Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
24/05/2006 08:13)
Hisaraka isika .....
Mba mangataka ny tonon'ireto hira ireto aho sao dia mba misy mahalala . Dia hisaorako anareo mialoha.:-*
Hisaraka isika ka andeha hifanahafatra
Hifampi-tso-drano ary koa hifandao.............
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 11:08
Fiffi
(
24/05/2006 06:51)
Mbola ilaina ve ny Praiministra ?
Mbola ilaina ve ny Praiministra ? Toy izany koa ny filan-kevitry ny tanàna ? Ny depiote ve manana ny hazon-damosiny ?
Toa fanontaniana hafahafa ireo napetraka ireo, saingy manana ny maha izy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/05/2006 06:41
bobone
(
24/05/2006 06:23)
mahavarina
Hono a! e!
Fa maninona ny olona sasany no tsy mba milaza ny marina fa mavandy na mandainga?
Fa maninona no minia mikipy manoloana ny tsy rariny:?::?:
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 06:21
Fanja1
(
24/05/2006 04:38)
Chirac veut une finale France-Brésil... remportée par les Bl
BRASILIA (Reuters) - Le président Jacques Chirac souhaite que la France et le Brésil se retrouvent en finale de la Coupe du monde de football le 9 juillet prochain en Allemagne... et que la France ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 12/06/2006 07:49
cutie
(
24/05/2006 00:14)
embona
Sao misy mahay an'io tonon'ny hiran'ny RR Majunga io nareo ?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 04:51
pablo
(
23/05/2006 19:21)
mba te-hivarotra Mercure rouge Naturel avy anaty tany.
Mitady fanampiana. Tiako hanotaniana dia: aiza no azo ivarotana an`ilay izy ary hoatrinona ny tena vidiny iray litatra, na any dago na aty ivelany fa interesse ahy ny hahafantantra an`izany.mba valio ...
tohiny
novalian'i MIANTSA08 ny 17/04/2024 09:10
andry44
(
23/05/2006 18:57)
tsy fahalala-pomba ve sa ahoana?!!
salama daholo???
Nisy olona nampitondra zavatra ahy,dossier-an'ny dadan'ilay olona io,ilaina maika be tany M/car,hono.
T@izaho handeha hody any t@volana Août t@taona lasa teo.
Nomeko io olona io ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 18:01
lapino
(
23/05/2006 18:35)
Da Vinci Gode : Hijery sa tsy hijery ?
http://www.dailymotion.com/relevance/search/parodie/video/180356
:-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2006 09:16
xxx
(
23/05/2006 17:31)
Kaonty amin'ny banky!
Misy fanontaniana manitikitika ny saiko ity ry namana sy tapaka isany ato amin'ny serasera. "azo atao ve ny manangana compte en devise étrangère ao Madagasikara? En dollar americain ohatra?", "dia a...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 21/06/2006 16:22
Rafotsy
(
23/05/2006 15:55)
Misy magasin na prothèse auditive ve any Dago ?
Tonga aty 2 volana ny rafozako ka tianay hividianana appareil auditif !
Rehefa naka renseignements izahay dia mila 3 na 4 mois eo momba ny adaptation n'ilay apparei ! Izy anefa 2 mois fotsiny no mija...
tohiny
novalian'i Rafotsy ny 29/05/2006 11:25
tisera
(
23/05/2006 15:41)
Vohoka sy pilule
Ho an'izay efa nihinana pilule ka avy eo te-ho bevohoka : firy volana aorian'ny nanajanonana ny pilule no azo apetraka ny zaza manaraka . Mety hisy hilaza angamba hoe mandehana any @ gynéco saingy m...
tohiny
novalian'i tisera ny 07/06/2006 08:53
Fanja1
(
23/05/2006 13:43)
Pollution intérieure
[b]Les maisons aussi[/b]
L'air que nous respirons dans nos maisons est vicié... de l'intérieur. Les premiers résultats d'une étude de l'Agence de l'environnement et de la maîtrise de l'énergi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 04:18
Samoana
(
23/05/2006 12:53)
Vady "blonde"
Mbola ilay blonde fantatr'i Ravakamalala ihany ity mitantara @ namany ity:lol:
-Tratrako teo @ canapé niaraka t@ Charline anie akia i Mà t@ zoma e !
-Andrekaky ô! Vady tsy mataho-tody koa ny an...
tohiny
novalian'i sasa ny 25/05/2006 03:36
rabeflorian
(
23/05/2006 12:25)
ny zava-dehibe indrindra ho an'ny olombelona
Maro isika no tsy mahalala na koa mety ho diso hevitra eo amin'izay zavatra tokony han-danja indrindra eo amin'ny fiainantsika.Indraindray dia variana amin'ny ady hevitra tsy misy vokany ka samy mizir...
tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2006 12:29
ravakamalala
(
23/05/2006 12:08)
vehivavy "blonde"
nisy vehivavy blonde 3 nifanena tamina "génie" iray.
hoy ilay génie : afaka manao voeux tsirairay avy ianareo fa tanterahiko.
Ny an lé voalohany :
-te ho lava volo be aho, lava orona kokoa, fisa...
tohiny
novalian'i Tokinao ny 23/06/2006 08:03
sareraka
(
23/05/2006 11:35)
Ny vato raha nahitàna soa hosorana tantely!....
Fomba fiteny io ary raha nijery ireo mpanao pôlitika nifanesy hatrizay aho dia tsy mbà nisy nanao io fomba io,rehefa akaiky ny fifidianana hay ery ny mambabo ny fon'ny vahoaka fa refa azo ny seza ve...
tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 20:14
dinamo
(
23/05/2006 11:18)
mpivady
taoriana loza matsiravina iray dia niakatra tany an-danitra avokoa ireto mpivady maro ary dia teo anoloan 'i saint pierre:
hoy i Piera:
- azafady manaova ianareo laharana 3, ka ny vehivavy rehetra...
tohiny
novalian'i mamafara ny 27/05/2006 08:58
tsiahi
(
23/05/2006 11:12)
tambatra
mba misy mahala ny tonon'ilay hira hoe tambatra ve , ary aiza no mety ahitako azy .. Toa ophatry ny hiran'i Vola sy Noro no fiatombohany : tiako ny eo ..........
misaotra mialoha he...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 03:03
ptifou
(
23/05/2006 11:00)
fifi a mathatezitra ahy ianao a
ianao ry fifi tena ra hitako ny misy anao tsy hisalasala mitsy aho hamelaka anao...
tohiny
novalian'i vale ny 09/06/2006 15:23
rebecca
(
23/05/2006 09:14)
seraseram-pitiavana
Maro ny lehilahy eto amin'ny serasera no rehefa mandeha sy mahafinaritra ny resaka dia miafara amin'ny fikotiana foana, fa tsy mety ve izy io raha tsy miafara amin'izany e?
Izaho izao ohatra manana ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 03:53
