Amiba

1. MTN ( 06/06/2006 11:51)
Izany hono rehefa voan'ny amiba indray (ilay kankana kely dia kely ao amin'ny tsinay) dia tsy mety afaka tanteraka intsony? Manalefy azy fotsiny hono ny fanafody?
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:10
2. watafon ( 06/06/2006 17:33)
tsy marina kosa zany ry MTN an! rah ohatra ka mihinana fanafody tsy ampy fatra d manjary tsy hahasitrana azy intsony ireo fanafody ireo any aoriana ! fa raha manao fitiliana k hita fa amiba marina no mahazo anao k manaraka fitsaboana ara-dalàna d ho sitrana tanteraka k ! ny mampiverimberina azy matetika d ny tsy fitandremana @ rano fisotro e!
3. Fiffi ( 07/06/2006 15:24)
wata: f'ita wa eh ? mihinana fanafody hono mandritry ny 1 semaine de hajanona mandritry ny 2 semaines de varina indray de afaka io koh!
4. MTN ( 07/06/2006 15:32)
six
5. fijo ( 07/06/2006 19:35)
za efa nisy an'io taloha fa hafaka ihany ko
6. Fiffi ( 08/06/2006 05:26)
zany ange hoa eh!
7. watafon ( 10/06/2006 14:14)
MTN: siksa koa ary e!
8. MTN ( 10/06/2006 16:17)
watafon:

ny tsy fitandremana @ rano fisotro e!



Mba mankanesa any ankodahoda any ambanivohitra tsy tongan'ny fiara sy ny zandary any fa marary kibo ihany afaka tapabolana, na ampangotrahana aza ilay rano. Mbola misy toerana mitoka-monina ao Dago ao.
9. Fiffi ( 11/06/2006 14:42)
zany an ?
10. watafon ( 12/06/2006 04:57)
MTN: k za ange aty ankodahoda mihitsy zao e! fa tongan'ny fiara aloha e! fa betsaka an'io mihitsy aty zay no hahafantarako azy tsara ! raha tena mampangotraka rano kosa aloha tsy voan'io e!
11. MTN ( 12/06/2006 14:02)
watafon: dia misy internet koa ve any?
12. watafon ( 13/06/2006 09:37)
MTN: an3 k magie magie ftsn ity hiresahako eto ty k !:-D:-D misy net aty fa vazivazy doly zany e ! fa ny tanàna manodidina anie tena ambanivohitra b e!
13. diamondra27 ( 13/06/2006 10:10)
wata: kay kay kay mitandrema ihany na de izany
14. MTN ( 13/06/2006 13:14)
:-D
15. fijo ( 13/06/2006 20:44)
raha mampangotraka kosa maty io kle
16. MTN ( 14/06/2006 00:28)
ka tsy haiko eh, le sotrobe mihitsy angamba no fositra.
17. watafon ( 14/06/2006 04:48)
MTN: k le sotrobe koa ange ampangotrahana e! :lol:
diam: tsy misy hatahorana akia ny amin'izany an, ny rano ampiasainay ange traiter-na doly e! :wink:
18. Fiffi ( 14/06/2006 04:51)
tserilizena daholo zany ny zavatra hampesaina ?
19. watafon ( 14/06/2006 04:54)
ie, fa ny rano sotroina no tiako tenenina eto k !
20. Fiffi ( 14/06/2006 12:45)
ah! ok ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5069