Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
booboo ( 30/05/2006 10:31)
tsiahy mampihomehy
Inona no raha efa nahazo anareo, nahamenatra beeeeeeeeee t@ zany fotoana zany ...ihomehezana kely hihihihihi. Nenà t@ niakata escalator vôlohany indrindra tao @ ilay supermaché tao Antaninarina... tohiny
novalian'i niryna ny 02/02/2007 20:34
vola100 ( 30/05/2006 10:22)
urgent
manao ahoana daholo! sao mba misy mahalala hopital tsara sy ampy fitaovana ary gynecologue mahay eto Tana ianareo? fa ny cousine-ko dia bevoka efa 7mois, ka hita fa mila fanarahana maso akaiky ka to... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2006 12:15
apache ( 30/05/2006 09:45)
efatra
Avy nianatra i litakely, hoy izy tamin'ny dadany : - za ry dada ôtran'ny tsy mahatoky intsony iny prof-nay iny an !!! aiza ve ka omaly izy milaza fa roa ampiana roa mira efatra; androany indray izy ... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2006 06:48
apache ( 30/05/2006 09:35)
reveil
Ny dadany sy ny zanany lahy: - Mba ampindramo an'ilay réveil-n'ialahy iny leisy za fa handeha maraina be rampitso ka matahotra ny ho tara an! - ty e, fa zany hoe indraindray izy ity mandeha fa indr... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2006 06:48
dadabe ( 30/05/2006 09:32)
resaka matotra ity a
ho fanomezana fahafam-po ny namana dia :snif::snif: :D:o8):P:twisted::!::arrow:(l):/:^):evil::-*:)8O:lol::oops::roll::?::}:-D:-D:{^^:*;-):-o:-P8-):°):idea::wink::cry::x:? famaranana :snif::sni... tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 02/06/2006 13:25
lapino ( 30/05/2006 06:37)
dokam-barotra
http://m0rten.mine.nu/morten/fun/pics/animals/cat_carrier.jpg :-D:-D:-D... tohiny
novalian'i totofy ny 02/06/2006 18:47
diamondra27 ( 30/05/2006 06:17)
psychose
ary misy olona manana psychose mihitsy ato @serasera fa na namana vaovao na namana efa ela dia velompanontaniana hoe: diamondra27 ihany ve no dadabe?... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/06/2006 15:15
sareraka ( 30/05/2006 06:03)
Nama e.... mama o.....
Nama e...mama o... tsy rarahanay izay 5 sy 4 taona itondràny anay fa ny vola be aferany mandritra ny 20 androm-pifidianana iny izay ihany ny anay ny anay ny anay....e nama o ..mama e... tsy ra... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 19:53
Ralay ( 30/05/2006 05:42)
Misy ve Andriamanitra
Misy marina ve Andriamanitra fa amiko aloha dia tsy misy izy satria tsy mbola nisy nahita azy sady mbola tsy nisy ireo maty nilaza fa tsara na ratsy any andanitra any ohatra ihany ireo fa misokatra ny... tohiny
pimaso ( 30/05/2006 05:02)
FIFIDIANANA
Manana ny maha izy azy ve ny candidat tsirairay, sa fitia te hiseho na voaloa vola ka tsy maintsy mitsangana, misaotra... tohiny
novalian'i sarobidy ny 13/07/2006 04:32
Fiffi ( 30/05/2006 04:44)
FANGATAHANA" VISA ".mankany Frantsa:Misy hafahafa ao .
Nisy fianakaviana iray, efa-mianaka, izany hoe mpivady miaraka amin’ny zanany roa, nanao fangatahana « visa » hitsangantsangana any Frantsa. Nolavin’ny « consulat » frantsay anefa izany fang... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/06/2006 11:44
ari.malala ( 30/05/2006 04:42)
RV dans 3 mois
:D:D:D:D lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra, ka dia an-kafaliana tanteraka no ilazako aminareo namako rehetra eto amin'ny namana serasera fa handeha kely aho afaka roa andro, izany hoe ny ala... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 07:08
titis ( 29/05/2006 19:31)
Rafahafatesana
Hono ho'aho ry reto,nareo ve tsy mba nieritreritra ny hoe rahoviana no tour handehanana hatory eo ambony farafara vato?(rafahafatesana mazava ho azy):snif:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 18:11
titis ( 29/05/2006 19:07)
Fikarakarana vatana @fitondrana vohoka
Rehefa tonga eo @telo volana mitondra vohoka dia mampiasà huile d'amande douce,ahosotra @ nono,kibo,sandry,ny fe,isa-maraina mba hialana @vergiture rehefa teraka.Somary lafolafo ihany any @pharmacie.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 04:25
MTN ( 29/05/2006 16:33)
Mitady: Zovy no tsy mahalala fa ny fitia tsy kilalao
Tsy haiko na Lolo sy ny tariny na Mahaleo na ... no mihira ity. Fa tamin'ny radio Don Bosco tany Dago ihany aho naheno azy. sao misy manana ianareo. Zovy no tsy mahalala fa ny fitia tsy lalao Zo... tohiny
mbolatsara ( 29/05/2006 13:14)
Majunga ve ???????
Bonsoir !!! Mangataka tononkira azafady !!!! Majunga ve ??? Hira kalon'ny fahiny io hira io,ilay misy hoe , inona no hiraino ô !! iza no tanataraina Avaratra andrefana no misy azy ... tohiny
novalian'i Andii ny 05/06/2006 04:59
Fiffi ( 29/05/2006 12:50)
Fampatokisana
Raha manana namana ianao , dia matoky azy ianao , de miresaka aminy , de mitantara ny zavatra manjoa anao. Normal daholo zany satria izany no maha-mpinamana anao azy. -Saingy hatraiza , na misy f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:09
Lalah ( 29/05/2006 12:12)
Fampirafesana
Rangahy nampirafy. Raikitra ny ady saritaka, samy nitokona tsy nety niala tao an-trano izy roa vavy 29-05-2006 / 09:31 Somary nampihomehy ihany ny zava-nitranga satria raikitra ny ady sar... tohiny
perfect ( 29/05/2006 07:55)
convertisseur electrique
izay mba manana schemat electrique fananganana convertisseur 12/220v mahazaka 1000w mba hanaovana fa mampijaly ny courant any ambanivohitra e!mila fanampiana ô ... tohiny
novalian'i Komm ny 25/08/2006 14:12
perfect ( 29/05/2006 07:49)
fomba famoronana budjet
mila fanampiana ry akama ny tenako @ fananganana budjet @ ankapobeny, izay mba manankevitra dia mba valio ny tenako fa misy ilako an'io,fananganana budjet dia izay rehetra tokony ho hita ao anatin'io ... tohiny
novalian'i Vaika ny 29/05/2006 11:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.7661