Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
totofy ( 22/05/2006 08:04)
moa tsy zany va ...?
nisy éléphant kely iray niara nitsangatsangana tamin' ny dadany papa éléphant , teo amin' ny plage de nudistes ..... afaka fotoana kelikely rehefa avy nijery tsara ny [b]baigneurs[/b] izy , il d... tohiny
totofy ( 22/05/2006 07:56)
le coq...!
Tao amin' ny maternité no niseho ny tantara , teo anolohan' ny trano fampiterahana , ity misy akoholahy (un coq ) iray mivezivezy manao cents pas .... iny farany nivoaka ny infirmière.... - ahoan... tohiny
novalian'i sasa ny 29/05/2006 09:18
honorine ( 22/05/2006 06:51)
arahabe
Faly miarahaba anareo rehetra Mila namana hifanakalo hevitra ary vonona ny hamaly na lahy na vavy!!! mba manorata moa e!!! ary mba milaza vaovao veloma e!!!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:57
caramel ( 22/05/2006 06:40)
ampamoizo aho????
naôna daôly:oops: hi!hi! menatra b za fa zay za vô maita nareo :lol: zao e, mitady ny tononkiran'i Bodo, tsy haiko na io mintsy ny lohateny fa misy an'io @le izy "ampamoizo aho fa mafy sy mangidy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 03:42
Herimiafina ( 21/05/2006 19:42)
Mitady tononkira re tompoko o!
Tononkira roa no tadiaviko, izay samy hanembonambonako ny lasa tsy adinoina sy hamelombelomana ny ho avy andrandraina. Ireto avy izy ireo, ny mombamomba azy ireo: Hira voalohany: Tarika Raberant... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 04:53
diamondra27 ( 21/05/2006 19:00)
psychose infantile
tena mila mahalala kely an'io aho fa hanao "étude de cas" tsy ho ela, sao misy afaka manampy merci... tohiny
xxx ( 21/05/2006 18:24)
tsy rariny
nanao nify tao @ dokotera iray aho dia nikikika be fa naharary . Dia nony vita ilay séance dia naveriny tamiko daholo ny cliché sy ny dossier fa tsy hitsabo ahy intsony hono izy fa izaho mikikika .... tohiny
novalian'i xxx ny 18/07/2006 05:17
sipagasy ( 21/05/2006 13:04)
mampieritreritra annn
ialako tsiny fa @ teny frantsay izy ity e!, mazotoa mamaky daholo aza e! C'est déjà l'application de "l'immigration choisie". Ce parquage d'êtres humains par d'autres êtres humains à un endr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/06/2006 04:33
hery ( 21/05/2006 09:38)
The Da Vinci Code: Hijery sa tsy hijery?
Nivoaka teto Italie nanomboka tamin'ny zoma teto ny Codice Da Vinci, izay film anisan'ny be mpiresaka indrindra amin'izao fotoana izao. Miakatra anefa ny polemika momba an'io film io satria betsaka ir... tohiny
Simpona ( 21/05/2006 08:48)
Am teny vahiny
L'éléphant et chameau ont dialogué: - l'éléphant: Pourqoui tu as tes seins sur le dos? - le chameau: Drôle de question venant d'un animal qui a sa bite sur la figure... tohiny
novalian'i sasa ny 23/05/2006 03:15
adidy ( 21/05/2006 08:04)
ravin-tsosety
Nomen'olona ravin-tsosety za ka raha mba misy afaka mampatsiahy recette gasy mafilotra dia raisina an-tanan-droa!... tohiny
rj77 ( 21/05/2006 05:09)
Mba mitady fanampiana kely o!
Mba mitady olona afaka handefa hafatra ao amin'ny webinlove.com o! Misy namana tia hifandray amiko nefa tsy afaka mamaly azy aho. Rakotomanana77@yahoo.fr ny contact ho an'izay tsara sitrapo.Misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/05/2006 08:34
xxx ( 21/05/2006 04:39)
resy foana ny gasy
Ny lalao cosafa izany mba fanantenantsika,kanefa tena resy indray ny barea ireto avy ny valiny: Angola - Maurice 5-1 Lesotho - Mozambique 0-0 (5-4 pen) Finale : Lesotho ... tohiny
novalian'i prime ny 28/06/2006 12:44
soanja ( 21/05/2006 00:29)
Milionera tadiavina maika!
Sao mba misy olona manam-bola be farafaharatsiny $1,000,000 na Euro io na Yen fa misy ilana azy maika eto amin'ny sehatra na fantatrareo gasy ihany an. Tena tsy misy sangisangy io fa tena izy. Mba man... tohiny
novalian'i soanja ny 22/05/2006 18:07
boubounezy ( 20/05/2006 21:04)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 19-05-2006 18:31:54
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 19-05-2006 18:31:54 Lohateny : FESTIVAL DE CANNE ô ry zareo a! ho antsike eto f/ce mba mijereva vestival de canne ra mazoto nareo natsy etof/ce aza nareo fa mafina... tohiny
fasaly ( 20/05/2006 19:46)
herimiafina
fa vaky wa ny saiko hoe mba lasa aiza i herimiafina e!:roll::roll::roll::roll::? tena tsy herimiafina tsony fa lasa heri tsy hita popoka,:roll::roll::roll:de tsy mba nilaza akory veuh hoe ho aiza ????... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 11/07/2006 10:10
lemenakely ( 20/05/2006 18:03)
RALLYE JOVENNA 2006!...
Ho antsika izay mpankàfy ity taranja ity dia hita @ ity site ity ny sary rehetra sy ny vaovao momba ny rallye http://www.rallygasy.tk hita ao ohatra ilay polo diesel izay sambany teo @ rallye ga... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/05/2006 18:09
hery ( 20/05/2006 16:49)
Fanasana avy amin' ny FPMA USA
Fanasana voaray izay hitanareo ao amin'ny [url]http://lisitra.serasera.org/content/view/25/55/[/url] Ny FPMA eto USA dia faly manasa ny be sy ny maro izay te-handray anjara amin' ny lasim-pianakavi... tohiny
novalian'i onjah ny 22/05/2006 11:19
adidy ( 20/05/2006 10:47)
choralie
Sao dia misy mandeha choralie any Meulun isika namana eto @ serasera @ ity week end ny 25 ity? Zay mantsy mba te-hanao revanche ny tsy nihaona t@ RNS.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 19:10
booboo ( 20/05/2006 08:51)
sportily 2006 (France)
Mpikarakara : Sampana Tily FPMA-Paris Zavatra atao : fialam-boly sy fanatanjahan-tena (foot-ball, basket-ball, tennis de table...) Daty : Alahady 21 mai 2006 Ora fanombohana : 12 ora atoandro... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 08:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6869