Liste des messages
Liste des messages, inserés par MTN, par ordre de date
MTN
(
06/06/2007 19:16)
te hatory
Ahoana kay ny hevitra fa tena te hatory be foana aho isaky ny mijery ecran ordinatera? Nefa izaho tsy maintsy mampiasa ordinatera foana isan'andro.
ps: za amle olona tsy mahazo misotro kafe matetik...
suite
répondu par Manatenasoa le 10/06/2016 18:20
MTN
(
12/01/2007 02:17)
tsy tafiditra chat
Izaho wa tsy mety tafiditra amin'ny karajia serasera mihitsy eh. Misy an'ito foana:
20:50] *** Welcome to CGI:IRC 0.5.7 (2005/06/19)
[20:50] *** Looking up web2.epiknet.org
[20:50] *** Connecting...
suite
répondu par Fiffi le 14/01/2007 12:28
MTN
(
02/01/2007 17:19)
frantsay
Ahoana ianareo amin'ireo Le Pen sy Sarkozy nirotsaka president ireo?...
suite
répondu par fijo le 12/01/2007 22:57
MTN
(
03/12/2006 15:51)
momba ny sary
Raha ny hitako tatsy amin'ny sary tatsy dia misy tsikera tsy fehy tsikera fotsiny fa tena fanenjehana olona mihitsy. Koa tsy mety ve raha afaka aisorin'ny tompon-tsary ireny? :wink:...
suite
répondu par kitjo le 06/12/2006 14:12
MTN
(
21/11/2006 02:04)
daomy
Ataoko fa mahalala an'i 18.3 daholo ianareo an. Ilay mpanao rap gasy ireny.
Dia amin'ny hiran-dry zareo misy ilay
"ilay razoky tena nisenina nahakobo daomy double valo".
Dia nihomehimehy daholo ny...
suite
répondu par Bakobako2 le 26/11/2006 11:17
MTN
(
14/11/2006 18:19)
Rap gasy
Nareo kay sao mahita ilay rap gasy talohaloha ireny. Na ilay ambany gorodona na tsy?...
suite
répondu par laalah le 27/11/2006 21:14
MTN
(
03/11/2006 01:57)
mpihira malaza
Iza ndray kay zao ry reto no mpihira malagasy malaza? Raha mety dia mba atoroy ahy ny rohe mankany hoe eh...
suite
répondu par ninih le 08/11/2006 11:50
MTN
(
03/11/2006 01:47)
bds 2006
sao dia mahita krakina borland developer studio 2006 ianareo? :}...
suite
répondu par MTN le 05/11/2006 20:37
MTN
(
26/10/2006 20:41)
mahay
-firy ary ny isan'ny kaontinanta eto an-tany?
-fito, za lazain'ny olona hoe tsy mahatadidy isa fa iny kosa mba tadidiko iny....
suite
répondu par kiali le 27/10/2006 15:07
MTN
(
28/07/2006 09:30)
Nahazaka PDG
-zany hono dia PDGn'ny sekoly Anjekakio ny sipan-dry y?
-ndreiss, aoka fotsiny (sady mijery hoho)
-fa angaha moa misy PDG ny sekoly ohatran'io?
-ye koa, prof de gym tany Ambodikorofy izy taloha....
suite
répondu par MTN le 07/08/2006 18:12
MTN
(
13/07/2006 11:40)
diso toerana
somary diso toerana ny nanasivan-drazozy azy, na mety tsy ho diso ihany satria vaovao tetsy sy teroa ilay izy http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44b623baad3bd...
suite
répondu par kala le 19/07/2006 06:46
MTN
(
01/07/2006 12:54)
masaka ilay google earth
nijery google earth aho tato ho ato dia lasa nitombo be ny resolutionan'ilay izy, hita daholo ireny Ankatso,Analakely,... na ny any ambanivohitra aza kobo.
Andramo ange eh...
suite
répondu par MTN le 07/07/2006 16:39
MTN
(
20/06/2006 10:13)
boky
Fa maninona kay ny vehivavy no mahay mamaky boky noho ny lehilahy eh?
Dia maninona koa ny lehilahy no mahay mamaky endrik'olona noho ny vehivavy?
nefa ny maha-samy hafa ny lhl sy y vhv ve tsy reny ...
suite
répondu par Fiffi le 22/06/2006 11:31
MTN
(
12/06/2006 13:44)
belge indray
Feno diana gaoma sy blanco ny ecran'ny ordiany....
suite
répondu par totofy le 22/06/2006 07:21
MTN
(
06/06/2006 11:51)
Amiba
Izany hono rehefa voan'ny amiba indray (ilay kankana kely dia kely ao amin'ny tsinay) dia tsy mety afaka tanteraka intsony? Manalefy azy fotsiny hono ny fanafody?...
suite
répondu par fijo le 11/07/2006 20:10
MTN
(
29/05/2006 16:33)
Mitady: Zovy no tsy mahalala fa ny fitia tsy kilalao
Tsy haiko na Lolo sy ny tariny na Mahaleo na ... no mihira ity. Fa tamin'ny radio Don Bosco tany Dago ihany aho naheno azy.
sao misy manana ianareo.
Zovy no tsy mahalala fa ny fitia tsy lalao
Zo...
suite
répondu par Famantanana le 05/07/2006 09:28
MTN
(
28/05/2006 20:08)
Fampianarana amin'ny teny gasy
Tena miertitreritra marina ve ianareo fa ny fampianarana tamin'ny teny gasy no tsy nampadroso tamin'ireny fotoana ireny sa ny sosialisma malagasy?...
suite
répondu par Fiffi le 22/06/2006 16:23
