Amiba
23. watafon
(
17/06/2006 07:00)
non k ! parasite ihany izy io k "entamoeba histolytica" na AMIBA zay mihitsy no fiantso azy , azo avy @ fisotroana rano tsy voadio na sakafo matetika ! "dyssenterie amibienne" no filaza azy e!
24. Fiffi
(
17/06/2006 16:31)
de zay ve le mahatonga hoe handrahoana ela ny sakafo ? ny voankazo sy ny legumes moa zany de toa hoe indraindray hasiana heu...permanganaty moa ? indrindra fa ny cresson ?
30. Fiffi
(
26/06/2006 18:30)
wata: heu... na le hoe "Amiba" aza tsy fantako akory fa mamaky le dinika zah de hoe kankana kely anaty tsinay de azoko an-tsaina hoe inona le izy ! nga tsy grave eh! :oops:
32. Fiffi
(
27/06/2006 12:24)
:) :* ! ie ! io aloha de efa tsy afaka ato anaty lohako intsony an! Fa ny tena fantatro de ny "tenia sy ascaris"
34. Fiffi
(
28/06/2006 06:36)
wata: :*:*:)
Fa inona akia le kankana hatahorana hoe anaty ireny cresson ireny de hasiana permanganaty kely hono rehefa manasa azy ? io amiba io ve ? sa le anona ?
Fa inona akia le kankana hatahorana hoe anaty ireny cresson ireny de hasiana permanganaty kely hono rehefa manasa azy ? io amiba io ve ? sa le anona ?
36. watafon
(
09/07/2006 05:42)
Fiffi: io k ! d misy hafa koa ilay mahatonga ny cysticercose !
fijo: d efa mahay koa zany zao ?
fijo: d efa mahay koa zany zao ?