay taranja aho dia afaka manone tanana ny namana eto @ serasera. Tsy secret mpanjakana ilay izy tsinona :)
4. Fiffi ( 16/05/2006 14:58)
=D=D=D=D=D
5. Magiq ( 17/05/2006 11:39)
Tena marina nge zany e. Fa i romilino tô tsy ita akory ko. Sa efa nahita ?
6. Fiffi ( 17/05/2006 17:15)
Magiq: eny tokoa hoa ? :roll:
7. fijo ( 17/05/2006 20:41)
magig an za mila an'io fa mba homeo azafady.
8. Magiq ( 18/05/2006 04:03)
fijo:

magig an za mila an'io fa mba homeo azafady.



efa nalefako t@ maraina ilay izy e
tsy misy fisaorana.
9. Simpona ( 26/05/2006 10:42)
Magig,
za kou mba omeo code minier azafady fa ilaiko io.

Misaotra mialoha.
10. romilino ( 27/05/2006 12:01)
Magiq:

Slt,
Zà manana ny code minier, version électronique, azo alefa any aminao raha ohatra ka ny code minier n'ny dago no ilainao, miasa ao @ ilay taranja aho dia afaka manone tanana ny namana eto @ serasera. Tsy secret mpanjakana ilay izy tsinona :)


Magiq
11. Simpona ( 27/05/2006 12:37)
magig> mbô meo moa e
12. romilino ( 03/06/2006 07:14)
Mbola sahirana angamba i magig, samy hitafy faharetana isika. Misaotra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3575