Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
dadabe
(
18/05/2006 14:34)
teraka i ari.malala
o ry zareo a
[b]teraka kambana i ari.malala[/b]
lahy sy vavy hono ... (Anjeneeeestoonao e :{ )
de mamzelekly koa hono nikina de....:roll:...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 02/06/2006 16:44
xxx
(
18/05/2006 13:44)
dinika hafa
Ty ndray aza misy dinika hafa e
Ohatran'ny tantara kely izy ty. Toy zao ny fandehany:
Za zany misy olona miaraka amiko tsy virtoaly fa tena izy. Dia misy olona iray zay koa milaza fa tia ahy fa za ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2006 12:52
4mimananelatra
(
18/05/2006 12:27)
TAXI gasy dia tena efa misy ratsy kosa e!....
Mbà mahatonga saina ihany leiretsy ny taxi sasantsasany eto amintsika eto fa misy tena efa ratsy ! efa nanaovan'ingahy FRANCIS TURBO hatsikana moa ny momba azy ity ,misy 2 cv na 4 l hitanao mihodina ...
tohiny
novalian'i anjeliko ny 03/09/2007 12:46
Soaray
(
18/05/2006 12:19)
zavamisy
Slt,
Nahita fotsiny azafady ao anaty takelaka misy olona mahitsy loatra miteny ka manoratra-mampiasa teny ratsy tokony tsy afficher-na angamba fa manimba ilay site. Misaotra....
tohiny
novalian'i hery ny 18/05/2006 15:12
arson
(
18/05/2006 11:10)
taxi be
Mba mahagaga ahy mihintsy re olona ny taxi-be indrindra mo ireo 119 izay zotra mankany Ankatso.
Indray ny frais 200 indray 300.tsy fantatrao intsony ze marina e!
sady @izay oa zao ko ny seza ao anat...
tohiny
novalian'i dailynews ny 20/09/2006 17:52
booboo
(
18/05/2006 10:03)
vônina cacao
Sao misy mahafantatra ny tokony atao kay ahazoana poudre cacao @ ilay voa-na cacao ? nitondra maromaro zahay nefa tsy hay akory ny fikarakarana azy :°)
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/05/2006 18:56
petsambava
(
18/05/2006 09:25)
4*4 koa ho an'ny HCC?...
BOEING 737-300 ho an'ny president
136 4*4 ho an'ny députés
120 volkwagen BORA ho an'ny sénateurs
4*4 ho an'ny HCC na HAUTE COURS CONSTITUTIONNELLE
SEAT ho an'ny maire
FORD focus ho an'ny chef ...
tohiny
novalian'i arson ny 19/05/2006 07:42
dadabe
(
18/05/2006 08:26)
Miarahaba e
miarahaba antsika rehetra eto @ serasera ny tenako fa zah dia namana vaovao, dia mba toroy hevitra fa tsy mahay e
dadabe...
tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 09:47
colar
(
18/05/2006 07:53)
aza adino o,
aza adino o,ny voady nifanaovana a
cheri ,nga tsy we kilalao izy ty.,
fa malahelo an lay trano ary mintsy alo za we tsy mba nandraisana ol e,hatram le 8 de misy trano gratis aty italie,na antson fo...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 04:40
lemenakely
(
18/05/2006 06:57)
JAMES BOND blog !....
ho anareo izay liana ny momba ity agent secret malàza eran-tany ity dia ity ny blog-ny
http://www.bondjames.skyblog.com
mazotoa e!...
tohiny
novalian'i ja ny 04/07/2006 21:44
ainaheri
(
18/05/2006 05:30)
Arsenal!!
Miala tsiny @ mpakafia fa nody t@ pataloha izy omaly!!...
tohiny
novalian'i nambina ny 25/05/2006 06:21
eisy
(
18/05/2006 04:45)
Sao misy mahay mampianatra ahy hibaiko ny alikako
Mazava be io lohateny io re olona a! fa za zany vao nahazo alika kely berger allemand e! de tsy hitako izay fomba hitaizako azy.
inona no tokony atao..., ny sakafo..
toroy hevitra e!
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 07:58
rebecca
(
17/05/2006 20:19)
Je t'aime
Rehefa ny vehivavy no mamoaka io teny io voalohany dia tsy hitan'ny lehilahy izay atao, asa na matahotra na saikatra na tsy manam-pò.Ny ahy aloha rehefa tiako sy mahafinaritra ahy tonga dia tsoriko n...
tohiny
novalian'i Ralay ny 11/06/2006 02:40
diamondra27
(
17/05/2006 16:30)
raha tsy misy ny fahatokisana
miala tsiny raha ataoko @ teny frantsay
"Sans confiance, il n'est ni amitié, ni amour, ni bonheur"
ahoana no andraisanareo an'io?
asio commentaire raha azo atao
merci ho an'izay mamaly sy ma...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/05/2006 16:34
tisera
(
17/05/2006 15:43)
Fampisehoana SALALA tsy misy vidim-pidirana
Mandritry ny FIMU 2006 Belfort ( Festival International de Musique Universitaire) dia mandray anjara ao SALALA ( lé mihira ny "Lanitra mangamanga ") ,@3-4-5 jona hoavy izao . Fampisehoana ankalamanja...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 03:32
tisera
(
17/05/2006 15:08)
Caca pigeon
Nitondran'olona avy any Dago caca pigeon izahay ka tena faly ery ny zanako saingy mbola te-hihinana foana izy nefa izaho tsy mahay . Sao dia mba misy manana re-7 moramora hahavitana lé caca pigeon ma...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 03:54
hery
(
17/05/2006 14:53)
Pinguins Tamin'ilay film Madagascar
Ary tsy hitako hoe notohizandry zalahy ilay film Madagascar. Misy ny tantaran'ireo pinguins ireo sendra hitako tao amin'ny Dailymotions dia napetrako ato.
http://hery.serasera.org/index.php?rub=pages...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 18:52
tisera
(
17/05/2006 14:46)
Faly tonga eto @ serasera.org
:D Dia faly miarahaba ireo namana rehetra eto @ serasera . org é! Zà zany zao tena vaovao be é! Dé mbola vao mianatra mitsidika sy mampiasa ity takelaka hahafahantsika misera ity. Vao nanokatra ah...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 06:41
Onira
(
17/05/2006 14:29)
Tady vita fatomaty LOLO SY NY TARINY
Tena tiako io tononkira io ka mba alefaso raha mba hainareo e!
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/05/2006 05:11
soanja
(
17/05/2006 13:35)
Ravitoto maina
Mba handefasan'ny havako ireny ravitoto maina anaty sachet ireny avy any Dago. Dia mahandro azy fa tena tsy haiko mihitsy. Sao mba misy havanana amin'ny fandrahoana an'ireny eto. Hanambahiny gasy aho ...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/08/2006 22:27
