Kaonty amin'ny banky!
1. xxx
(
23/05/2006 17:31)
Misy fanontaniana manitikitika ny saiko ity ry namana sy tapaka isany ato amin'ny serasera. "azo atao ve ny manangana compte en devise étrangère ao Madagasikara? En dollar americain ohatra?", "dia ahoana sy ahoana ny momba izay?"
Dia misaotra mialaoha re ry zareo an. :-*
HM, sjm.
Dia misaotra mialaoha re ry zareo an. :-*
HM, sjm.
novalian'i rrgmt ny 21/06/2006 16:22
3. HESHA
(
24/05/2006 09:09)
fa maninona raha manantona ny banky avy hatrany any amin ny banky e.
Zavatra tsy sarotra zany, feno conseiller clientele any.
Fa raha tsy diso aho, ny kaonty tsy maintsy ar raha olon-tsotra ianao fa ny virement azonao no afaka en devises de efa ovain ny banky avy hatrany, mila fanamarinana kosa anefa hono satria mety hanontany ny finex (contrat nao am le ol any ivelany io ohatra).
Mazotoa de omeo aho e

4. booboo
(
24/05/2006 09:11)
Toa tsy maintsy ar ihany. satria t@ zahay hanokatra tany dia tsy neken-dreo ho en euros. Hihihi tsy mahavaly tsara lé fanontaniana ô ? :°)
5. xxx
(
24/05/2006 14:07)
Dia tena tsy haiko ihany koa ry zareo fa dia misaotra na dia izany aza e!
Nisy olona nampanontany ahy an'io mantsy e.
Nisy olona nampanontany ahy an'io mantsy e.
6. Fiffi
(
27/05/2006 13:00)
naka renseignement t@ io aho fa azo hatao tsara hono ny manokatra kaonty @ vola vahiny , saingy tonga dia havadikin'ny banky ariary raha vao vita io . De rehefa maka vola ao @ io kaonty io dia ariary no omena. zaran'ny banky aza mahazo dollara na euros . Io dia ho lasa devise ho an'ny olona hamadika vola raha handeha aty ohatra.
7. prime
(
02/06/2006 11:56)
Fa ny manahirana kely dia toa tsy maintsy manamarina miaraka amin'ny an-tontan-taratasy maro ianao hanamarinana ny niavian'ny vola fa nihahenjana ny fanaraha-maso aty Dago mikasika ny "blanchiment d'argent"...:?
8. xxx
(
02/06/2006 16:46)
Misaotra betsaka.
Raha resaka commercial toy ny importation dia toa tsy maninona manaraka ireny systeme REMDOC na CREDOC ireny.
Fa ny anton'izy io mansty dia rehefa misy vola takiana'ny oniversite aty andafy ohatra droit d'inscription dai tsy maintsy montant exact foana no haloha, raha mihoatra na milatsaka dia averiny.
Kanefa moa ny vola malagasy dai mbola mi-flote foana hatramin'izao ka mety hiovaiova ny cours des devises.
hany ka raha en devise avy hatrany le kaonty dia mino aho fa tsy hiova rehefa tonga aty andafy ilay vola halefa.
HM.

9. rrgmt
(
21/06/2006 16:22)
:^)
raha manana nationalité hafa noho ny gasy dia mety fa ny condition, ny transfert compte devises en Ar no tsy mety intsony
raha manana nationalité hafa noho ny gasy dia mety fa ny condition, ny transfert compte devises en Ar no tsy mety intsony