te hatory

1. MTN ( 06/06/2007 19:16)
Ahoana kay ny hevitra fa tena te hatory be foana aho isaky ny mijery ecran ordinatera? Nefa izaho tsy maintsy mampiasa ordinatera foana isan'andro.

ps: za amle olona tsy mahazo misotro kafe matetika :wink:
2. kelly13 ( 06/06/2007 19:19)
hihihi soloy coca
3. Stretch ( 06/06/2007 19:23)
io mananiany olona io ihany

ataovy ao anaty rano mangatsika am koveta ny tongotra ,
ary aza manao akanjo mafana , famora rendrika.
:wink:
4. MTN ( 06/06/2007 19:33)
Ato amin'ny biraoko ange izany eh. Dia tsy misy cuvette. Sady mampihomehy be izany raha sendra misy mitady ahy tampoka ato.
5. Stretch ( 06/06/2007 19:36)
de andana ganagana misasa lou e !
:°)
tsisy centpoint :roll:
6. MTN ( 06/06/2007 19:51)
hmmmmmmmmm, a long terne kah :-D
7. Stretch ( 06/06/2007 19:56)
Monsieur MTN ,
tena mampalahelo marina ianao
tsy tena sahirana be mihintsy ve
izany ianao
raha vao miasa am computer
dia te hatory foana
mba efa nanontany ny hevitrin'ny
mpitsabo ve ianao .
:-o
8. MTN ( 06/06/2007 20:21)
Mbola tsia kah, sao dia vitan'anamalaho dia amonoana vatotr'akondro.
9. Stretch ( 06/06/2007 20:25)
raha misy anamalho moa any
amin'ny toerana misy anao
angé dia vao maika tsara
dia manaova aloha zany

dité mafana am anamalaho

ny vatotr'akoho koa
mbola maimbo tain'akoho
raha sanatria ka tena
tsy maintsy
hiafara amin'ny famonoana azy

:oops:
10. Fiffi ( 07/06/2007 05:38)
MTN:
Ahoana kay ny hevitra fa tena te hatory be foana aho isaky ny mijery ecran ordinatera?
tokony hijery ophtalmo enao an !


11. diamondra27 ( 07/06/2007 06:51)
mila matory tsara aloha refa tonga any an-trano
de aza be eritreritra
de refa tonga any ampiasàna dia ny asa no ataovy tsara
rehefa hitanao fa mitady ho rearaka de mijere site blagy sy ze site hitanao intéressant any de tsy lasa le torimaso avy eo

jereo any @ yahbon.fr ohatra :oops::oops:

raha site fivavahana indray dia ilay site topchrétien iny no tiako jerenao na le site guadadvent misy fampaherezana be de be ao sady misy promesses maro

de aza dia mi-forum be loatra eto na mitsaty fa ahenao ny regime

andramo dia lazao anay na mety na tsia

mahereza an!:-*:-*
12. sakaizakely ( 07/06/2007 07:42)
isaky ny tady rendremana kely iny dia jerevo ito http://www.madanight.com/articles/mode/806-lingerie-fine-ony-devoile-les-tendances-tres-sexy.html
13. booboo ( 07/06/2007 10:11)
:-D
14. xxx ( 07/06/2007 11:03)
diamondra27:


raha site fivavahana indray dia ilay site topchrétien iny no tiako jerenao na le site guadadvent misy fampaherezana be de be ao sady misy promesses maro





:?::?::?:
Sao dia mba hiesona eo ilay zanak'olona
15. sakaizakely ( 07/06/2007 12:03)
xxx:

diamondra27:


raha site fivavahana indray dia ilay site topchrétien iny no tiako jerenao na le site guadadvent misy fampaherezana be de be ao sady misy promesses maro





:?::?::?:
Sao dia mba hiesona eo ilay zanak'olona


za kou manko mbô gaga =))=))=))=))=))
16. diamondra27 ( 08/06/2007 05:56)
:lol:
17. MTN ( 12/06/2007 01:42)
Hosoloina mihitsy ny ecran. Izay angamba no vahaolana. Tsy tiako ny hanao solomaso satria talohan'ny nanomboako tsy naninon-tsy naninona dia.

Misaotra anareo nanoro hevitra. :-* :* :-D
18. ikaretsaka ( 13/06/2007 05:34)
MTN:

Ato amin'ny biraoko ange izany eh. Dia tsy misy cuvette. Sady mampihomehy be izany raha sendra misy mitady ahy tampoka ato.


inona ny olana? ny ahy petahako amin'izany ko... fafako ny tongotro dia ampidiriko ny kiraroko raha hoe ampanatsoina aho
raha tsy ampanatsoina fa ato @ biraoko.. ao ambadiky ny desk ao.. angaha misy mahita?
19. Mitah ( 08/07/2007 21:31)
Mba andramo ity raha mety aminareo.
Mitondra ireto any am-paosy aloha izany ianao ry MTN raha any am-piasana no hampiasa azy.
Rano mangatsiaka(ilay amin'ny tavoahangy ireny), voasary makiraka, cotton boribory na ilay carree fampiasan'ny vehivavy amin'ny tarehy.
Rano mangatsiaka iray sotro lehibe. asiana tete 10 ranom-boasary makirana , tsihifina amin'ilay cotton dia atao maska amin'ny maso mandritra ny 10 a 15 mn.Manao indray mandeha toa io voalaza io atao @ maso ilany.Akipy ny maso ary mi-relax.Andramo dia lazao eto raha mety aminao.Andramo any an-trano aloha raha mety dia azonao atao amin'ny fotoana fisakafoanana any am-piasana.
20. diamondra27 ( 09/07/2007 01:09)
mtn: ahoana efa nanandrana ve
de ahoana

mitah: ka tsy hangirifiry ve ny maso @io jus de citron io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5543