dokam-barotra
1. lapino
(
30/05/2006 06:37)
http://m0rten.mine.nu/morten/fun/pics/animals/cat_carrier.jpg :-D:-D:-D
novalian'i totofy ny 02/06/2006 18:47
3. Fiffi
(
30/05/2006 07:08)
:-D:-D:-D:-D zah zao nanantena hahita brochette lapino kely kay saka le izy klé :-D:-D:-D:-D:-D:-D
Noheveriko hoe natahotra i lapino hiafara @ brochette kay saka le izy :-D:-D:-D:-D tsy ratsy an!
Noheveriko hoe natahotra i lapino hiafara @ brochette kay saka le izy :-D:-D:-D:-D tsy ratsy an!
6. pissoa
(
30/05/2006 07:36)
Ka le sary tsy mampme fa mampanaelo knou :( dia tiako ho fantatra oe inn ary no dikan'le soratra :wink:
=))=))=))
=))=))=))
8. totofy
(
30/05/2006 08:16)
zelkely :-D:-D:-D, jereo lé sary fa misy casque dé ary ambany misy zava-maranitra (perceuse), ngah =))=))=)) mafy dé mafy =))=))=))=))=))=))=))=))
10. totofy
(
30/05/2006 08:30)
kay marary kosa io zvt maranitra io ry lapino klé
Ao fa atao somary dombodombo ny an'i mamzelkely e!
anjekay ôôôôô=))=))=))=))
15. mamzelkely
(
30/05/2006 09:48)
lapino aaa an an an ts asiko an'io kocha ny chakako klé mampnaelo beuu izy :-D:-D
16. ravakamalala
(
30/05/2006 10:03)
dadabe > tsy misokatra ny inn? sao tokony hasiana an lé maranitra io ?=))=))
18. totofy
(
30/05/2006 10:11)
lapino ts asiko an'io kocha ny chakako klé
mamzelkely , tena mampimé be ana enao , hadikao teny vaza ngé lé teninao é chaka vavy vé =))=))=))=))=)):*:*:*:*^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
20. mandrindra
(
30/05/2006 13:26)
mamzelkely, fa inn no mahasammy hafa ny teny gasy sy vazaha? fa tsy rehefa saka ve dia saka e?
