Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Dezy ( 27/05/2006 09:09)
tena
Nisy bandy 2 lahy tena mpinamana be atraminy fahatanorany,tsy ny fanary mihitsy.Ndray andro nefa nifanasa zareo miaraka @ vadiny avy ary zavatra mbola tsy fanaony izy mitsamy zany.Nandé ny ady hevitr... suite
répondu par Dezy le 02/06/2006 07:35
victime101 ( 27/05/2006 07:22)
HILATSAKA INGAHY PIERROT RAJAONARIVELO!!!!
Hilatsaka ho fidiana filoha ingahy PIERROT RAJAONARIVELO @ 03 décembre vaovao hita ao @ tribune androany io.Maro noho izany ny fanontaniana mipetraka eny ambavan'ny maro ka voalohany @ izany ny hoe ... suite
répondu par marozevo le 07/06/2006 20:06
soanja ( 27/05/2006 02:36)
Fananganan-jaza (lalana velona)
Henoko tamin'ny voalohandohan'ny taona teo fa nahantona hono ny Fanangan-jaza any Madagascar. Lasa maty ve ny lalana tao sa mila fanovana dia miandry sa ahoana? satria rehefa namangy orphelinas aho di... suite
répondu par fijo le 21/06/2006 19:56
dongadonga ( 26/05/2006 20:16)
mpifankatia niraikitra
ahoana no mba heritreritrareo ta@ ilay mpifankatia niraikitra teny Ambohimanarina fa tena maha lasa saina ahy ,fa sady mampalahelo no mahamenatra:^)... suite
répondu par mamps le 11/06/2006 20:35
lemenakely ( 26/05/2006 19:40)
Mbola maro ireo toerana mampatahotra ao TANA ao!.....
Asa ianareo raha mahatsikaritra fa na eo aza ny fandrosoana sns ,dia mbola maro ireo toerana mampatahotra ao TANA ao indrindra @ alina raisiko ohatra @ izany iny: AMBOHIDROA AMBOHIMANARINA iny akaikin... suite
répondu par Fiffi le 30/05/2006 12:44
4mimananelatra ( 26/05/2006 17:40)
MADAGASCAR un paradis sexuel pour les vazahas....
Nahalasa saina ihany ny zavatra hita tao @ GLACIER indray zomà alina, mahita vazaha lahy efa antitra be miady lohalika ifandrombahan'ireo zavavy ..MAHANTRA TOKOA ny firenena. Izaho sur fa any @ tany ... suite
répondu par Herimiafina le 11/06/2006 12:25
pissoa ( 26/05/2006 15:38)
lapin00
Nisy lapin kely ony zany nanapaka ny griffes-ny teo amoron-dalana an. Dia nandalo ny limace dia nanontany: - Fa inn ity ataonao? - Manamboatra ny hohoko zah dia am'zay afaka mandrangotra an'le renar... suite
répondu par totofy le 02/06/2006 19:31
victime101 ( 26/05/2006 15:06)
TOLOKO.... TOMANY....
TOLOKO.. TOMANY sy ratra manenika eto an-tany ka be ireo rendrika rendrika mila vonjy ka miantsoantso hoe: TOMPO O AIZA IANAO? Aleo angamba io hiran'i HERY (ex NJILA) sy NIRY LANTO io no hirain... suite
répondu par Fiffi le 30/05/2006 04:04
zah ( 26/05/2006 13:26)
FANAFODY SERY HAFA KOA E!
Ity koa fanaoko anakiray, ary vao nataoko t@ herinandro dia vao natoroko olona t@ w-e teo ka nahagaga azy : maka tongolo gros oignon 2 de voasana. Manaikitra maso hoy isika fa ny tena tsara dia ilay f... suite
répondu par velosoa le 05/08/2006 10:54
jentilisa ( 26/05/2006 13:24)
gidragidra Antananarivo 26 mey 2006
Naresaka be teo Antananarivo androany ny zava-niseho androany dia ny fifampififiran'ny polisy ny ny jiolahy teny Ankorondrano izay nifaramparana tao amin'ny tokotany malalaky ny Courts sy ny Cora moa ... suite
répondu par Fiffi le 01/06/2006 06:10
tsimatimanota ( 26/05/2006 09:56)
FAOBE
Ahoana ny fahitanareo ny firaisana faobe?... suite
répondu par Fiffi le 28/05/2006 05:26
tsimatimanota ( 26/05/2006 09:14)
FIFANKALALANA
Manao ahoana raha samy milaza mahitsy ny hevitra tadiaviny sy ny afaka omeny Tsim... suite
répondu par Fiffi le 02/06/2006 18:38
rabilabila ( 26/05/2006 07:40)
Hiaraka isika.....
iza avy no handeha hiaraka amin'i Dadah-Bodo-Bekoto amin'ny 16 juin ao Paris ? Sambatra ianareo aloha fa izahay aty Ambanivohitra aty mba miandry zavatra ohatran'izao e!! Milay aloha ilay formule indr... suite
répondu par Fiffi le 28/05/2006 05:27
mamafara ( 26/05/2006 07:16)
hasarotam-piaro, fitiavan-tena sa misy ambadika
Nandeha teny rehetra teny dia nahatsikaritra zavatra toy izao (azafady fa @ teny frantsay, tsy haiko ny manao traduction libre) Les femmes laides sont jalouses de leurs maris, les belles femmes sont ... suite
répondu par Fiffi le 29/05/2006 13:07
jentilisa ( 26/05/2006 07:02)
nanambady indray i Pst Mailhol
Efa nananambady manko izy fa nisaraka dia izao hanamabady fanindroany izao.Ahoana ny hevitrareo amin'io?... suite
répondu par dadabe le 10/07/2006 21:18
Fiffi ( 26/05/2006 06:38)
Sempotry ny rivotra politika ny firenena
Mafana tanteraka ny raharaha politika eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, izay toa hifampiderana fahaizana milalao azy, na ho an’ny antoko politika rehetra na mpanohana na mpanohitra ... suite
répondu par Fiffi le 04/06/2006 05:19
petiterose ( 26/05/2006 04:50)
Inona no mety hitranga?
Manahoana daholo tompoko, Miala tsiny fa tsy mpikambana ato ny tenako fa mindrana ny compten'i petiterose aho, Soary no anarako ary misy zavatra mba tiako anontaniana azafady. Izaho dia tsy mbola m... suite
répondu par fijo le 28/09/2006 22:00
soanja ( 26/05/2006 02:06)
Hanampy article ao amin'ilay wikianja?
Hery o, ahoana kay ny fomba fanampiana article ao amin'ily wikianja fa tsy mety hitako mihitsy ny fika fidirana amin'ny editer. Mahazo an'ilay hoe miverena amin'ny pejy iny foana aho. Azafady mba ampi... suite
répondu par soanja le 26/05/2006 11:17
soanja ( 26/05/2006 01:59)
critical thinking
Maninona isika any Madagasikara tsy mba nampianariny an'ilay "critical thinking" rehefa mianatra fa toa lesona par coeur fotsiny nefa tsy ilaina ilay izy rehefa tonga aty an-dafy, fa raha vao ilay nom... suite
répondu par rapala le 09/06/2006 06:11
soanja ( 25/05/2006 22:49)
CACHE
Nisy an'izay film frantsay izay nojereko (Caché) fa tena tsy voako. Efa mba nisy nahita an'io ve? Ny film frantsay aloha dia mampihaiky ahy fa vita amin'ny tsy ampoizina foana. Ary mety izay angamba ... suite
répondu par sakaizakely le 27/06/2006 21:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.9162