masaka ilay google earth

21. lapino ( 07/07/2006 07:13)
Fa ndry izany hitsoaka bus eny amin'ny ankodimirana? :wink:

Fa mila allumeuse aloha dia hita eo avy eo raha hidona-tsetroka eo ambody kininina, fa aty ary tsy misy afo akory ko! :wink:
22. pissoa ( 07/07/2006 09:13)
Elah ihany no mahita an'zany ankodimirana fa zah nga mahita an'zany :roll:

Dezole fa zah tsy mahafantatra allumeuse ... Sady elah ngo de misy lasantsy ka tsy hidonaka fotsiny handoro tanety eo :wink::-D:-D:-D
23. lapino ( 07/07/2006 09:29)
Jereo amin'ny google earth e! :wink::-P

Fa danzz be ndray zany kle! Rehefa misy lasantsy dia may ny tanety! :-D:-D:-D
24. pissoa ( 07/07/2006 09:34)
Ity resaka ity koa zao efa mitady hidila ny size fa aleo alou tadiaviko kely ao am''google indray le ankodimirana :-D:-D:-D
25. lapino ( 07/07/2006 09:41)
Ary efa kobon-dry ny adiresin'ilay ankodimirana an! :wink::-D:-D:-D
26. pissoa ( 07/07/2006 09:46)
google oa fa tsy google earth! Tadiavina kloo le adiresy izany :-D:-D:-D
27. MTN ( 07/07/2006 10:35)
pissoa:

Hihihi, eo indray dia mitady hifoka sôsety eo ambody kininina eo :wink:



Hi hi hi, grand mitsy koa ry pissoa zany, sa zatra nanao izany taloha. Teny ankodimirana an, dia nandeha bus mankany an, d mitondra lasantsy sy ravitsosety... revy ko zany le (sa sosety vaoniny? lol)
28. lapino ( 07/07/2006 12:26)
Grand mihitsy hoa! :-D:-D:-D
29. pissoa ( 07/07/2006 12:43)
MTN, aza ampifamadihana ny anaran'olona fa manahirana :roll: lap (le Grand) no niteny ny sasany an'reo teninao ireo fa tsy pissoa.

lapino:
Fa bus ve no handrasana eny amin'ny ankodimirana e?
Tonga de jereo ao hoe izay ambany sôsety na anaty kininina akaiky eo, fa any izao no tsara hitsoahana kle!

lapino:
Io ilay eny amin'ny ankodimirana e ...


Ny tenin'i pissoa de oe:
pissoa:
Elah ihany no mahita an'zany ankodimirana fa zah nga mahita an'zany

pissoa:
Sady elah ngo de misy lasantsy ...

:-w:-w:-w
30. lapino ( 07/07/2006 13:33)
Aiza koo ze ampifamadihan'i MTN eo e? :-D:-D:-D
31. pissoa ( 07/07/2006 14:11)
Eo koa dia mody gana eo :-D:-D:-D



32. lapino ( 07/07/2006 14:50)
Dia manao lalan-kitam-pissoa am'le gana ndray :wink::-D:-D:-D
33. pissoa ( 07/07/2006 15:26)
De maninn e? Sa mody gisa no tian'lah? :roll::-D:-D:-D
34. xxx ( 07/07/2006 15:27)
Iza ndray zao no nanova io size io :roll::-D:-D:-D
35. lapino ( 07/07/2006 15:32)
Aleo am'zay za :-$:-$ fa tsss ;)
36. MTN ( 07/07/2006 16:39)
pissoa: samy tany re nareo fa aza mody mifanilaka eh, ny anazy ravi-kininina dia ny anao ravi-tsosety

lap: ao fa tsy teninteneniko:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.197