FANDEFASANA FICHIER

1. dadabe ( 16/05/2006 07:09)
hono hoa ry zareo atao ahoan ny fandefasana texte pdf ?? misy 172 pages ilay izy, saika alefako mail de nefa refuser-ny yahoo sy ny msn fa hoe mavesatra lotra dia tsy hako hoe atao ahoana ny fanaovana azy .

saritany izy io ary tiko alefa ho an'i namako booboo eto @ serasera
novalian'i dadabe ny 16/05/2006 08:48
2. lapino ( 16/05/2006 07:25)
Raha latsaky ny 100Mo dia http://www.yousendit.com/
3. LazaRandri ( 16/05/2006 07:29)
teneno alou ny andefasana azy hi-configurer ny mail client-ny sao dia laviny fotsiny raha mailaka lehibebe
4. hery ( 16/05/2006 07:44)
Azo saratsarahana koa aloha ilay izy

http://www.verypdf.com/pdfpg/index.html azo ampiasaina in-50 ny version demo

http://www.a-pdf.com/split/ koa azo ampiasaina
5. LazaRandri ( 16/05/2006 07:49)
raha PDF misy protection dia http://www.ghostscript.com/ ny fanesorana ny fiarovana raha tiana sarahina.
6. dadabe ( 16/05/2006 08:48)
misaotra anareo fa hanandrana aho de lazaiko raha nety na tsy nety :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0608