masaka ilay google earth

1. MTN ( 01/07/2006 12:54)
nijery google earth aho tato ho ato dia lasa nitombo be ny resolutionan'ilay izy, hita daholo ireny Ankatso,Analakely,... na ny any ambanivohitra aza kobo.
Andramo ange eh
novalian'i MTN ny 07/07/2006 16:39
2. Achia ( 02/07/2006 11:38)
tena tsara kosa lay izy ka ;fa aiza no fanovana azy ho teny frantsay;fa za tena tsy mahay teny english :lol::lol:
3. MTN ( 02/07/2006 18:25)
tsy koboko fa ny ahy noinstaleko fotsiny dia avy eo zoom sy akisakisaka amin'ny sourie dia hita eo ny farany izay tadiavina.
Kay ilay rova efa tena tsy misy raisina mihitsy kle
ohatra ny lasa mahavita mitety izao tonotlo izao izany. izany pyramide d'egypte izany indray izao no tiako hojerena fa saingy tsy hitako mihitsy
4. hery ( 03/07/2006 05:35)
Ny tena manja amin'ilay izy dia ilay miaraka mijery. Zah matetika mi-chat amin'ny bandy akama any amin'ny dezaka dia miaraka mitety tanàna... fa manja tokoa aloha e.
Misy tsy hita tsara ihany ny tanana sasany kah. Zah nijery Arivonimamo fa manjavona... Antsirabe nefa mazava hatramin'ny lavaka eny an-dalana lol
5. mamzelkely ( 03/07/2006 06:59)
tena tsara mits io ka za zao nahita an tranonay mits aza de ny tranon'ny zokinay sy ny sisa tena milay be mitry
6. lapino ( 03/07/2006 07:31)
Misy ohatra ny zavatra napetaka skôtsa zany le izy eny @ le misy sary tsara. Mananjary koa izao no mbola tsy mazava, kanefa Manakara eo akaiky eo efa mazava.
7. rapala ( 03/07/2006 08:57)
mahagaga toko fa vo nijery mihintsy za teo, i majunga mazava tsara be mihintsy, hita mihintsy ilay piscine hotel, nefa za nijery any tana nanjavona be, inona no mahatonga izany sa tsy ampy ny resolution-ko @ pc?
8. MTN ( 03/07/2006 14:11)
tsy koboko, fa y fatatro aloha dia efa talohan'ny 2005 ny Antananarivo sasany eh, satria nisy toerana efa feno trano amin'izao nefa mbola tsy misy na inona na inona izy ao. Ny lalana Ankorondrano koa mbola ilay teritery taloha iny ihany.

rapala: ny ahy tana tena mazava be mihitsy, hita teboka kely mihitsy ny olona
9. rapala ( 04/07/2006 08:56)
MTN: marina oe, fa maninona ny ahy no manjavona, izahay mba mahalala mba hilazao ny antony O, aiza ilay dokotera ny ordi iny?
lapino, help:)
10. MTN ( 04/07/2006 11:04)
lapino marina izao no tadiavina
11. pissoa ( 06/07/2006 11:12)
Hanoratra eto ihany zah ny farany ... :-D
Mampanetsetra be le google indraindray. Lasa miteny oe ... Io ny tranonay eeeee, de io ny fiangonanay eeeee, de io ny tanimbarinay eeee, de eto ho eto ny tranon'ny aliaka kelinay eeee, sns :{:{:-D:-D:-D
12. lapino ( 06/07/2006 15:46)
pissoa:
Lasa miteny oe ... Io ny tranonay eeeee,
Io ny fofifa e ... :lol::lol:
13. pissoa ( 06/07/2006 16:05)
Hihihi, iny kou tsy hadino ... de ny fiandrasanay bus eee, sns :lol::lol:
14. lapino ( 06/07/2006 17:05)
Io ilay eny amin'ny ankodimirana e ... :wink:
15. MTN ( 06/07/2006 17:46)
hi hi hi, d fanaovana rendez-vous eh
16. pissoa ( 06/07/2006 17:49)
Hay ve lap mpiandry bus eny amin'ny ankodimirana e :roll:
17. MTN ( 06/07/2006 17:56)
aza tratrany any amin'ny ankodimirana wa ...
18. pissoa ( 06/07/2006 18:05)
Kalou tadiaviko ato am'google indray izay lalana hitsoahana :-D:-D:-D
19. lapino ( 06/07/2006 18:47)
Fa bus ve no handrasana eny amin'ny ankodimirana e? :roll::wink:
Tonga de jereo ao hoe izay ambany sôsety na anaty kininina akaiky eo, fa any izao no tsara hitsoahana kle! :wink::-D:-D:-D
20. pissoa ( 07/07/2006 04:32)
Ka aona moa no hahaizako ze andrasan'lah eny e ... bus fotsiny no noteneniko farany dia ankodimirana no tenin'lah koa tsy bus zany? :roll:

Hihihi, eo indray dia mitady hifoka sôsety eo ambody kininina eo :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4513